DIA NY SEKTA foana kosa ve mouuu?!!

1. Strong3 ( 05/11/2015 06:22)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CC0QFjAAahUKEwi_0paRzfjIAhUKWxoKHZfqCQ4&url=http%3A%2F%2Fwww.lefigaro.fr%2Factualite-france%2F2015%2F11%2F04%2F01016-20151104ARTFIG00156-deux-livres-racontent-la-difficulte-de-francois-a-reformer-la-curie.php&usg=AFQjCNF6aBcmFn2p9pwJWR_HkU2gDAwiOg&sig2=PQlIvontSPi_y5ICZrsMAA

dia mifaninana daholo izany ny rehetra mampiseho ny hadalana ao amin'ny fitantanany ao
novalian'i rhaj0 ny 18/11/2015 16:41
2. bor2lais ( 05/11/2015 08:33)
Sombiny voaraiko (ahitana lafy ratsy sy lafy tsara)
Extrait lefigaro:

La Curie romaine, institution qui remonte au Vème siècle, est très hostile au changement. ...
- Paul VI en soin temps avait déjà du se battre pour réformer l'institution.
- Benoît XVI s'y était cassé les dents.
- Réformer les abus de la Curie était l'un des objectifs principaux de François dès son élection en 2013.
«Au nom de l'Église, je vous demande pardon pour les scandales qui, ces derniers temps, sont survenus à Rome comme au Vatican. Je vous demande pardon!» s'était exclamé le pape lors d'une audience le 14 octobre dernier.

3. Strong3 ( 05/11/2015 08:37)
eh kou !, ambava homana ampo miheritra ... :-)
4. rhaj0 ( 05/11/2015 11:31)
bor2lais:
«...Je vous demande pardon!» s'était exclamé le pape

Izao ve izany ilay hoe "mibebaka"? Dia rahefa mba hoe "sincere" ilay mi-s'exclamer dia .. mitohy ny lanonana, sa ...

Io k'lou, raha ny fahitako azy, dia (tokony) tsy vitan'ny paridao paridao fotsiny, fa

1- ny redevabilitE dia zohina miakatra sy midina hatrany ifotony mihintsy hoe, hatraiza ny tompon'andraikitra,
- na olombe io
- na ilay structurel/organisationnel,
- na h@ ilay foto-kevitra ijoroana akoriny azany
ary iza aby no ni-profiter, na direct na ankolaka

2- ny compensation amena ny victime, sy izay dommage collateral rehetra, dia mipetraka mazava

3- ary izay tompon'andraikitra rehetra ao dia direction migadra.


Ary tokony atao ohatra manetriketrika mihintsy io, ampisehoana fa na debany be azany, rahefa fotsitra dia fotsitra, ary rahefa fotsitra dia tratran'ny alokany eo foana.
5. Strong3 ( 05/11/2015 12:06)
aleo k'lou miandry fifamelana vao hiditra amin'izay :-)
6. hery ( 05/11/2015 12:48)
Fa misy inona indray? :-)

Efa nolazalazaiko fohy ato: http://hery.blaogy.com/4_hery-tsiky_dia_ampy/archive/9088_misy_inona_eto_vatican.html
7. rhaj0 ( 05/11/2015 13:16)
misy inona moa, fa io miha-mihahaka miha-mihahaka hatrany ny ati-kilaotin'i Vatican eee... :-)
8. Strong3 ( 06/11/2015 09:16)
io ny paparaimasina efa mifona io kou inona indray moa no hifanotaiana fa dia mamaky dia ampo mieritra ry hery ah :-)
9. bor2lais ( 18/11/2015 08:54)
Hoy ny papa François :

1. "Tuer au nom de Dieu est un blasphème" (15/11/2015)
2. "N'oublions pas non plus l'hypocrisie de ces puissants de la Terre qui parlent de paix mais qui, en sous-main, vendent des armes" France soir 15/10/2015

Mampieritreritra ihany e !
10. rhaj0 ( 18/11/2015 12:02)

Ny Papa anie mampome ee... Sa mampieritreritra tokoany, dia avy eo, mampihomehy???

http://www.romereports.com/homepage#.UjxtJhY5iMM
Pope Francis: Money is the Root of All Evil

Ny VOLA hono no fototry ny revin-devoly... Dia ahoana azany ilay volabe ao am-batan'i Vatican ao????

ntss... manenjika ny investisera sy spekiolatera ery i Fransisy, nefa i Vatican @ io mamely dia mandrango be mihintsiny, ary tsy @ fomba honnete akoriny azany, arak'io resaka naroson'i Strong3 eto io...

Mampieritreritra ihany e !, hozy tokoany i Bor2lais izay, ilay "l'hypocrisie de ces puissants de la Terre..."
11. bor2lais ( 18/11/2015 13:38)
papa_François:

"le capitalisme et le profit ne sont pas diaboliques si on ne les transforme pas en idoles. Ils ne le sont pas s'ils restent des instruments".

Tokony miaraka ny mamaky tsara sy ny mieritreritra a ! :-)
12. rhaj0 ( 18/11/2015 13:57)
http://www.romereports.com/2013/09/20/pope-francis-idolizing-money-is-the-root-of-all-evil
He explained that the desire of making money at all costs corrupts the heart.

