Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero

21. RBNIR ( 31/01/2016 04:34)
rhaj0:

RBNIR:
Si on observe des planètes tourner autour de « rien », on en déduit qu’il y a trou noir...Izany hoe ho hitan'ny maso tsara mihitsy hoe iny fa misy étoiles natelin'ilay trou noir..

Aoka ho'a ry RbNIR.. ny planeta, hozy i Junior, mahavita miodikodina manodidina ny trou noir, nefa ny etoiles indray hozy i RBNIR no "voatelina"...

esy ee.. f'angaha ho'a izy ity toa ny resa-baiboly, ka na ahoana na ahoana ny fanodikodinanao azy eo, dia toa mety foana... hozy Ramino ee...


Aza akorontana ny zavatra soratako rhajo a!

Après an'ireo "citation" ao amin'ny junior dia izao no voasoratra ery ambony:


Ao amin'ilay premier technique : on le detecte par la presence d'une planète qui tourne autour de rien (izany hoe tsy potika ilay planète fa mihodikodina eo fotsiny izy izany).....ahoana moa ianao no milaza fa tsy maintsy ho potika ny tany ry rhajo?????

Troisième technique : un trou noir attire et dévie la lumière. Si il passe entre la Terre et une étoile encore vivante, la lumière de cette étoile sera déviée et on aura l’impression que cette étoile brille encore plus que d’habitude.

Izany hoe ho hitan'ny maso tsara mihitsy hoe iny fa misy étoiles natelin'ilay trou noir ary dia mbola manjelanjelatra ery izy amin'izay........


Ary mba vakio tsara moa junior fa izao no voasoratra ao mikasika ny fiteloman'ny trou noir ireo étoil manodidina azy e:

Aleo ary avahana tsara ny citation e!
Hoy junior hoe
C'est quoi (un trou noir)
Un trou noir se trouve dans l’espace, et attire tout sur son passage, comme un aspirateur géant ultra-puissant. Il est tellement puissant qu’il aspire même la lumière......

Aleo ampiana ny fanazavana, araka ny fandinihina hoy ry zareo manampahaizana dia misy planète mihodikodina ho azy fa tsy misy soleil anefa eo afovoany (déduction hoy ry zareo) nivadika trou noir ilay soleil teo afovoany...
Déduction hitako kosa : raha mivadika trou noir ny soleil iray tsy voatery levona ireo planète manodidina fa mbola mihodikodina eo hatrany...
Tsy voatery levona avy hatrany ny tany raha mivadika trou noir ny masoandro....
22. rhaj0 ( 31/01/2016 15:03)
Dia avy aiza ny hafanana/hazavana ilain-draolona iainany @ izany ry RBNIR, raha lasa trou noir hoz'ianao ny masoandro aaa.. Sa moa ho'a efa nakisak'i Jesosy atsy @ univers parallel daholo isikana, dia any isikana no mitazatazana trou noir io???? dia any isikana miandry ny kintana hiraraka io???

Entouka...

1- Izany masoandro maty (no) mampalahelo izany re ry RBNIR dia tsy hiseho raha tsy any @ millions d'annees aoriana any aaa... Ary ny eruption solaire dia tempete electromagnetique fotsiny fa tsy maharava izao tontolo izao.

Ka ngo dia izay indray no ivavahanao ao mba aharava izao tontolo izao, ary dia "tanteraka ny faminaniana", hoz'ianao. Koa dia amboary ho'a ny saina, fa mba nanombatombana i Jesosy, dia izay no takan'ny hoza-dohany, dia mody lazainy @ "feo mahery", dia koditra tokoany ny namany de l'an zero... dia ianao ve ry RBNIR dia mbola ao foana koa h@ izao, @ izany "fi(s)ainan'ny Taon-jato Zero" izany.


2- Dia asa koa raha mba hitanao ny tombatomban'i Stephan Hawkin. Fa ny ahapotika ny planeta Latera hoz'izy, dia ny ataon-draolona aminy ihany: rechauffement climatique sy izay troud'ozone sns ireny sy ny vokany.. Ary izany dia hitranga any @ 100 na 200 taona aoriana any, raha toa ka tsy mitandrina sy mahakojakoja raolona. Fa raha mahay mihazakazaka ny teknolozia, dia mety lasa coloniser-na i Mars ohatra, ho.z'izy.. Fa ny fanirian'ny maro, dia io fihazakazahan'ny teknolozia io no hanakojakojana ny planeta Latera.

