Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanar...
1. Yahl
(
27/11/2015 12:10)
Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanaraka ny fampianaran' i Yahoshuah entin' i Samuelson Edward ilay Ambasadaoron' ny lanitra notendren' Andriamanitra Ray sy Yahoshuah hamerina ny tena fampianarana namonjena izao tontolo izao nataon' Yahoshuah tety ambonin' ny tany sy ny antony naha-rava ny didy folo sy ny lalàn' i Môizy, ao @ Radio HFF 97.2 FM ny eto TANA; FM104 Mhz FIANAR, TULEAR, MAJUNGA. Azonao tsidihina koa ny site internet: (www.rtvyahoshuah.com) radio télévision Internationale IO.Dia ilay fampianarana mitondra anao mankany an-danitra
Aoka tsy hanana fahatezerana avy hatrany @ fihainoana ny fampianarana noho ny fampianarana tsy mahazatra anao, fa mahaiza mihaino sy mandinika tsara, ary raiso @ taratasy na cahier ny fanazavana momba ireo toko sy andininy ho fanaporofoana ho anao ny @' izay voalaza rehetra.
Fa raha tsy rava ny didy folo sy lalàn' i Môizy dia tsy misy famonjena azontsika olombelona izany.
Ary Yahoshuah no tena anaran' io Zanak' Andriamanitra io, ary lalàna no mamaritra izany.

novalian'i Yahl ny 25/12/2015 17:42
2. rhaj0
(
27/11/2015 12:40)
Yahl:
Fa raha tsy rava ny didy folo sy lalàn' i Môizy dia tsy misy famonjena azontsika olombelona izany.
'zafady fa tsy azoko tsara ilay double negation.. Izany hoe, raha asorina ny tsy anankiroa, dia midika fa "raha rava i Môizy dia misy ny famonjena" ?
Raha izany dia mitovy izany ianareo sy Bor2lais (sy Tefigasy) eee... araky ny revin-dreo tatsy hoe
"Manaiky ny lalàna" hono izany zareo, saingy "tsy voafehin’ny lalàna" eee... TSY mahakitika an-jareo intsony hono (izany Mosesy) izany eeeee...
fa dia manja daholo izany, k'dia izay ifanarahanareo (sy ny eritreritrareo ary imagination-nareo) ao izany eeee..
Fa tsisy mahakitika ahy, sy ny Zaponehy sy ny Amazoniana ary ny Ntaolo koa ho'a izany eee... :-)
3. vahiny2004
(
27/11/2015 13:29)
rhaj0:
fa dia manja daholo izany, k'dia izay ifanarahanareo (sy ny eritreritrareo ary imagination-nareo) ao izany eeee..
Fa tsisy mahakitika ahy, sy ny Zaponehy sy ny Amazoniana ary ny Ntaolo koa ho'a izany eee... :-)
Misy mampihomehy ihany an, na tsy lojika hoy rizareo siantifika ...
tsy misy mahakitika ahy ... fa izaho no maika mamaly voalohany n'inon'inona sujet resaka fivavahana mandeha eto
4. rhaj0
(
27/11/2015 14:14)
ka izaho anie mivanitika dia te-hizara sy manavoitra vanitika eee... k'efa hoe manala azy ny aleha eto kouh... saaaaa...? ;-)
5. rhaj0
(
27/11/2015 14:33)
dia hoz'ianao izany hoe, tsy lojika raha mamaly eto foana aho, fa izao e: hotry ny hoe, maninona (aho) miverina mijery "just for laughs" foana... tsy hitanao vahiny2004 mampi-vanitika2004 foana kosany azany ve eee ?? :-)
6. Yahl
(
28/11/2015 13:02)
rhaj0:
'zafady fa tsy azoko tsara ilay double negation.. Izany hoe, raha asorina ny tsy anankiroa, dia midika fa "raha rava i Môizy dia misy ny famonjena" ?
[quote=Yahl]
Aza ahodinkodina ny resaka fa tsy mampiova ny fahamarinana izay fomba filazanao. Ary tsy fanalan'andro kouh! Fa hahita ny lozanao ianao fa Atra tsy azonao vazivaziana ity!
Tsy toy ny andriamanitr' ireo mpiara-mivazivazy aminao eto ity ka tsy ahaizanao miaina. Fa rehefa mitady ny heriny enaw de tena hahita tokoa! de zakao ao ny anao!
7. rhaj0
(
30/11/2015 11:22)
Yahl:
Fa hahita ny lozanao ianao fa Atra tsy azonao vazivaziana ity!
Dia sahala @ hafatro t@ SP-TCA_3, fa dia...
