LGBTTIQQ2SA

1. rhaj0 ( 17/08/2015 11:31)
(apetrako eto @ Lohahevitra Finoana/Fivavahana satria... "normal" ireo rahefa "Fiaraha-monina" na "Fitiavana" na "Kolotsaina" na "Fahasalamana" ny resaka, fa ny
"Finoana/Fivavahana" ihany no toa manisy problem @ ireo, ka dia ndao azany resahina)


Ka ireto izany ny acronym manondro ny karazan'ny firehana sekisoaly (orientation sexuelle) misy eto @ ity tany ity eee...


L = Lesbian = viavy tia (sexuellement) viavy

G = Gay = lahy tia (sexuellement) lahy

B = Bisexual = sady tia lahy no tia vavy

T = Transsexual = viavy mahatsapa-tena (emotion/psychologiquement) ho lahy (lahy mahatsapa-tena ho viavy)

T = Transgender = olo manilika ny identite sexuelle-ny ary mandray ny andaniny (tsy voatery nanao chirurgie)

I = Intersex = sady vavy ho lahy (intermediate)

Q = Queer = pejorative, dia ilay gay ilay pehana.. fa generalelment, manondro ny LGBT

Q = Questioning = mbola misalasala mitady ny orientation-ny, na ny genre-ny akoriny azany..

2S = Two spirit = sady mahatsiaro ho lahy no vavy

A = Asexual = tsy mahatsapa attraction sexuelle, tsy tia, tsy interessE..


Ary ny iray hafa (mahazatra) dia

Straight = lahy tia viavy, na viavy tia lahy..



2. rhaj0 ( 17/08/2015 13:19)
Ka ny Papa sy ny mopera izany @ ilay "A" = asexual, satria izay hozy ny Baiboly no tokony ho fitondra-tenany..

Fanefa indray, rahefa poretin'ny Finoany ao ny maha-izy azy, dia angaha mety fa mirongatra foana ihany eee... Ary dia sirika eny ihany zareo, fa kay G = Gay, ary ny loza, dia violent akoriny aza, fa lasa R = rapist [jereo ireo pretra (sasany) nanolana ankizy].

Fa raha ny marina, dia vitsy an'isa k'lou kosa ireo eee.. (vitsy an'isa no sirika)
3. Strong3 ( 18/08/2015 09:40)
ary i rhaj0 izany inona amin'ireo?

sao mba misy kil hitsoraka eto hihihi :-) sa moa efa tsy mahatosika fa mba miresaka hampita ny tsy finoana na dia tsimisiAtra aza ...
4. rhaj0 ( 18/08/2015 11:58)
Izaho k'lou ry Strong3 dia S = Straight aaa... ary confortable @ izany firehana sexoaly-ko (orientation sexuelle) izany aho.

Ary OK koa aho raha LGBTTIQQ2SA ny olona, sady mirary azy ho sambatra @ fiainany ao.
- Raha A = asexual ry Papa sy ry Mopera..
- Raha G = Gay i Elton John, na L = Lesbian ilay PM-nay aty Ontario..
- Raha 2S = Two Spirit ireo amerindiana sasany
- Raha T = Transgender ireto olona ireto
- ...


Sokasokafy ihany ny maso dia tetitetezo i google, dia sokasokafy ny saina sy ny fo sy fanahy (raha misy), fa OLONA ihany ireo olona ireo, f'aza enjehina na ankahalaina na ozonina na ahilika na lazaina fa marary, na asarotina ny fiainany eeee...


Ohatra hoe, ngo dia tia ahalala momba ny T = Trans ianao, satria anie, mety tsy tsapanao akory anie ry Strong3 fa T = Trans ianao io eee... Fa poretin'ny Baiboly ao ny epanouissement-nao ao dia poritra ao...

Koa ireto azany mba vakivakio ny momba ny T = Trans...
http://www.lapresse.ca/vivre/sexualite
http://www.lapresse.ca/debats

Ary ny aty izao any @ garabola, dia misy dia misy tokoa ny Ankizy T = Trans; ny gabine any @ garabola izao, rahefa misy ankizy Trans ao an-tsekoly, dia misy ifanamboarana kely.
Fa ity misy fikambanan'ny r-a-d-ndrizareo...
http://enfantstransgenres.ca/
5. Strong3 ( 18/08/2015 12:35)
dia efa hamindra traikefa aty madagasikara izany isé somokotra mampianatra eto io izany.

dia very tokoa ny fahendrena rehefa tonga ra falala(ha)na :-) ... aiza irony soatovina fahinin'ireo ntaolo?

fa izany izy aza hoy i rhaj0 hoe ntaolo...