Fa io ho'a mbola any @ an-200 taona ho avy, ngo dia eo indray, dia izay indray no ivavahanao ho tanteraka ao, dia hanamafisanao ny finoanao an'izao faminanian'ny taona zero izao. Dia hi-delire ao f'ataovy...
23. RBNIR ( 01/02/2016 00:45)
rhaj0:

Dia avy aiza ny hafanana/hazavana ilain-draolona iainany @ izany ry RBNIR, raha lasa trou noir hoz'ianao ny masoandro aaa.. Sa moa ho'a efa nakisak'i Jesosy atsy @ univers parallel daholo isikana, dia any isikana no mitazatazana trou noir io???? dia any isikana miandry ny kintana hiraraka io???

Mahafinaritra aloha rehefa miaiky ianao fa misy possibilité hafa ankoatran'ny "Red Giant", dia ny trou noir...

Ny secret tsy fantatrao kosa dia ao aoriana kely aho ny olona "haniry ho faty" noho ny loza izay hitranga fa tsy hety ho faty namana.......

« Dia lasa tahaka ny taratasy voahorona ny lanitra, ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin'ny fitoerany. » (Apok.6:14)
« Ary ny mpanjakan'ny tany sy ny lehibe sy ny mpifehy arivo sy ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin'ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin'ny lavaka sy tao amin'ny vatolampy eny an-tendrombohitra; » (Apok.6:15)
« ary hoy izy tamin'ny tendrombohitra sy ny vatolampy; Mianjerà aminay, ka afeno izahay amin'ny tavan'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana sy amin'ny fahatezeran'ny Zanak'ondry; » (Apok.6:16)
« fa tonga ny andro lehiben'ny fahatezeran'ireo*, ka iza no mahajanona? [* Na: ny fahatezerany] » (Apok.6:17)

Hipoitra ireo famantarana voalaza rehetra ary hiaiky izao tontolo izao fa dia tena "HO AVY" MARINA TOKOA IZY HITSARA, nefa indrisy diso aoriana izany, be ny hamoifo haniry ho faty, fa tsy ho faty tsy akory raha tsy hahita ny fahatongavany sy handalo ny fitsarany........
24. RBNIR ( 01/02/2016 01:09)
rhaj0:

fa mba nanombatombana i Jesosy, dia izay no takan'ny hoza-dohany, dia mody lazainy @ "feo mahery", dia koditra tokoany ny namany de l'an zero... dia ianao ve ry RBNIR dia mbola ao foana koa h@ izao, @ izany "fi(s)ainan'ny Taon-jato Zero" izany.

Tsy nisy telescope, tsy nisy satellite, tsy nisy image vidéo satellite, nefa "nahavita" nanombatombana ny fisian'ny "trou noir " sy ny fiasan'izany JESOSY......

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
25. RBNIR ( 01/02/2016 01:41)
Tamin'ny feo mahery" hoy ianao....

Mbola kely JESOSY (mbola nifampitadiavana rehefa very) dia efa nahavita an'izao......

« Ary rehefa afaka hateloana, dia hitany teo an-kianjan'ny tempoly Izy nipetraka teo afovoan'ny mpampianatra ka nihaino sady nanontany azy. » (Lio.2:46)
« Ary talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahalalany sy ny famaliany. » (Lio.2:47)

Voalaza fa "talanjona hatramin'ny mpampianatra nahare ity zaza kely ity.....

Ary tsy ireo ihany no "talanjona" fa.....

« Ary nony efa vitan'i Jesosy izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany, » (Mat.7:28)

« Ary nony tonga tany amin'ny taniny Izy, dia nampianatra ny olona tao amin'ny synagoga, ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Avy taiza re no nahazoan'ilehity izany fahendrena sy asa lehibe izany? » (Mat.13:54)

« Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin'ny fampianarany. » (Mat.22:33)

Io fampianarana "nahatalanjona" io dia ampianarina ato ankehitriny.....

