Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanar...
![](https://avatar.serasera.org/fad782caf9c64de5ec489ef11a092db7.jpg)
21. Yahl
(
15/12/2015 10:12)
endriny:
Anisan'ny angolam-panahy mahafaniana ny anao, ary mitovy amin'ny finoana hafa rehetra ihany, kafitadiavana kila no tena antony mba hampitombo ny ondry volosana sy atavesina ho amin'ny 26 jiona.
Yahl
Fanina ny anao lahy izany!
Ny mitovy @ hafa indray, raha vazo mitovy ve de ndeha hiampita rano?!
Mpandoro fa tsy ho dorana!
Matavy tsy nampiana kah! Sady tsy misy volosana intsony fa ny mandrakizay tsy misy daty sy volana! Dia vahao ny olan'ny firenena io dieny izao hatr@'io 26 jiona io raha voavahanareo!!!
![](https://avatar.serasera.org/fad782caf9c64de5ec489ef11a092db7.jpg)
23. Yahl
(
15/12/2015 10:30)
Strong3:
La porte du Paradis
hiady amin'ny ET hono izany atsy ho atsy ny sasany fa tsy otran'ireto amerikana nilavo lefona ka namono tena ireto... :-)
Yahl
Tafaverina indray ny zanak'i Pape sy ny fampianaran' izao tontolo izao an! Ahoana ny fanomananailay anniversaire diso daty araky ny voalazan' i Papanareo le nesorina ,fa hoe: miteniteny foana hoy ianareo! na dia marina aza ny voalazany.
Dia nasainareo ni-démission fa hoe efa antitra loatra,nefa nahita ny tena marina, dia tsy nahatam-bava! Tao vatican tao izany!!!
Ny Kalanoro kely sy ny ody gasy etsy sy eroa ireny aza atahoranareo! fa ny devoly ET iankohofanareo sy mi-incarnés ao antinareo tsy tsapanaeo mihintsy!
Ireny boky vakianao ireny manana marisika betsaka noho enao sady sahy maneho ny finoany mba ho marina na dia tsy marina aza. F'enao efa ilazan' ity Pape nianteherana, fa diso ny daty hankalazanao ny nahaterahan' ny andriamanitra tompoinao, mbola matory mitsangana ihany!
Asainy mifona fa mpanota foana, mbola manarak ihany!
Baikoin'ny illuminati sy ny franc maçon anie ny papanareo hanaraka ny nouvelle ordre mondiale!
Fa enaw sy ny ET anie izao no mitovy e! satria samy efa resy! sady izy ao aminao enao ao aminy koa eh!
![](https://avatar.serasera.org/fad782caf9c64de5ec489ef11a092db7.jpg)
24. Yahl
(
15/12/2015 10:45)
rhaj0:hi hi hi.. dia mifampiditra ao zany nareo eee... reveo ao zany kouh...
Dia ataovy manja ao @ imagination-nao ao azany ilay 'fandripahana' be vata eee... dia ny 'voninahitra' anie ho an'ny 'mpandripaka'... ao @ imagination-nao ao, dia midorehitra menamena RA be iny fara-vodilanitr'iny...
Hi hi hi... fa ato @ imagination sy realite-ko ato anefa, manga ny lanitra. :-)
[/quote]
Yahl
Io indray dia tonga hào azy aminao ao fotsiny kah! Tsy mila antsoina akory na irahina! fa efa mandeha any, mitety ny toa anao rehatra any!
Dia mba ilazao ihany aho rehefa araka ny voalazanao hoe: midorehitra menamena RA be iny fara-vodilanitr'iny... any aminao any! De ny aza mba maty eo eh! Sady izao no fanaovan' ny andriamanitry ry Ra-Strong3 "inventaire " moa?!!!
