Basilique St-Pierre

1. rhaj0 ( 23/07/2015 01:44)
Ka hoe io hono izany no Fiangonana na koa "le plus important édifice religieux du catholicisme" hozy wikipedia.

Dia hoe... niorina t@ inona tokoany moa ity izy... dia hoe nahorina t@ "indulgence".. hozy ihany wiki
La plus célèbre des indulgences est celle accordée à quiconque aidera à la construction de la nouvelle basilique Saint-Pierre de Rome.

Ka inona hono ity "indulgence" ?? dia hoe ...
Le commerce des indulgences vient de la possibilité dans l'Église catholique romaine d'acheter des indulgences (du latin indulgere, « accorder »), c'est-à-dire la rémission totale ou partielle devant Dieu de la peine temporelle encourue en raison d'un péché pardonné.

Averina kely : acheter (..) la rémission totale ou partielle devant Dieu de la peine temporelle encourue en raison d'un péché pardonné.


esy e... dia rehefa mampiresaka ny Ankizy aho, dia mivanika izahay mamerina manoratra ny scenario an'ity tantara, ka hoe..

Avy ny goaika izany mampino an-dravalalabemandry, ka hoe
1- raha manota ianao dia mankany @ afobe.
2- fa izao... ny goaika no mamaritra hoe, ota tokoany ity nataonao.
3- ary izao koa... ny goaika no mi-gerer ny otanao (tena mipetraka araka ny lalAna io fa tsy resaka peta-toko: définition juridique dans les décrétales pontificales au xiie siècle...).
4- fa izao ... ho afak'ota ianao raha mampahazo drala kely ho an'ny goaika sy ny systeme.
5- ary dia izay dralanao izay no nananganana ny FIangonana be.

alleluia... ave maria...


Ka rahefa kopy ity scenario ho'a ato ny Ankizy, dia hoe, ka dia tena maharikoriko ny hiditra @ izany Basilique izany, raha hainao ilay Tantara [size=4]t@ XIIeme siekla[/size]
2. Strong3 ( 24/07/2015 09:35)
siii efa tenenina foana hoe mba midira lalina amin'ny baiboly fa tsy ny abouboun'ny misoratena ho fiangonana kristiana voalohany teto antany ireny no hakana lesona...

3. rhaj0 ( 24/07/2015 11:16)
Ahoana kosany ho'a no dia tivativaianao ireo kristiana namanao na zokinao ireo ee... Zareo ireo ho'a anie ka dia milomano ao anaty Baibl ao tontolo andro, ary izany efa h@ rainy aman-drenibeny, k'i Atra angaha izany dia tsy mba mi-kOzy amin-dreo, hoy ianao?

Sa aminao ihany i Atra no mi-kOzy?
4. Strong3 ( 24/07/2015 12:31)
dia tsy haiko aloa ra rhaj0 fa za koa aza mba gaga... :-) , za ngé ramosé tsy nanivativa azy ireo fa izy samy izy no nifanivativa tao ampiandohany tao eh, nitsanaga i Luther , dia nitsanagana daholo ireo rehetra ireo...

de za zany mba nomena baiboly dia mamakafaka de manandrana de mahita de miditra lalina de iaina eh...
fa ireo dia iaraha-mahalala fa entiny hanagejana toe-tsain'olona ilay baiboly fa tsy hanafahan'olona araka ny mission'ny baiboly eto antany.
5. rhaj0 ( 24/07/2015 12:42)
Strong3:
entiny hanagejana toe-tsain'olona ilay baiboly

Ka tsy nobitsihan'A.tra mihintsy ve zareo, sa plan-n'Atra daholo izany "fanagejana" izany?

Ka sao Plan-n'Atra, ary fitiavan'Atra ny oloNY daholo izany.... Sahala @ nandripahan'Atra ny Ejipsiana.


Dia ao ianao ho'a izany eeee... ianao angaha tsy mba mikOzy hoe, "#I am Egyptian" ??
6. Strong3 ( 24/07/2015 13:00)
hehehe ... nga Atra miresaka amin'ny olona manampitsofina sy efa manana planina ao andohany ao.