Strong3 izao dia milaza fa araka ny baiboly dia ireo sodomita ireo raha nantsoina tamin'izany dia tao anaty baiboly no nitondrany ny anarany dia lasa hoe no-sodomisén'i rhaj0 ny vadiny. (enga anie ho sanatria hihihih ... sa efa nanandratra tao lol)

fa i Strong3 dia mahalala fa Straight ny tenany satria izay no nanamboaran'i Atra mpahary azy.
fa ireo typa hafa dia nanova tena noho ny imagination-ny tao (ka i rhaj0 aza dia mba nitésté ny tenany tao hoe sao mba L na G na B na T na T na I na Q na Q2 na A ? aza izy) ka dia nivoaka ny rezilta fa S ihany izy hihihi...

6. rhaj0 ( 18/08/2015 12:56)
Izaho indray tsy manana complexe @ izany... mijery dia mihaino dia mandinika, koa inona azany... dia eny : straight aho.

Fa izaho aloha tena "mino" (tsisy-porofo) fa TSY Straight kosany i Strong3 eee .. Na dia vao mijery ny firesakao eto fotsiny... koa na ilay icon kely Humphrey Bogart azany, miafina kely ambadiky ny satrokao ao... Ka asa inona @ LGBTTIQQ2SA ianao ao io ry Strong3 aaa ?? :-)

Fara-fahakeliny, ianao ange ry Strong3 dia, ara-baiboly, dia tokony ho A = Asexual eee... "tsara ho an'ny lahy ny tsy mikitika viavy" izy teo... focus @ Jesosy ihany... ny fitiavanao rehetra @ Jesosy ihany...

No-assumer-ko hoe lehilahy izao ianao ry Strong3. Nefa indray... ngo dia viavy k'lou ianao ao e... raha tsy izany ve tsy hoe: "ny fitiavanao rehetra @ Jesosy ihany" ??

Na koa, ngo dia transgenre kosany koa azany ianao io eeee.. @ izay ianao mba lasa sahala @ ireny "vierge consacree" ireny...
7. rhaj0 ( 18/08/2015 13:11)
Hono ho'a ry namana Katolika eto, ahoana tokoany azany no tsisy lehilahy "vierge consacree" kosany eee ??

Ny lehilahy angaha tsy mba te-hanokana ny fitiavany manontolo @ Jesosy koa ???

Dia raha vehivavy izany no manao izany dia tsy maintsy "vierge" a ???

giravy be kosany izany kouh...
8. 5laody ( 18/08/2015 13:25)

kay le fa ahoana ary ny tenimiafin-DRajho no alefany eto?
9. mpisotrtoaka ( 18/08/2015 15:38)
Hainareo ve hoe maninona no nasian'i Ricky hoe Olombelo mialoha ny anarany : Tsotra : Olombelona aho hoy izy vao Ricky, Olombelona izy vao artista, Olombelona izy vao gasy, Olombelona izy vao mainty na fotsy, Olombelona izy sns : Noho izany : Olombelona ireo rehetra ireo ary manana zo hanana ny tiany ! Raha tsapanao fa manelingelina ny fahalalahanao ny zavatra ataony na ny fotokeviny dia aza jerena akory izy !
10. rhaj0 ( 18/08/2015 15:55)
Olombelona koa izy izany izay koa vao Kristiana eee... Ny sasany koa olombelona vao Moslimo ohatra, na hoe Atheista, etsetra...

Favy kosa ny revin'i Ricky raha izany ee..

