Basilique St-Pierre

21. rhaj0 ( 28/07/2015 12:07)
Strong3:
... ny hafa izay ampifendrofendroinao hoe : io fa ataon'i Strong3 izao inareo ry olona!! hahaha ...
Aoka re ry Strong3... dia tena "mifendro" anao izany ny hafa, satria ianao ilay "tena izy" an...

"Fa Atra ninia tsy nahafantatra na nanadino ny fotoanan'ny tsy fahalalàna, fa ankehitriny kosa Izy manainga antsika hibebaké"

Avereno hazavaina tsara hoe ilay hoe... "Atra ninia tsy nahafantatra" ????
Ameo reference na toko aman'andininy mihintsy k'lou fa hotry ny aolanareo ho @ tombotsoanareo amina resaka tsy loa-body izy izany...
22. fihents ( 29/07/2015 03:21)
Manaja rhaj0
rhaj0:

fihents:
"Fa Atra ninia tsy nahafantatra na nanadino ny fotoanan'ny tsy fahalalàna, fa ankehitriny kosa Izy manainga antsika hibebaké"


Avereno hazavaina tsara hoe ilay hoe... "Atra ninia tsy nahafantatra" ????
Ameo reference na toko aman'andininy mihintsy k'lou fa hotry ny aolanareo ho @ tombotsoanareo amina resaka tsy loa-body izy izany...


Ndriiiii, ary tsy voavaky h@ farany kay lay bible dia refa amlé ts fantatra lay izy dia lazaina fa aolana amina resaka tsy loa-.......

"Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin’izao tontolo izao hibebaka."(Asan’ny Apostoly 17:30)

Izay no mahatsara an'Atra, nandeferany ny fotoana tsy nahalalana ny sitrapony, fa rehefa nampahafantarina kosa dia mibebaka tamzay efa vita é ! dia manaraka amzay e ! Mibebaha rsé fa zay no làlana tokana ahazoana famonjena a ! Io zao dia tsy hitako ané hoe in no tombotsoa tadiavin'ny goaika be lazain'isé amnio andininy io e ! Tombotsoa ho anisé ny FIBEBAHANA fa tsy tombotsoa ho an'olo-kafa e ! Tia anao Jesosy ry namako.
23. rhaj0 ( 29/07/2015 11:15)
"Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ny tsi-fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin’izao tontolo izao hibebaka."(Asan’ny Apostoly 17:30)

hi hi hi... ka ataovy kaontin'ny "andron'ny tsi-fahalalana" daholo izany izay andro nanaovana SY Hanaovana ratsy eeeee... dia rahefa @ andro farany (io ilay ankehitrinin'ny apokalipsa) vao (mody) mibebaka...

io ilay hoe, mahaiza maka dern eee... Ilay tary nofantsihana takaikin'i JC izao nahay naka dern :-)
24. Strong3 ( 29/07/2015 11:23)
hihih aza dia manita-dresaka hoa eh!!! izaho no nampifendro za enao?

olona tsy nahalala adisoana ve ho elohina , ka izay no ilazany hoe : rehefa mahalala enao vao mibebaka ka tsy mamerina izay nibebahana intsony.
25. mpisotrtoaka ( 18/08/2015 15:34)
Mahamamo nareo ! Samia miaina izay fiainany fa tsy ny an'ny hafa no tohinina ! Rehefa ho avy ny farany d omeo ny alika ny fatinareo !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1773