7. fihents ( 25/07/2015 06:52)

rhaj0:

Ahoana kosany ho'a no dia tivativaianao ireo kristiana namanao na zokinao ireo ee... Zareo ireo ho'a anie ka dia milomano ao anaty Baibl ao tontolo andro, ary izany efa h@ rainy aman-drenibeny, k'i Atra angaha izany dia tsy mba mi-kOzy amin-dreo, hoy ianao?
Sa aminao ihany i Atra no mi-kOzy?


Manaja e !

Raha izay lazain'ty oul rtra ty v ry rhaj0 no arahina, dia in mou zan no ilàna ny Baiboly e ! zà kous lou, araka ny tenin'i Jesosy Kristy io hoe : "Ny voany no ahalalàna ny hazo, tsy misy voa ratsy hamoa voa tsara, ary tsy misy voa tsara hamoa voa ratsy", izay r'isé no ilàna ny Baiboly a, ahafantaranao hoe iza no voa tsara ary iza no voa ratsy fa ts hanara-drenirano fotsin. Mahadiso hevitra ansé ny tsy fahafantarana ny tenin'Atra, na isé aza ané afaka mtonona ho kristiana e ! fa ny fiainanan'isé ian no hanamarina anzany, efa napetrako ian lay teny hoe misy karazany telo ny kristiana (ara-tantara, ara-tsosialy, ara-baiboly) ka mba mahaiza manavaka tsara alou rsé a ! hay mou kay sé ts mahay manavaka, kou Baiboly aza fahavalo. ndriiiiiiiiiiiiiii ! tia anao Jesosy ry namako.
8. rhaj0 ( 26/07/2015 10:33)
fihents:
Raha izay lazain'ty oul rtra ty v ry rhaj0 no arahina, dia in mou zan no ilàna ny Baiboly e !

F'angaha moa tsy samy nandinika ny Baiboly daholo nareo rehetrarehetra ireo eee...

Tena tsy mi-click amina(re)o mihintsy ilay hoe, izay fijerina(re)o ny (kristiana) hafa izay ihany anie no (mety ho) fijerin'ny (kristiana) hafa ana(re)o.

Rehefa mba mijerijery aho izao, dia kOpy ihany ny @ Katolika.. raha ny fahazoako azy, dia ny an'ny Katolika, dia ny professionnel @-njareo ihany no miteny sy henoin-teny. Ny profesionaly dia ireo pretra/../papa, ary ireo dia efa mpandinika Baiboly hatr@ rainy aman-drenibeny ho'a, ary mandinika 24h/24h. Dia ny Katolika ambiny dia manaraka.

Izao izao dia "miteny" sy "mitopy teny fantatra" daholo izao rehetra izao (inclus ry Fihents sy ry Strong3), ary milaza-tena fa :
- izy (ihany) no tena mahay mamaky Baiboly
- izy (ihany) no tena bitsihan'iAtra ao...


Tairo ao izany ny anareo, dia ifalio sy ireharehao ho'a, fa nareo (irery) ihany izany no "tena izy" eee... ny (kristiana) hafa rehetra dia degadegany an'azy irery ao daholo izany eee...
Tohizo fa mampihomehy :-)
9. fihents ( 27/07/2015 02:59)

rhaj0:

Izao izao dia "miteny" sy "mitopy teny fantatra" daholo izao rehetra izao (inclus ry Fihents sy ry Strong3), ary milaza-tena fa :
- izy (ihany) no tena mahay mamaky Baiboly
- izy (ihany) no tena bitsihan'iAtra ao...


Manaja rhaj0,

ndriiiiiiii ! izay fôna lay lazaiko hoe "mahadiso hevitr ansé ny tsy fahafantarana ny tenin'Atra", Jesosy Kristy rsé no fitaratra fa tsy ny pretra na ny pastera na ny sns, olona ian ané reny mety hanondrané, ny Baiboly no sûr rsé a ! ar ra lay hoe "mitopy teny fantatra" sanatria @ kristiana zany, Jesosy irery ihany no fahamarinana, izaho izay mteny amsé kou dia oul ian, ka zay lay ilàna famakiana Baiboly e, mba hijerenao hoe, mba fitarata ve "fihents" sa ts, za kous lou ts hiteny miitsy hoe zay lazaiko atao, fa izay lazain'ny Baiboly no atao dia Jesosy Kristy izany. Mamakia Bible rsé fa ny hitako blem amsé dia pblème "Catholique" fa tsy dia Kristiana lôtra. Dia mahereza ar manakiana Catholique eo ! amiko lou za tsy hitsara azy fa an'Atra irery ian ny fitsarana, fa ny fantatro dia manaraka izay consigne ao anaty Bible. OK. Tia anao Jesosy ry namako.
10. rhaj0 ( 27/07/2015 11:25)
fihents:
ny fantatro dia manaraka izay consigne ao anaty Bible