![](https://avatar.serasera.org/005e2faaa24c940efc371ab653f81e38.jpg)
25. Strong3
(
15/12/2015 11:21)
ayaaa yaaaaa!!! ... raha tsy mpanota enao de ataonao inona mpamonjy ? ![](http://smileys.smilchat.net/smiley/animals/insect/moustic08.gif)
faharoa inona moa no idiran'i papa amin'i Strong3??? ... toa mpaminany sandoka anie ianao izany eh
ndana aloha manenjika ET sao tsy misy asa eo intsony.
efa hita ve ny baibolinareo eh? toa ny any ffpm foana no kianina eto nefa tsy manakambo manamboatra ... lol tssss
![](http://smileys.smilchat.net/smiley/animals/insect/moustic08.gif)
faharoa inona moa no idiran'i papa amin'i Strong3??? ... toa mpaminany sandoka anie ianao izany eh
ndana aloha manenjika ET sao tsy misy asa eo intsony.
efa hita ve ny baibolinareo eh? toa ny any ffpm foana no kianina eto nefa tsy manakambo manamboatra ... lol tssss
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
26. rhaj0
(
15/12/2015 16:24)
rhaj0:
... ao @ imagination-nao ao, dia midorehitra menamena RA be iny fara-vodilanitr'iny...
Hi hi hi... fa ato @ imagination sy realite-ko ato anefa, manga ny lanitra. :-)
Yahl:
Dia mba ilazao ihany aho rehefa araka ny voalazanao hoe: midorehitra menamena RA be iny fara-vodilanitr'iny... any aminao any!
hi hi hi... f'efa hoe ny aty dia hoe "manga ny lanitra"...
ngo dia ny irianao ho re sy hita ka ivavahanao mafy ao kosany azany, dia hoe...
"mangana i Hanitra"...
non non non... "manga ny lanitra" ho'a ny aty, fa ny any aminao irery any no
"midorehitra menamena RA be iny fara-vodilanitr'iny" :-)
![](https://avatar.serasera.org/c7e7988cf3b3c58969b46deda5ff99e5.jpg)
27. tealala
(
15/12/2015 16:58)
Yahl:
Mbola manentana antsika am-pifaliana hatrany hanaraka ny fampianaran' i Yahoshuah entin' i Samuelson Edward ilay Ambasadaoron' ny lanitra notendren' Andriamanitra Ray sy Yahoshuah hamerina ny tena fampianarana namonjena izao tontolo izao nataon' Yahoshuah tety ambonin' ny tany sy ny antony naha-rava ny didy folo sy ny lalàn' i Môizy, ao @ Radio HFF 97.2 FM ny eto TANA; FM104 Mhz FIANAR, TULEAR, MAJUNGA. Azonao tsidihina koa ny site internet: (www.rtvyahoshuah.com) radio télévision Internationale IO.Dia ilay fampianarana mitondra anao mankany an-danitra
Aoka tsy hanana fahatezerana avy hatrany @ fihainoana ny fampianarana noho ny fampianarana tsy mahazatra anao, fa mahaiza mihaino sy mandinika tsara, ary raiso @ taratasy na cahier ny fanazavana momba ireo toko sy andininy ho fanaporofoana ho anao ny @' izay voalaza rehetra.
Fa raha tsy rava ny didy folo sy lalàn' i Môizy dia tsy misy famonjena azontsika olombelona izany.
Ary Yahoshuah no tena anaran' io Zanak' Andriamanitra io, ary lalàna no mamaritra izany.
Mba dinihinao ve io zavatra soratanao io sa ahoana e? ohatrin'ny manambany an'Andriamanitra fotsiny.
![](https://avatar.serasera.org/fad782caf9c64de5ec489ef11a092db7.jpg)
28. Yahl
(
17/12/2015 18:54)
tealala:
mba dinihinao ve io zavatra soratanao io sa ahoana e? ohatrin'ny manambany an'Andriamanitra fotsiny.
Yahl
Araho alo zay nambara, dia ho fantatrao na manambany ny andriamanitrao na milaza ny marina
![](https://avatar.serasera.org/c7e7988cf3b3c58969b46deda5ff99e5.jpg)
29. tealala
(
18/12/2015 12:29)
Ny anao no zavatra tena faran'izay tsy mitombona indrindra hitako eto izany, ny lalàna nomena ve no noravana dia hiaino ny fanambarana hataonao aho? Dia inona ny fampianarana hitombona amin'izany?
![](https://avatar.serasera.org/fad782caf9c64de5ec489ef11a092db7.jpg)
30. Yahl
(
18/12/2015 18:26)
tealala:
Ny anao no zavatra tena faran'izay tsy mitombona indrindra hitako eto izany, ny lalàna nomena ve no noravana dia hiaino ny fanambarana hataonao aho? Dia inona ny fampianarana hitombona amin'izany?