Olona , tsy nianatra tany ampita, tsy nianatra tany amin'ny école biblique avo lenta sns....nefa dia "nahavita" nampianatra amin'ny antsipirihany ireo "secret n'ny fiainana mandrakizay izay nampianarin'i Jesosy sy ny mpianany fahiny....Nahavita nandika ny hevitr'ireo teny faminaniana saro-patarina ao amin'ny bokin'ny apokalipsy sy ny faminanian'i daniel (amin'ny fomba tsotra, mahitsy, mora raisin'ny be sy ny maro tsy hanavahana saranga fa fampianarana natao ho takatry ny olona rehetra.......
26. Strong3 ( 01/02/2016 08:48)
rehefa niraraka dia aleo hiraraka fa famantarana fotsiny ihany izany fa tsy mbola fihaviana eh!

fa na hiraraka io na tsy hiraraka dia ny fantatro dia Mpino aho no fantatro

boky marina amiko io boky io ary mandaitra be amiko ny mampiasa azy, ary ny Atra lazainy ao dia miasa araka ny voasoratra ao ka tsy misy fisalasalana ny handrosoako lalindalina kokoa
27. rhaj0 ( 01/02/2016 11:22)
Asa aloha raha mba hitanao miharihary ihany fa tsisy mitombona ny scenario-n'i Jesosy ny @ izao tontolo izao :
1- maty-masoandro hono, dia izay vao
2- kintana-miraraka, ary avy eo dia
3- lanitra-mifofofofo hono.

Ka dia io ianao fanatique io ry RBNIR, dia io manao tere-ko marina toa voalobo-jaza eto an'ity scenario-n'i Jesosy. Dia sahala @ famakianao Baiboly ho'a ity ataonao, dia tsindrotsindrohana eo ny termes scientifiques, dia apetapetaka @ ilay scenario-n'i Jesosy, dia mitompo-tena eo hoe, tena izay ilay izy. Dia tena tsy mahatakatra ny maha-aberrant ny ventesinao, tsy mahita ny maha-ridicule ny tenabenao eto va re ianao io ry RBNIR ??...

Ny fanatique mpijery Start Trek sy sy Start Wars-n'i Hollywood azany, mba miasa ihany ilay sainy, dia mandrevirevy ao koa zareo, fa ny olona TSISY mino ny ahatanterahan'izay scenario revirevy any izany.

Dia ny scenario-n'i Hollywood azany koa mba misy lozikazika vinaninany mifandraika @ siansa-n'ny taona 2000 izao, fa ilay scenario-n'i Jesosy re rey olona eee... dia revirevin'ny "Ny fi(s)ainana t@ Taon-jato Zero" eee...

Dia mbola ao foana ve nareo ry RBNIR (sy Strong3) aaa ???

28. RBNIR ( 01/02/2016 12:23)
Raha mahatakatra hoe ahoana no nanaovan'i JEsosy an'itony zavatra teo imason'ny vavolombelona maro itony dia izay vao hahatakatra an'io ianao ry rhajo...


« Ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Lehilahy manao ahoana re Io, fa ny rivotra sy ny ranomasina aza dia manaiky Azy! » (Mat. 8:27)

« Ary tamin'izany Jesosy dia nilaza tsotra taminy hoe: Maty Lazarosy; » (Jao.11:14)
« Ary rehefa nanao izany teny izany Izy, dia niantso tamin'ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha! » (Jao.11:43)
« Dia nivoaka ny maty nisy fehim-paty ny tànany sy ny tongony, sady voafehy mosara koa ny tavany. Hoy Jesosy tamin'ny olona: Vahao izy, ka avelao handeha. » (Jao.11:44)
« Ary maro tamin'ny Jiosy, dia ireo nankeo amin'i Maria ka nahita ny zavatra nataon'i Jesosy ireo, no nino Azy. » (Jao.11:45)
29. rhaj0 ( 01/02/2016 13:02)
Ry Jaona sy ry Matio m(p)anao tantara valamaty ve ry RBNIR no ampilaharinao @ fahalalan'ny taona 2000, fa dia aoka re... Efa hitanao ny resaka eto, fa dia tsy mba nanontani-tena va ianao, hoe, i Matio ve no Belazao, sa tena i Jesosy mihintsy no tsy mahatakatra ny @ univers ka miteniteny foana toa io eeee?