Ka tanora ve k'lou i Fihents ao eeee? ary manambady iiii? saaaa ? ...
fa na tanora na tsy tanora i Fihents ao, na manambady na tsia, dia ... inty azany ilay "consigne" ho anao (fony) "mpitondra-tena tanora" eeee...

1 Timoty 5:11 Fa mandava ny mpitondra-tena tanora; fa raha tsy maharitra ny fifehezan’ i Kristy izy, dia ta-hanam-bady
12 ka hahazo fahamelohana, satria nandà ny finoany voalohany izy.


hi hi hi ... dia ao ianao izany "hahazo fahamelohana" ao...

Sa misy toko aman'andininy tsaratsara kokoa ho anao any ho any, dia akipily any io 1 Timoty 5:11-12 io fa manadala fotsiny? :-)
11. Strong3 ( 27/07/2015 11:43)
i Strong3 tsy niteny hoe izy irery no tompon'ny marina, fa izy miteny hoe : izao no marina. fa tsy hoe izaho no marina...
12. rhaj0 ( 27/07/2015 11:57)
ok ok.. "tsy tompon'ny marina" i Strong3, fa kosa, "izy irery" no mahita fa "izao no marina".. ary "izy irery]" no "tena izy" @ samy olona eto an-tany... lol
13. Strong3 ( 27/07/2015 12:36)
hehehe ... mitovy fa tsy sahala hoa isika; enao mahita hoe ireo kristiana 2 milliards maneratany dia doudou be tsy mety mivoaka ny box-kely

amin'ny olona 2milliards ve de tsy hisy hahiratsaina mihitsy?

te hilaza aminao za hoe aza dia mamendrofendro hoa hihihi

raha ohatrandry mpanao pub eto zao no teneninao izany dia manaiky za,
fa za teto mbola tsy nilaza hoe IZAHO IRERY NO MAHALALA NY MARINA.
matoa mbola miakatra io 2.3milliards io dia midika izany fa mbola maro no mahiratra ka mahita fa marina ny baiboly.
14. rhaj0 ( 27/07/2015 12:47)
Strong3:
aza dia mamendrofendro hoa

Taiza aho no namendrofendro? :-)
Izaho kosany niteny foana hoe, reveo ao izany ny anareo, ary niteny akoriny azany hoe "ifalio sy ireharehao"...

Ny fazahoako izany "mamendrofendro", dia toa ny ataonareo, ohatra hoe, "io fa ho lasa any @ afobe" ... na hoe "io fa tezeran'A.tra"... io k'lou dia mifamendrofendro ao tokoany ianareo (fa tsy mahakasika anay ho'a ireny satria.. izany dia... n'engage que celui qui y croit)
15. Strong3 ( 27/07/2015 12:56)
hehehe...

izany hono eh, i Strong3 irery no tompon'ny marina eh
ianao irery zany no tena milay fa ny olona lazainao fa boritra, panaradrenirano sns...
... mamendrofendro koa izany, sitrany harary fo ny mpandray ambolony :p hihihi


fa tsy dia marina lohatra io teny io
rhaj0:
n'engage que celui qui y croit

satria izay mihaino io dia voafatotra miaraka aminay ato anaty box-kely ato, profon'izany io enao marary andoha io hihihih...
16. rhaj0 ( 27/07/2015 13:04)
izaho mivanitika sahala @ gaigy ato kouh... ianao no milaza fa "voafendrofendro" :-)