Yahl
Dia mitovy @'ireo tsy misy andriamanitra sy manompo andriamanitra tsy izy sady voasolokin' ireo mpisoloky evanjelika, diabôlika manko eh! Toan-dry rahjo, endriny, Strong3,ry bor2lais sy ny lalamben' i Jesôsy mizarazara eto @' izao tontolo izao migodana be mankany @ helo eh!
Dia mba lazao ahy ary hoe: taiza ny alalana ahazoanao mitandrina ny didy folo sy ny lalàn' i Moizy? Iza @' ireo Raby na Kohen tao Israël no nanome alalana anareo t@' izany?
Dia porofoy ara-tsoratra masina ho hitantsika raha mitombina tokoa oeh!
[/quote]
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
31. rhaj0
(
18/12/2015 18:40)
Nataoko fa samy Jiosy i Tealala sy Yahl... hi hi hi.. Jiosy mody miady ireo eeee... :-)
![](https://avatar.serasera.org/fad782caf9c64de5ec489ef11a092db7.jpg)
32. Yahl
(
18/12/2015 19:14)
Strong3:
ayaaa yaaaaa!!! ... raha tsy mpanota enao de ataonao inona mpamonjy ?
Yahl
Ny Mpamonjy marina tsy atao fialokalofana hanaovana ota isaky ny te hanao izany sy rehefa tsy mahatohitra fakam-panahy satria tsy tena andriamanitra marina no tompoinareo.
Dia isaky ny fotoam-pivavahana dia miara-mihaiky heloka fa mpanota ny mpiray fiangonana entanin' i da-Pasy sy da-Môpra vao mitohy ny litania sisa rehetra. Sa tsy izany ?!
Izany anie no ilazako aminao foana eto hoe: Mampanota io Jesôsinareo io eh! Devoly be!!!
Strong3
faharoa inona moa no idiran'i papa amin'i Strong3??? ... toa mpaminany sandoka anie ianao izany eh
[/quote]
Yahl
Zanak' i Pape iany enaw satria miaro mafy ny baiboly FFPM izay tao ihany no niala, dia izay miantso jesôsy rehetra zanak' i Pape daholo f' aza matikambo eo koa eh!
Tsy sandoka izany lazaiko izany ah!
[/quote]
Strong3
ndana aloha manenjika ET sao tsy misy asa eo intsony.
efa hita ve ny baibolinareo eh? toa ny any ffpm foana no kianina eto nefa tsy manakambo manamboatra ... lol tssss
[/quote]
Yahl
Ireny sy ianareo aza iray ihany rehefa tena heverina, satria ireny anie io mahatonga anareo tsy mahay mihaino izay lazaina anareo rehetra io eh!
Diniho tsara ity teny ity, fa tena marina izany:
Jaona 8:43 Nahoana no tsy azonareo ny teniko? satria tsy mahay mihaino ny teniko ianareo.
44 Hianareo avy tamin'ny devoly rainareo, ka izay sitraky ny rainareo no tianareo hatao. Izy dia mpamono olona hatramin'ny taloha, ary tsy nitoetra tamin*'ny marina, satria tsy misy marina aminy.
Raha azonao io, dia ilazako ny tohiny ialanao tanteraka @ toy io ianao, tsy hitoeran' ny ET ao anatinao intsony hanohitra ny marina lazaina anao.
...Toa sarotra an! Nefa.... mino ihany aho RAHA....
[/quote]
![](https://avatar.serasera.org/fad782caf9c64de5ec489ef11a092db7.jpg)
33. Yahl
(
18/12/2015 19:23)
rhaj0:
Nataoko fa samy Jiosy i Tealala sy Yahl... hi hi hi.. Jiosy mody miady ireo eeee... :-)
Yahl
Mba forony le nolazaiko f' aza mody adala eo eh! Miafina ao ambadiky ny efa vita @ resaka kirakira sisa de hoe siantista aho eh!
Kanosa !!!
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
34. rhaj0
(
19/12/2015 02:08)
O ry Yahl aaa... mbola manentana am-pifaliana ve k'lou ianao io, saaa....
Rahefa mandinika aho, dia hotsa hotsan'ny lafobe angamba ny resaka "saka be loha" amidinao ka hotsa hotsan'ny tsisy kill vaaa??...