(fa ny sampona ho'a, dia ny sasany indray, Kristiana hono izy izay vao Gasy eeee... nefa anie izy vao teraka dia Gasy eee.. gasy ray gasy reny... izay izy vao natao batisa.. izay izy vao lasa Kristiana)
11. Strong3 ( 19/08/2015 10:30)
hehehe ... tsy nisy olombelona natokana ho A izany raha tsy olonaAtra irery ihany ka.
hafa indray ny hoe manolotena (iny safidy)

fa i strong dia manambady tokana ary mahazo tsiro amin'ny ploumploum amin'ny vhv vadiny

fa ilay fitsaranao izany de hitako hoe ny ataonao no tianao mba hataon'ny hafa :-)
sa rehefa tsy mahatosika dia atosik'olona injay no mba nofinofin'isé ao hahaahha...

mdr mihitsy ity rhaj0 ity ka hahahah... :-)

ny sariko manao dada be matotra ve midika ho tsy aha S ana? ... miaiky iaho izay
12. rhaj0 ( 19/08/2015 10:44)
Strong3:
hehehe ... tsy nisy olombelona natokana ho A izany raha tsy olonaAtra irery ihany ka.

Inty indray jereo i Google eee... dia lazao fa olon'Atra daholo ireo...
http://lmgtfy.com/?q=famous+asexual+celebrities
13. Strong3 ( 19/08/2015 10:55)
tsy olon'Atra fa olona Andriamanitra razoky ah ... hahaha

demiDieu ilay lazaina eto; tsy misy filana sy faniriana aranofo, fa misy ihany ireo fanahy hafa miteraka amin'ny olombelona ary ireny dia manana filana fa ilay olonaAtra tsy manana !

ireo hitan'i google ireo de mamehy tena fotsiny ihany ka :-)
14. rhaj0 ( 19/08/2015 10:56)
Strong3:
fa i strong dia manambady tokana ary mahazo tsiro amin'ny ploumploum amin'ny vhv vadiny

Dia ahoana ilay hoe... "manokana ny fiainany sy fitiavany manontolo an'i Jesosy" ???

Dia TSY mba ho "vierge consacree" mandrakizay izany ianao eeee..

Diniho lalina ihany ho'a ny "fanahinao" ao, fa mety T = transgenre anie ianao io eee... dia rahefa atao chirurgie, dia lasa @ ilay hoe, "nateraka indray"... ary dia ilay ploumploum taloha dia TSY kOty intsony, fa tena vitan-dreo ho "vierge" ianao an...

Ary izay vao "tena izy" i Strong3, ka tsy mila matavy resaka misora-tena ho "tena izy" intsony, fa tonga dia ho tonga @ ilay hoe : "manokana ny fiainany sy fitiavany manontolo an'i Jesosy" i Strong3
15. Strong3 ( 19/08/2015 11:12)
hahaha ... dia maharaka mihitsy ilay fandehan'ny baiboly hoa ny tsimisiAtra :-)

ka i Strong olombelona dia natao hanambady, izay aloha no namoronana ny olona rehetra, ka tsy fahotana ny manambady noho izany , ary tsy fahotana koa ny tsy vierge fa Izy Atra no namapanao izany hoe : mitomboa fara handimby dia mamenoa ny tany

fa ilay fiovana dia ny fanahy tsy hiray amin'ny devoly mpanandevo olona hanao ratsy (hanohitra an'Atra) . ka rehefa avy nateraka indray araka ny tenin'ny baiboly izay lazainao io dia tsy miverina mandoto tena hiray amin'ilay ratsy intsony fa miandry ny vady vaovao (io vady io moa izany dia raisinao ratsi saina indray hoe ploumploum... fa fankatoavana tsy misy fepetra no mahalaza azy)

de any andanitra any dia tsy mierikerika fa an'i Jesosy irery amin'izay, fa eto mbola nofo manambady, miteraka sns... fa ny fanahy efa nateraka indray kosa miandry ny vadiny ao

fa za mahita hoe kely sisa enao dia ho tonga soa ao amin'ny mino raha izao no fandehany, toa dia mandalina sy manadihady be kou :-)
16. rhaj0 ( 19/08/2015 12:00)
Strong3:
ka i Strong olombelona dia natao hanambady...ka rehefa avy nateraka indray araka ny tenin'ny baiboly izay lazainao io dia tsy miverina mandoto tena hiray amin'ilay ratsy intsony fa miandry ny vady vaovao ...

okey dokey.. Raha ny fahazoako ny resak'i Strong3 izany, dia "tsy miverina mandoto tena hiray" @ ilay vady taloha intsony i Strong3 rahatrizay, fa mibanjina ary tsy miala intsony @ ilay "vady vaovao", dia i Jesosy Kristy...