Raha adikako gilobaloba, ohatra hoe : ny finiavana mampiditra vola @ fomba rehetra dia mampalozotra ny fo...

hi hi hi... tsy "idoles" izany hono ny "making money at all costs" fa tena mba "instruments" fotsiny eee..

Dia ndana googler-o ho'a hoe, manao investisema sy spekiolasiO i Vatican, ary tena "fitiavan'ny fo" ve io sa...

http://lmgtfy.com/?q=vatican+investments
na akoriny azany hoe
http://lmgtfy.com/?q=vatican+investments+in+arms

Rahefa misikosikotra eny ianao dia ahita ohatra hoe:
"There IS a mention of 'evidence the Vatican had invested in...Udine, a military weapons manufacturer (there were also unconfirmed reports of church money in gunmaker Beretta, a Monte Carlo casino, and a printing firm that published pornographic magazines).' Footnote refers to Walter Scott, "Personality Parade", The Boston Globe, October 12, 1969, C2; Thomas and Morgan-Witts, Pontiff, 140; Lewin, "The Finances of the Vatican," 199; see also Hoffman, Anatomy of the Vatican, 177."

Dia halalino izany Udine sy Beretta ary Monte Carlo casino sy izay pornographic magazines raha misy trace-na Vatican eeee... Toa efa eraky ny boky aman-gazety io fa tsisy (minia) mahita.


Dia tena "Tokony miaraka ny mamaky tsara sy ny mieritreritra" tsara tokoany izany hozy Bor2lais, satria dia tena Mampieritreritra ihany ilay "hypocrisie de ces puissants de la Terre" ... sy ny oye-oye ataon'ny mpihoby azy...
13. rhaj0 ( 18/11/2015 14:08)
bor2lais:
. "N'oublions pas non plus l'hypocrisie de ces puissants de la Terre qui parlent de paix mais qui, en sous-main, vendent des armes" France soir 15/10/2015


Ka eto ianao izany ry Bor2lais raha hanao oye-oye aaa...

http://lmgtfy.com/?q=vatican+investments+in+arms
Who is the owner of Beretta?
Perhaps few people know that Pietro Beretta arms factory Ltd. (the largest arms industry in the world) and is controlled by the Holding SpA Beretta and the majority shareholder of the Beretta Holding SpA after Gussalli Ugo Beretta, is the IOR (Institute for Works of Religion [commonly known as the Vatican Bank]) ...


"N'oublions pas non plus l'hypocrisie de ces puissants de la Terre qui parlent de paix mais qui, en sous-main, (investissent et) vendent des armes"

bravo.. bravo :-)
14. bor2lais ( 18/11/2015 14:09)
papa_François:

«Au nom de l'Église, je vous demande pardon pour les scandales qui, ces derniers temps, sont survenus à Rome comme au Vatican. Je vous demande pardon!»

Tokony miaraka ny mijery tsara sy mamaky tsara ary mieritreritra a ! :-)
15. rhaj0 ( 18/11/2015 14:15)
Efa natao ny "mijery tsara sy mamaky tsara ary mieritreritra", dia efa navoitra ny mpanao oye-oye eeee... Inona no mbola tadiavin'ny Bor2lais mihoatra an'izay kosany :-)

rhaj0:
Io k'lou, raha ny fahitako azy, dia (tokony) tsy vitan'ny paridao paridao fotsiny, fa

1- ny redevabilitE dia zohina miakatra sy midina hatrany ifotony mihintsy hoe, hatraiza ny tompon'andraikitra,
- na olombe io
- na ilay structurel/organisationnel,
- na h@ ilay foto-kevitra ijoroana akoriny azany
ary iza aby no ni-profiter, na direct na ankolaka

2- ny compensation amena ny victime, sy izay dommage collateral rehetra, dia mipetraka mazava

3- ary izay tompon'andraikitra rehetra ao dia direction migadra.


Ary tokony atao ohatra manetriketrika mihintsy io, ampisehoana fa na debany be azany, rahefa fotsitra dia fotsitra, ary rahefa fotsitra dia tratran'ny alokany eo foana.
16. bor2lais ( 18/11/2015 16:27)
ramose_2 étages:

Io k'lou, raha ny fahitako azy, dia (tokony) tsy vitan'ny paridao paridao fotsiny

:-)
Tsy mitovy valera ny paridaon'ny 3 étages sy ny 2 étages e !
:-)
17. rhaj0 ( 18/11/2015 16:41)
hi hi hi.. efa hay anie lay 3 eme etage ee...


Rahefa ny Papa no manao paridao, dia tonga dia madio ny rano [size=4]hozy ny mpanao oye-oye[/size] satria Vatican manan-karem-be ... tsisy tsy vitan'ny vola.

Dia efa hita koa ho'a ny "valera"-n'ny 3eme etage ee... ohatra koa..

Tena efa nampidirinay tany @ Paradisa Ikala Maria, satria dia tsy mihatra aminy ireo criteres be dia be ahafahana miditra any Paradisa... fa izy azany mba virijiny (mandrakizay) nefa niteraka..
Ary na ny vatan'Ikala Maria azany dia tafita any Paradisa koa; ny vatanao raolona kosany dia tavela ao ambany rangolahy, fa ny "fanahinao" ihany no hankany... raha ho tafita eo tokoany moa...
[size=6]Pope Pius XII in Munificentissimus Deus[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.247