Atoy jerena @ ilay resaka saka be loha eee... :-)
Rahefa mandinika aho, dia hotsa hotsan'ny lafobe angamba ny resaka "saka be loha" amidinao ka hotsa hotsan'ny tsisy kill vaaa??...
Atoy jerena @ ilay resaka saka be loha eee... :-)
![](https://avatar.serasera.org/c7e7988cf3b3c58969b46deda5ff99e5.jpg)
35. tealala
(
20/12/2015 18:18)
rhaj0:
Nataoko fa samy Jiosy i Tealala sy Yahl... hi hi hi.. Jiosy mody miady ireo eeee... :-)
Ny zavatra lazaiko anao ovainao. na ny mamaky ny zavatra soratako aza ianao sahirana ko aiza ianao no hahay amaky ilay boky e
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
36. rhaj0
(
21/12/2015 13:23)
K'enao Tealala "mahay mamaky ilay boky" azany tsy kOpy ny teorian'ny galaxies ao anatin'ity boky.. velabelaro eto io azany raha tena "mahay" tokoany ianao ee...
(tsy ho ahy ihany fa ho an'i Yahl koa indrindrindra.. :-)
(tsy ho ahy ihany fa ho an'i Yahl koa indrindrindra.. :-)
![](https://avatar.serasera.org/c7e7988cf3b3c58969b46deda5ff99e5.jpg)
37. tealala
(
21/12/2015 14:05)
rhaj0:
K'enao Tealala "mahay mamaky ilay boky" azany tsy kOpy ny teorian'ny galaxies ao anatin'ity boky.. velabelaro eto io azany raha tena "mahay" tokoany ianao ee...
(tsy ho ahy ihany fa ho an'i Yahl koa indrindrindra.. :-)
Asa miresaka amin'inona miresaka aminareo, tsy boky siansa hoy aho io na tantara, asa hoe hamamorona ny galaxie izy dia hitantara hoe izao no nanaovako azy.
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
38. rhaj0
(
21/12/2015 14:40)
Rehefa tsy takatra ilay teorian'ny galaxie (ao @ Torah) ry Tealala dia aza mamoromporona hoe misy "mamorona ny galaxie" aaa...
Nefa indray, mety marina ny anao.. ka "noforonona" daholo ny zava-drehetra, ao @ Torah ao kouh... fa "tsy takatr'i Tealala" fotsiny hoe, ahoana ny nanaovana an'izany.. na dia namaky Torah be dia be azany i Tealala :-)
Nefa indray, mety marina ny anao.. ka "noforonona" daholo ny zava-drehetra, ao @ Torah ao kouh... fa "tsy takatr'i Tealala" fotsiny hoe, ahoana ny nanaovana an'izany.. na dia namaky Torah be dia be azany i Tealala :-)
![](https://avatar.serasera.org/fad782caf9c64de5ec489ef11a092db7.jpg)
39. Yahl
(
22/12/2015 11:07)
[quote=rhaj0]
O ry Yahl aaa... mbola manentana am-pifaliana ve k'lou ianao io, saaa....
Rahefa mandinika aho, dia hotsa hotsan'ny lafobe angamba ny resaka "saka be loha" amidinao ka hotsa hotsan'ny tsisy kill vaaa??...
Atoy jerena @ ilay resaka saka be loha eee... :-)
[/quote
Yahl
Tsy clientèlisme mihintsy no tanjon'izao fitoriana izao, f' enao no miditra @ tsy tianao hidirana fa toa manao izay tiana tenenina sy manaratsy avy hatrany! Nefa rehefa tena hidirana lalina toa mitsoa-pahana indray ka tsy azoko hoe inona no tena tianao hatao?!
Hatao hendry anefa tena adala!
]
![](https://avatar.serasera.org/991d7fa2a07ce8a261af7ff8334a5ab3.jpg)
40. rhaj0
(
22/12/2015 12:29)
Yahl:
Tsy clientèlisme mihintsy no tanjon'izao fitoriana izao, f' enao no miditra @ tsy tianao hidirana...
hi hi hi... ianao marina no tafiditra (voambaka) ao @ misy anao ao, dia korotabainao hiditra @ izany koa ny eto...
Fa tsy "manaratsy" kosany ny eto fa ... mivanitika fotisny eeee .. satria dia tena absurde n'enao :-)