rakitr'i Flacourt... ny fahendren'ny razambe

1. rhaj0 ( 13/03/2015 12:50)
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f112.image
Flacourt page 86: Pour ce qui regarde l'hospitalité, ils l'ont entre eux, s'entre-assistent de vivres les uns des autres, et ne denient point à manger à ceux ils enqui leur demandent, quand ils en ont les moyens, s'ils mangent, ils départent ce qu'ils ont à tous les autres, et le plus souvent ils ne gardent rien pour eux, estimant cela à l'honneteté, ce que pratiquent tant grands que petits, par une coutume ou inclination naturelle.



Ito indray aloha dia tena TSY hita @ soatoavina Kristiana "naturellement" mihintsy e... Toatoa izay koa no voalazan'ny Tantara @ ireo amerindiana.

Fa @ firenena kristiana (sy tandrefana), dia normal be mihintsy ilay mahantra fadiranovana, etsy ambavahady volamena vatosoan'ilay mpanjaka mpanefoefo, volamena-vatosoa toa ny any @ paradisa nampanantenain'ny Baiboly, ary i mpanjaka @ io dia manipy hanina kely tsindraidray, araka ny sitrapoNY, na @ anaran'ny charitE kristiana.
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 08:00
2. rhaj0 ( 13/03/2015 12:57)
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f114.image
Flacourt page 88: Ils se plaisent a railler et gausser, et à faire milles bouffoneries, aiment à entendre des contes et fables du temps passsé, et passent la nuit à les écouter et entendre.



hi hi hi ... tena hitako ho faly aho raha niara-niaina t@ razambe malalantsika raha izany :-)
3. rhaj0 ( 13/03/2015 14:00)
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f131.image
Flacourt page 105: Il y a quelque mauvaise coutume qu'ils ont, qu'ils changeraient bien, comme celle d'abandonner leurs enfants quands ils sont nés en un mauvais jour, celle même d'avoir plusieurs femmes, ils la quitteraient facilement en recevant le Christianisme, qu'ils désirent tous sans exception, qui est la meilleure chose que l'on puisse établir. C'est pourquoi l'on devrait envoyer souvent des Navires en cette Ile, avec des Prêtres zélés et affectionnés â cet établissement qui n'eussent autre soins, ni autre pensée qu'â cela, sans se mêler du commerce, ni des choses temporelles, sous quelque pretexte que ce soit, auxquels on donnait des terres pour faire cultiver, pour l'entretien de leur maisons. CE qui est très facile à faire, d'autant qu'un Gouverneur aurait grrand plaisir à avancer la Religion, et contribuerait de son côté à l'établissment d'une maison et d'un séminaire pour instruire les jeunes enfants, aussi bien que ceux qui sont vieux et avancés en age.



hotry ny mamaky wikileak izy izany :-)
Raha ity izany ny tatitr'i Flacourt @ mpanjaka any Frantsa, dia .. io izany ny plan ny @ anjanahana (tsaina) an'i Dago... atomboka @ finoana/fivavahana. ha.. dia mbola ny Voninahitra ho Azy irery ihany an....

4. rhaj0 ( 13/03/2015 14:46)
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f200.image
Flacourt page 171: Les Ombiasses ce sont ceux que l'on nomme au Capvers Marabous, qui servent de Medecins, de Prettres, de Sorciers, et de fourbes et trompeurs. Il y en a de deux sortes, savoir les Ombiasses Ompanorats, et les Ombiasses Omptisiquili. Les Ompanorats, ce sont les écrivains qui sont fort adroits à écrire en Arabe, ils ont plusieurs Livres, dans lesquels il y a quelques Chap de l'alcoran, ils entendent la plupart la langue Arabe qu'ils apprennent en apprenant à écrire..