Fa dia eny azany fa dia hi-imaginer ny imagination-n'i Yahl, izay mi-imaginer ahy (sy ny Atheista hafa toa an-dry Mandela na Einstein) mihaona @ Atra (imaginaire) rahatrizay aho izao io... F'aza mba masiatsiaka @ n'a pas ao k'lou ianao Yahl ao @ imagination-nao ao, fa ataovy ilay Atra tsara fanahy no mihaona aminay ireo eee... :-)
8. endriny
(
30/11/2015 14:33)
Yahl:
Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanaraka ny fampianaran' i Yahoshuah entin' i Samuelson Edward ilay Ambasadaoron' ny lanitra notendren' Andriamanitra Ray sy Yahoshuah
O Razoky a, mbola tsy ampy foana ve izay fisolokiana natao nandritry ny 2000 taona izay e... Omeo aty ny lettre de creance milaza I Samuleson Edward no ambasadaoron'ny lanitra aza fady raha tsy maha-diso...
9. Yahl
(
02/12/2015 17:57)
endriny:
O Razoky a, mbola tsy ampy foana ve izay fisolokiana natao nandritry ny 2000 taona izay e... Omeo aty ny lettre de creance milaza I Samuleson Edward no ambasadaoron'ny lanitra aza fady raha tsy maha-diso...
Yahl:
Enaw angaha no satana andrian' ny tany tokony hitaky izany?! Sa ao @ Presidence' ny helo
no mitady ny tsy fantatra?! Anontanio an' i Losifera sy Pape ary pastera sy Jesôsy ary ny mpisikidy rehtra ny fisolokiana nataony t@nao sy ny razam-benao hatrizay .
Dia asaivo anontaniany @' ny maty ny maty rehetra tao @ ' i Jesôsy hoe aiza ny fanahin'izy ireo ankehitriny, fa azonareo hatao izany @' izao! Dia ho fantatrao @' izay hoe: iza EPISCOPO Samuelson Edward sy Yahoshuah!?!!
10. Yahl
(
02/12/2015 18:35)
rhaj0:
Dia sahala @ hafatro t@ SP-TCA_3, fa dia...
Fa dia eny azany fa dia hi-imaginer ny imagination-n'i Yahl, izay mi-imaginer ahy (sy ny Atheista hafa toa an-dry Mandela na Einstein) mihaona @ Atra (imaginaire) rahatrizay aho izao io... F'aza mba masiatsiaka @ n'a pas ao k'lou ianao Yahl ao @ imagination-nao ao, fa ataovy ilay Atra tsara fanahy no mihaona aminay ireo eee... :-)
Yahl:
Lozan' izay niavian' ny fanafitohinana!!! fa diso mpaniratsira loatra! Ny sary an-tsainaw any anao ! Fa ity tsy toy ny anao. Rehefa tsy mino enaw de aza mino de vita point!
satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.
11 Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,
12 mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina.
11. rhaj0
(
02/12/2015 19:02)
Ilay sary ao antsainaw ho'a mba ataovy @ ilay Andrmntra tsara fanahy ho'a ... :-)
Fa maninona koa azany no ilay Andrmntra ratsy fanahy, manameloka dia mandripaka foana no eritreretinao ee ???
Dia hoe, gna gna gna "niavian' ny fanafitohinana" : iza no "tafitohina". ianao sa i Andrmntra ??
Toa ianao irery ihany no sakay kely rano @ n'a pas eo io, fa ny hafa rehetra dia zen :-)

12. endriny
(
03/12/2015 06:05)
Yahl:
Enaw angaha no satana andrian' ny tany tokony hitaky izany?! Sa ao @ Presidence' ny helo
no mitady ny tsy fantatra?! Anontanio an' i Losifera sy Pape ary pastera sy Jesôsy ary ny mpisikidy rehtra ny fisolokiana nataony t@nao sy ny razam-benao hatrizay .
Dia asaivo anontaniany @' ny maty ny maty rehetra tao @ ' i Jesôsy hoe aiza ny fanahin'izy ireo ankehitriny, fa azonareo hatao izany @' izao! Dia ho fantatrao @' izay hoe: iza EPISCOPO Samuelson Edward sy Yahoshuah!?!!
Tsy haiku izay satana sy Losifera aloha, fa izaho tsy iankohoka amin'ny olona manao sorona ny zanany na oviana na oviana
13. endriny
(
03/12/2015 06:08)
Sadyingahy RaSamuel Edward ho'a tsy afaka hanaporofo amiko izany lanitra izany mihintsy satria izy mbola tsy tany
14. Yahl
(
05/12/2015 12:24)
rhaj0:
Ilay sary ao antsainaw ho'a mba ataovy @ ilay Andrmntra tsara fanahy ho'a ... :-)
Fa maninona koa azany no ilay Andrmntra ratsy fanahy, manameloka dia mandripaka foana no eritreretinao ee ???