Dia tsy haiko hoe, mankasitraka an'izany ve ny viavy (vadinao ohatra)... Tena "mino" aho fa TSY te-hiaraka amina(re)o any am-paradisa any ny viavy.. koa raha ianao sy ny "vady vaovao" ve no any, izy izany efa narianao... hi hi hi... ka dia nareo lehilahy tahaka an'i Kristy daholo izany no ao am-paradisa ao eeee... :-)

Ka mety G = Gay izany anie ianao ry Strong3 eee... eritrereto tsara.. :-)

Sady ianao koa moa toa misogyne vinany izany, ka ny tsy fitiavanao viavy. dia tsindrinao ara-baiboly hoe, ianao lehilahy ihany no lohan'ilay vehivavy...
17. Strong3 ( 19/08/2015 12:25)
hahaha dia mamakia tsara hoa vao mamaly sy mivanitika , sa efa siorméné ao ampiasana ao ka tsy dia miraisaonina tsara :-)

ny nofo sy ny fanahy dia samy manana ny vadiny r'ingahy ity ah hahaha... fa tsy hoe olona vaovao dia ny nofo tsy hiray amin'ny vadiny, fa ilay fanahy tsy entina manohitra an'Atra no tiako ho lazaina hatreny amboalohany. fa enao miesona be ao

ary mbola averina foana fa aza afindra aty ny fitiavanao ho te ho G ... :-)
ny gasikely aty nge tsy mahavidy liobrifia de farany mipotsa-body daholo ka milahatra eny amin'ny radoko tia kolikoly sy tia kely eh
tsy mba henonao mihitsy mantsy ny fahoriana aty madagasikara tanindrazanao aty an ...

enga anie ianao ka hotonga saina ka tsy hanely ny fahadalana toa izany intsony aty ; eny aminareo any mety tsara io na hanao plan a 3 ao aza ianareo de manaova fa mba jereo ilay tanora saomazy aty mbola hidi-kizo amin'ity kizo misy maloto ity
18. rhaj0 ( 19/08/2015 12:39)
Strong3:
ny nofo sy ny fanahy dia samy manana ny vadiny r'ingahy ity ah hahaha..

okey dokey... ny "nofo sy ny fanahy" samy manan'ny azy... dia ny saina koa .. mandeha any @ Angelina Jolie... sa i Brad Pitt ??

Hitako ery i Strong3 sy Humphrey Bogart tia an'i Brad Pitt ... tsara (ho anao) anie izany e... entrainement-nao @ paradisa :-)
19. Strong3 ( 19/08/2015 12:51)
hihhi .. dia mitono-tena ohatran'ny lolofotsiny ity enao ity ka hahaha

efa antitra boresa nga rafotsi ao no dia mifantasma olona séxi ao lava eh ?!

de i Strong no hanalana vokony mdr tsss
pouahhhh... tsy ambinina aty ny hadalanao ra rhaj0 :-)
20. rhaj0 ( 19/08/2015 13:24)
anyway...
iStrong3 izany, raha ny fahitako ireo resaka rehetra ireo, dia ... mety ao @ ilay hoe
Q = Questioning = mbola misalasala mitady ny orientation-ny, na ny genre-ny akoriny azany....

Ka sirika be hoe, confus ianao ranamana aaa... Fa tsy maninona anie izany e... mety ho tsara @ fahasalamanao io...


Fa avadika ny resaka... hono ho'a.. i Jesosy ve izao ohatra ka inona tsara tokoany eee ???
Iza @ ireto i Jesosy, ara-baiboly ao ???

I = Intersex = sady vavy no lahy (intermediate)

2S = Two spirit = sady mahatsiaro ho lahy no vavy

A = Asexual = tsy mahatsapa attraction sexuelle, tsy tia, tsy interessE..



bebe ihany mantsy ny siosio ny @ Maria Magdalena izy teo... dia koa hoe, fa maninona no bandy daholo foana no mitakisina miaraka aminy ao eee... nefa indray...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4572