Io izany ny lafiny (sa influence fotsiny?) Arabo @ gasy... (mety ry Zafiraminia ireo tantarainy ireo izany)
5. endriny ( 14/03/2015 06:09)
Saingy ilay Razambe ihany koa diso hendry loatra ary diso natoky olona loatra. Hany ka maro ireo nirahina mody manatotra entam-bazaha ao anaty sambo. Kay rehefa tonga ao anaty sambo dia efa voaambana tsy mahazo miverina itany intsony, fa tonga dia fatorana entina atao andevo tany Bourbon sy maurice ary Afrika...
6. 5Laody ( 14/03/2015 12:15)

endriny:

Saingy ilay Razambe ihany koa diso hendry loatra ary diso natoky olona loatra. Hany ka maro ireo nirahina mody manatotra entam-bazaha ao anaty sambo. Kay rehefa tonga ao anaty sambo dia efa voaambana tsy mahazo miverina itany intsony, fa tonga dia fatorana entina atao andevo tany Bourbon sy maurice ary Afrika...


Misy sambo dispensaire (mitsabo maimaim-poana ary manao fandidiana) izany tokoa hono atahoran'ny olona sao mangalatra taova. Amin'izao fotoana izao io. Misy mahalala momba ilay fikambanana ve?
7. 5Laody ( 14/03/2015 12:19)
8. sitlo ( 14/03/2015 23:59)
Ha zalahy e!

Avy nijery film "Daybreakers" (2009) sy "Dawn of the Planet Apes" (2014) aho dia lasa saina hoe mba olona ve fandraisan'ny vazaha ny malagasy.
9. rhaj0 ( 16/03/2015 14:13)
Raha ny fandraisan'ny fotsy ny andevo k'lou, na dia efa t@ ireny andron'i Martin Luther King ireny, 1963, dia tena "TSY olona" tahak'azy mihintsy ny mainty e.. t@ ireny andro ireny azany, mba mihevitra ihany ianao hoe, efa mba mandroso ny fahalalan-draolombelona, efa handeha any @ volana raolb, io ilay "paradisa" an'i gasy taloha arak'i Flacourt, fa dia "lasa saina" arak'io lazain'i Sitlo io, hoe, dia mba ahoana azany ny ao an-tsain'ireny olona (fotsy) ireny? ary mbola betsaka anie no velona h@ izao nanana io fisainana io ee...

Fa io ny reciproque-ny koa no mahavalalanina.. ohatra ho'a, nony nahita an-dry Cortez ny amerindiana tatsy Meksika taloha, dia tena noheveriny ho "A.tra" ireo olona fotsy sy ny armure-ny manjelajelatra.


Fa rahefa miresaka "andevo" ihany koa, dia heverovereto kely koa anie no mbola anaty fisainan'ireo "andriana", ary io azany dia h@ izao isika miteny izao..

Ka io no lazaiko hoe, tena mila "mivoaka @ ilay box-kely", dia mba mampitombo fahalalana, tsy fahalalana siantifika ihany fa ny fahalalana ny mpiara-belona erak'izao tontolo izao...

10. Strong3 ( 17/03/2015 08:00)
dia misesika hoa amin'ny vavahady ety hatrany satria box-kely ny baiboly, efa nilaza i JC fa hanafoana ny saranga nambolen'izao tontolo izao, nefa izao tontolo izao taorin'io fitoriana io fahafahana io mbola nisesika hangeja izay sendra azy, izao vao hoe mitovy isika , [size=6] nefa ny sain'i rhaj0 mbola voagejan'io foto-pisainan'ny dadan'dadan'ny dadabean'io; hoe rehefa hanambady ny zanak'elah dia mba ilay miotovy amintsika ireny fa aza ampanambadiana ireny olona ohatran'izao ireny :p blabla ... [/size]

fa ny kristiana dia efa nanalavitra izany fotompisainana izany vao nanomboka nino ny baiboly izy.
ka sao mba tokony ianareo "tsimisyAtra" no tokony hiditra amin'ilay box-kely fa tsy izahay no hivoaka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1758