Fa serieux... Tena "n'engage que celui qui y croit" n'ena(re)o..
- Jereo anie ohatra ny namanao mbola mino ara-baki-teny ny sambo fiara Noah eee... oops.. kay ianao mbola anisany..
- Jereo anie ny namanao mbola mino fa "andro 1 = namorona ny Tany", andro 3: mirehitra ny jiro" eee.. oops... kay ianao mbola mino koa...
- eueueueeuh... :-)
17. gasy1zay ( 27/07/2015 15:15)
Raha ny fahitako ny hevitr'i rhaj0 dia toa DISO FOANA NY KRISTIANINA :

1) izay manaraka ara-bakiteny ny voalazan'ny mpitondra fivavahana dia diso satria manaraka ambokony ny baiko midina, mino tsy misy porofo, tsy manadihady, mihinana ambolony.

2) izay tsy manaraka izany kosa dia diso satria manamaritena, manilikilika ny hafa izay manaraka ny voalazan'ny mpitondra fivavahana (Papa-pasitera-mompera...)

Ka inona izany no tokony atao ry rhaj0 sa ny tsy mino toa anao ihany no tena manana ny rariny?
18. rhaj0 ( 27/07/2015 17:06)
Ianareo samy Kristiana ihany no mi-se contredire ao, fa izaho manavoitra fotsiny kah... :-)

Izany ny hoe vavala(bemandry) mifanipaka an-karona.. hi hi hi ... voan'ny fita-mora tsy afak'ombin-dRagoaika ao fotsiny..
19. fihents ( 28/07/2015 02:57)
Manaja rsé rhaj0 a !

rhaj0:

fa na tanora na tsy tanora i Fihents ao, na manambady na tsia, dia ... inty azany ilay "consigne" ho anao (fony) "mpitondra-tena tanora" eeee...
1 Timoty 5:11 Fa mandava ny mpitondra-tena tanora; fa raha tsy maharitra ny fifehezan’ i Kristy izy, dia ta-hanam-bady
12 ka hahazo fahamelohana, satria nandà ny finoany voalohany izy.

hi hi hi ... dia ao ianao izany "hahazo fahamelohana" ao...
Sa misy toko aman'andininy tsaratsara kokoa ho anao any ho any, dia akipily any io 1 Timoty 5:11-12 io fa manadala fotsiny? :-)


Ndriii, zay fôna lay lazaiko hoe : mahadiso hevitra ansé ny tsy fahafantarana ny tenin'Atra fa mandray antendrony fotsin.

Izaho alou d'éfa marié e ! fa zao, ny tenin'Atra dia mlaza tsara "Fa Atra ninia tsy nahafantatra na nanadino ny fotoanan'ny tsy fahalalàna, fa ankehitriny kosa Izy manainga antsika hibebaké" rehefa nampahalalàna izany dia mibebaka, za rsé t@ ftôna nahatanora ahy dia otransé zao miitsy, fa refa nampahalalàna zà dia nibebaka niala t@ fahazaran-dratsy rehetra é ar ts niverina tamzan tsoun e !, ka na tanora né rsé na manambady, misy fôna ny tenin'Atra manomé consigne amzany e ! za efa manambady, dia tsy mahazo mjangajganga ohatra. Tia anao Jesosy ry namako.
20. Strong3 ( 28/07/2015 10:16)

rhaj0:

izaho mivanitika sahala @ gaigy ato kouh... ianao no milaza fa "voafendrofendro" :-)

Fa serieux... Tena "n'engage que celui qui y croit" n'ena(re)o..
- Jereo anie ohatra ny namanao mbola mino ara-baki-teny ny sambo fiara Noah eee... oops.. kay ianao mbola anisany..
- Jereo anie ny namanao mbola mino fa "andro 1 = namorona ny Tany", andro 3: mirehitra ny jiro" eee.. oops... kay ianao mbola mino koa...
- eueueueeuh... :-)

tsy izaho no mifendrofendro fa ny hafa izay ampifendrofendroinao hoe : io fa ataon'i Strong3 izao inareo ry olona!! hahaha
aaa.. tsy ny mino ihany hoe no voafatotrio resaka baiboly io fa na enao mivanitika io aza...
hitako izay mihitsy no mampihainohaino anao eto sao mba misy irika ihany aha-kristiana anao hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2885