Tsy aleo ve i Matio no ariana fa i Jesosy fikirina ao ihany eee ?? fara-faharatsiny..
30. rhaj0 ( 01/02/2016 16:14)
rhaj0:

Asa aloha raha mba hitanao miharihary ihany fa tsisy mitombona ny scenario-n'i Jesosy ny @ izao tontolo izao :
1- maty-masoandro hono, dia izay vao
2- kintana-miraraka, ary avy eo dia
3- lanitra-mifofofofo hono.

Ka dia io ianao fanatique io ry RBNIR...

Raha ny fahazoako azy, dia ... maninona moa ry RBNIR raha tonga dia akipilinao any koa izay resaky ny Siansa ny @ trou noir sy red giant izany, fa dia ilay kisarin'i Tealala no raiso sy inoy eee.. araka ny Torah dia, io hono i Jiosy (Jesosy koa) raha mba mijery sy mikajy ny galakisia :-)

31. RBNIR ( 02/02/2016 01:44)
rhaj0:

Ry Jaona sy ry Matio m(p)anao tantara valamaty ve ry RBNIR no ampilaharinao @ fahalalan'ny taona 2000, fa dia aoka re... Efa hitanao ny resaka eto, fa dia tsy mba nanontani-tena va ianao, hoe, i Matio ve no Belazao, sa tena i Jesosy mihintsy no tsy mahatakatra ny @ univers ka miteniteny foana toa io eeee?

Tsy aleo ve i Matio no ariana fa i Jesosy fikirina ao ihany eee ?? fara-faharatsiny..

Ireo no vavolombelona, ary raha nanoratra ireo dia zavatra iray ihany no nosoratany na dia tany amin'ny toerana samihafa aza no nanaovany an'izany.....

I paoly dia nanana toe-tsaina tahaka ny anao, nefa nony "nisehoany" dia niova tanteraka ary dia nahavita nanao fahagagana tahaka ny nataon'i JEsosy ihany koa taty aoriana.....
32. RBNIR ( 02/02/2016 01:47)
rhaj0:

rhaj0:

Asa aloha raha mba hitanao miharihary ihany fa tsisy mitombona ny scenario-n'i Jesosy ny @ izao tontolo izao :
1- maty-masoandro hono, dia izay vao
2- kintana-miraraka, ary avy eo dia
3- lanitra-mifofofofo hono.

Ka dia io ianao fanatique io ry RBNIR...

Raha ny fahazoako azy, dia ... maninona moa ry RBNIR raha tonga dia akipilinao any koa izay resaky ny Siansa ny @ trou noir sy red giant izany, fa dia ilay kisarin'i Tealala no raiso sy inoy eee.. araka ny Torah dia, io hono i Jiosy (Jesosy koa) raha mba mijery sy mikajy ny galakisia :-)



Misy zavatra nataon'Andriamanitra ho takatry ny olona, tombony ho an'izay manaiky handray izany, misy kosa tsy ho takatry ny sainao mihitsy satria efa resaka fahagagana no miasa amin'izany fotoana izany........
33. RBNIR ( 02/02/2016 01:51)
rhaj0:

Ry Jaona sy ry Matio m(p)anao tantara valamaty ve ry RBNIR no ampilaharinao @ fahalalan'ny taona 2000, fa dia aoka re... Efa hitanao ny resaka eto, fa dia tsy mba nanontani-tena va ianao, hoe, i Matio ve no Belazao, sa tena i Jesosy mihintsy no tsy mahatakatra ny @ univers ka miteniteny foana toa io eeee?

Tsy aleo ve i Matio no ariana fa i Jesosy fikirina ao ihany eee ?? fara-faharatsiny..

Zavatra tsikaritro ity, hoy ianao hoe rehefa tsy voazavanareo dia hoy ianareo hoe Andriamanitra izany,

Ianao kosa rehefa tsy voazavanao dia hoy ianao hoe belazao (lainga izany).......????
34. RBNIR ( 02/02/2016 02:13)
rhaj0:

ianao, hoe, i Matio ve no Belazao, sa tena i Jesosy mihintsy no tsy mahatakatra ny @ univers ka miteniteny foana toa io eeee?