Dia hoe, gna gna gna "niavian' ny fanafitohinana" : iza no "tafitohina". ianao sa i Andrmntra ??
Toa ianao irery ihany no sakay kely rano @ n'a pas eo io, fa ny hafa rehetra dia zen :-)
Yahl
Rehefa tsy zaka aza hoanina!(....raha sakay)
Aza tsiratsiraina refa tsy inoana! aza iantsiana koa! zen mivari-lavo!
Atra ato amiko ary izaho koa ao Aminy!
Mandripaka izay tsy miaraka sy manohitra Azy Izy re'fa tsy mahay mifanaja!
15. Yahl
(
05/12/2015 12:34)
endriny:
Tsy haiku izay satana sy Losifera aloha, fa izaho tsy iankohoka amin'ny olona manao sorona ny zanany na oviana na oviana
Yahl:
Fa le jehovah sa iaveh, le atra tsy izy misandoka ho nahary ny tany sy ny lanitra iankohofanao io angaha tsy nanao sorona an' i jesôsy zanany?!!!
Efa tena fohy loatra izany fisainana izany an!!!
16. Yahl
(
05/12/2015 13:17)
vahiny2004:
rhaj0:
fa dia manja daholo izany, k'dia izay ifanarahanareo (sy ny eritreritrareo ary imagination-nareo) ao izany eeee..
Fa tsisy mahakitika ahy, sy ny Zaponehy sy ny Amazoniana ary ny Ntaolo koa ho'a izany eee... :-)
Yahl
Mba raiso sy ianaro ihany ny toy itony:
Misy mampihomehy ihany an, na tsy lojika hoy rizareo siantifika ...
tsy misy mahakitika ahy ... fa izaho no maika mamaly voalohany n'inon'inona sujet resaka fivavahana mandeha eto
Tsy voatery hamaly rehefa tsy manan-kambara, na hiteniteny foana hanao izay mahasorena olona. Fa efa niteny aho fa tsy azo vazivaziana ity resaka ity. Fa Atra tsy azo vazivaziana izao toriana izao. Tsy mitovy @'izay inoanao any io fa mbola ampitandremana anao hatrany.
Kalanoro sy ny devoly kely ery aza atahoranao sady tsy resinao akory!
Dia mahaiza mifanaja eto @ serasera eto!
17. endriny
(
05/12/2015 14:01)
Yahl:
Fa le jehovah sa iaveh, le atra tsy izy misandoka ho nahary ny tany sy ny lanitra iankohofanao io angaha tsy nanao sorona an' i jesôsy zanany?!!!
Efa tena fohy loatra izany fisainana izany an!!!
Mba jereo izay voasoratra fa diso mikaroka lalina loatra ianao... Jereo ny serasera toko faha 2000 andininy faha 18 ka hatramin'ny 2015
18. endriny
(
05/12/2015 14:04)
Anisan'ny angolam-panahy mahafaniana ny anao, ary mitovy amin'ny finoana hafa rehetra ihany, kafitadiavana kila no tena antony mba hampitombo ny ondry volosana sy atavesina ho amin'ny 26 jiona.
19. rhaj0
(
05/12/2015 14:44)
Yahl:hi hi hi.. dia mifampiditra ao zany nareo eee... reveo ao zany kouh...
Atra ato amiko ary izaho koa ao Aminy!
Mandripaka izay tsy miaraka sy manohitra Azy Izy re'fa tsy mahay mifanaja!
Dia ataovy manja ao @ imagination-nao ao azany ilay 'fandripahana' be vata eee... dia ny 'voninahitra' anie ho an'ny 'mpandripaka'... ao @ imagination-nao ao, dia midorehitra menamena RA be iny fara-vodilanitr'iny...
Hi hi hi... fa ato @ imagination sy realite-ko ato anefa, manga ny lanitra. :-)
20. Strong3
(
15/12/2015 07:27)
La porte du Paradis
Les adeptes de cette secte croient aux ovnis et à la destruction imminente de la terre. Selon les leaders du groupe, Marshall Applewhite et Bonnie Nettles, la seule façon d’échapper à ce destin est de créer leur propre fin. Les fidèles avaient même élaboré des vidéos pédagogiques sur la façon dont il fallait s’y prendre pour libérer son âme de son corps. Un suicide collectif en a été la conséquence.
Lorsque la comète Hale-Bopp a été aperçue dans le ciel en 1997, Applewhite y a vu le signe qu’il attendait : il était convaincu qu’il y avait un vaisseau spatial dissimulé derrière la comète, prêt à accueillir leurs âmes afin de les sauver de la destruction de la terre. Il a alors ordonné à 38 adeptes de se suicider, ce qu’ils firent.
hiady amin'ny ET hono izany atsy ho atsy ny sasany fa tsy otran'ireto amerikana nilavo lefona ka namono tena ireto... :-)