Sady tsy belazao i Matio no tsy miteniteny foana Jesosy, fa io tsy hoe rehefa maizina ny masoandro avy dia maty daholo ny vie eto ambonin'ny tany, fa mbola misy fotoana hiveloman'ny olona...
Porofo : efa nisy fotoana nandalo période glacière ny teto an-tany fa tsy naharingana ny zava-manan'aina rehetra akory izany.....

Izao no zavatra hitranga raha ny fanambaran'i JEsosy:

« Ary raha vao afaka ny fahoriana amin'ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, ary ny volana tsy hahazava; ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin'ny lanitra hohozongozonina. » (Mat.24:29)

Io ilay resan-tsika eto.....
Araka izany dia hotafalatsaka ao anatin'ny haizina tanteraka izao tontolo izao....
Ary ao anatin'io haizina io no hiverina IZY:

« Ary amin'izany andro izany dia hiseho eo amin'ny lanitra ny famantarana ny Zanak'olona, ka dia hitomany ny firenena rehetra ambonin'ny tany, ary hahita ny Zanak'olona avy amin-kery sy voninahitra lehibe eo amin'ny rahon'ny lanitra izy. » (Mat.24:30)

Ho Tahaka ny kintana kely manjelajelatra mivoaka avy ao anaty haizina, hihalehibe, hihalehibe, ary rehefa akaiky dia hitomany avokoa ny olona hahita ny voninahiny (nenina Be vava).........;

Izao no ataovy an-tsaina, ny fotoana (durée) tsy fantantsika fa io tsy hoe vao maizina ny masoandro dia hangatsiaka be ny tany, fa misy période intermédiaire ao (ny durée tsy fantatra hoy aho) dia ao anatin'izay JESOSY no miverina, manavaka ary hitsara, avy eo dia voalaza fa hisy sabatra mivoaka avy any amin'ny vavan'i Jesosy handringana ho faty ireo rehetra tsy horaisiny hanaraka Azy.......« Ary ny olona sisa dia matin'ny sabatra mivoaka avy amin'ny vavan'ilay mitaingina ny soavaly; ary ny vorona rehetra dia voky ny nofony. » (Apok.19:21).....

Raha sitrapon'Andriamanitra dia mbola hotohizana....
35. RBNIR ( 02/02/2016 05:27)
http://www.maxisciences.com/ere-glaciere/allons-nous-reellement-connaitre-une-ere-glaciaire-en-2030_art35384.html
36. RBNIR ( 02/02/2016 05:34)
Izaho akory tsy manamafy hoe tena marina fa hiditra ere glacière marina isika afaka 15 taona,
Fa kosa te hampiseho antsika aho fa tena efa misy problema marina io masoandro io ankehitriny...
Fanampiny, raha hiditra ere glaciere marina isika araka io fanadihadihana io tsy milaza mihitsy ilay olona hoe ho faty daholo akory ny olona...... mbola misy foana fiainana ao fa tsy hoe avy dia tapitra hatreo akory ny fiainana....
Ianao intélligent B io v rhajo dia tsy hahatakatra an'izany????
37. RBNIR ( 02/02/2016 05:49)
raha haka citation ao amin'io rohy io fotsiny aza aho dia izao no voalaza ao....
Aujourd'hui, en plus du réchauffement climatique qu'il connaît, l'homme dispose de nombreuses technologies pour se préserver du froid. Si dans 15 ans le prochain minimum d'activité solaire peut affecter le climat sur Terre, il ne sera pas fatal à la race humaine.

En savoir plus : http://www.maxisciences.com/ere-glaciere/allons-nous-reellement-connaitre-une-ere-glaciaire-en-2030_art35384.html
Copyright © Gentside Découverte
38. RBNIR ( 02/02/2016 08:52)
« Fa ny fihevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo kosa tsy mba lalako, hoy Jehovah. » (Isa.55:8)
« Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra noho ny tany no hahavon'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro noho ny fihevitrareo. » (Isa.55:9)

Isika amin'izao taonjato izao vao mba manomboka mahatakatakatra zavatra....
Jesosy 2000 taona lasa avy dia nanao affirmation sy description mazava momba ny fin du monde.....
39. RBNIR ( 02/02/2016 08:53)
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
40. RBNIR ( 02/02/2016 08:54)
Mbola hotohizana (RAHA SITRAPON'ANDRIAMANITRA).......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2819