Fanontaniana hoan'ireo tsy mpino na mpino kristiana niverin-dalana

21. Strong3 ( 04/03/2015 11:14)

endriny:

bor2lais:

endriny:

Fandrebirebena, Fanambakana, Fanjanahana, ary fandemen-tsaina ny finoana kristianina...

Ouzy le oul 1 'zay hoe : tahaka ny bôlina fingotra io ka arakaraky ny anatontanao azy mafy @ tany no vao maika mampisavoana ambony dia ambony azy ! :-)

Ahahahaha... ny fingotra aza efa laniny nanamboarana pine fa baolina plastika indray izao no malaza koa... Dia hojerena raha hisavoana tokoa

Izay hoe misavoana ihany izy ho an'ny taranaka tsy mahalala ny tantarany fa variana mankalaza an'i Abrahama... Mihosora ho'a podira be dia be dia mba lasa fotsy ohatry ny Israelianina vao mivavaka amin'ny Andriamaniny...

voadona mafy tao ampiangonana tao mihitsy ra namana izany ka hihihi
rehefa doudou (marefo moa izy teo ry rhaj0..?) hoa dia mora ambakaina sy voarebireby, voazanaka, ary voan'ny fandemen-tsain'ny mpitondra fivavahana kristiana tsy ampy fivelomana mpanao bizina.
Oz le mpampianatra hai-ady anay tao amin'ny bani ivato izay taminay; "samy totohodry sy daka daholo lty no hamelezana olona ah...; fa inona no tokony hampiavaka ny an'ialahy raha mipetaka eny amin'ny olona?"
ny dikan'izany de hoe:... rehefa omena dia mahaiza mampitombo fa tsy miandry fahanana
Izany no alehany rehefa tsy mifototra tsara fa mitetitety fiangonana lohatra ka (nitady fitahiana sy fahagagana tamin'ireny ngamba dia tsy nahita ka tonga marary fo beuh; i rhaj0 efa eny ambovonana no arahina hihihi efa niofo ho vazaha be tsy mifora tsy mino ).
22. rhaj0 ( 04/03/2015 11:34)
mampalelo le nareo reto ry Strong3..

Izaho mba niteny hoe "marefo" saina ilay olona dia mora ambakaina.. Ary dia mitsetra dia mieritreritra ny @ mba TSY ho fandrihan'ny mpanambaka intsony izy...

Fa ny anao re ry Strong3 dia hotry ny hihomehzanao: "izany ka hihihi rehefa doudou"... ndao azany kouh... voninahitra hoa anao sy Azy @ izany..
23. Strong3 ( 04/03/2015 11:49)
hay rehefa ianao no mihomehy ny kristiana mino ny absurdité-an'ny baiboly io kay izany dia mba mitombo voninahitra ihany koa? ...
koa inona moa no mampiavaka anao amin'ny systeme ampiasain'ireo kristiana biznésmanina amin'izao ataonao izao, maka ny fon'ny marefo ... mba mora hanarahana ny heviny???

mahonena koa izany ataonao izany ... :p
24. Strong3 ( 04/03/2015 12:00)
nga za no nanambaka anareo eh! hihihi...

mandana makany amin'ireo mpanangona fahafolo-karena sy mpanangona rakitra isakin'ny alahady sy sabotsy ary ireo mpanao andavanandro (plein-temps) dia ireny torahana vato...
__ ohatran'ny oniversité maniry ohatrin'ny anana eto tana ville ihany io eh... izay manaiky publicité no mitsorapaka any amin'ny tsy homologué , efa azo ny diplaoma vao hoe kay hoe ity tsy eken'ny FOP
dia iza no omenao tsiny? ... ny fanjakana sa ny etablisma sandoka sa ny RAD sa ny tenanao?

mba adihadio fa aza sodoka ra olona fa sao voadona mafy ka hitorabato ny tsy manantsiny ah... hihhih
izahay mipetraka tsara ary no miaraka torahan'olona vato amin'ny mpanambaka snifff....
25. Strong3 ( 04/03/2015 12:37)

rhaj0:

Dia izao folklore t@ taona 2000 lasana foana ve no mamehy ny fi(s)ainana @ izao taona 200 izao?
26. endriny ( 04/03/2015 13:41)
Averiko indray ho ren'ny ambanilanitra.

Hatramin'izay ka hatramin'izao

Renim-piangonana iray ihany no niady ilay atao hoe: Fanavakahavana ara-bolokoditra na tany Eraopa io, na tany Afrika Atsimo indrindra moa fa tany Etazonia. Raha io fiangonana io dia deraiko manokana ny vitany indrindra ry King sy Tutu...

Fa ilay fitsofandrano ny andevo andeha ahondrana tany Toamasina na tany Boeny sy Mahajamba nataon'ny mpitondra fiangonana (Aleo tsy lazaina)... dia itarafanao fa bizn io ry namana

Ny fijoroan'ny fiangonana kristianina mitarika eny amin'ny 13 mai isaky ny misy fanonganam-panjakana sy savorovoro atao

Ny fiantsoan'ilay fiangonana iray hoe tsy ilaina ny teny Malagasy ho entina mampianatra fa tsy mahatonga any an-dafy

Sitlo: "Ampanofainy mora aminao ny trano namboarinao"
27. bor2lais ( 04/03/2015 14:31)
:-)
Dia inona hono no tian'i endriny ahatongavana : ny finoana Kristiana ve no ratsy ?
:-)
28. endriny ( 04/03/2015 15:09)
29. bor2lais ( 04/03/2015 15:16)
:-)
30. gasy1zay ( 04/03/2015 16:57)

endriny:

Averiko indray ho ren'ny ambanilanitra.

Hatramin'izay ka hatramin'izao

Renim-piangonana iray ihany no niady ilay atao hoe: Fanavakahavana ara-bolokoditra na tany Eraopa io, na tany Afrika Atsimo indrindra moa fa tany Etazonia. Raha io fiangonana io dia deraiko manokana ny vitany indrindra ry King sy Tutu...

Fa ilay fitsofandrano ny andevo andeha ahondrana tany Toamasina na tany Boeny sy Mahajamba nataon'ny mpitondra fiangonana (Aleo tsy lazaina)... dia itarafanao fa bizn io ry namana

Ny fijoroan'ny fiangonana kristianina mitarika eny amin'ny 13 mai isaky ny misy fanonganam-panjakana sy savorovoro atao

Ny fiantsoan'ilay fiangonana iray hoe tsy ilaina ny teny Malagasy ho entina mampianatra fa tsy mahatonga any an-dafy

Sitlo: "Ampanofainy mora aminao ny trano namboarinao"

Ny fivavahana kristiana dia niorina tany @ taona 33 tany hoany rehefa nijoro vavolombelona ireo mpianatr'i Jesoa Kristy hoe izy ilay mpamonjy voalazan'ny mpaminany dia teo no nanomboka ny filazantsara, nisy mino nisy tsy nino tsy hidirantsika iny.

Ny fanandevozana t@ hoavina no nanomboka ry endriny? ny fivavahana kristiana hoavina no tonga teto Madagasikara, ka inona no idiran'i Simona Petera @ frantsay hanjanaka antsika? Inona no ifandraisan'ny Paoly apostoly sy ny mpanjanaka na mpanandevo?

Marina fa misy olona tena mampiasa ny fivavahana hanangonan-karena, efa voasoratra izany, ao ny misy fampianarana diso, efa voasoratra izany, fa izany rehetra rehetra izany no manamafy fa mitombina ny voasoratra anaty baiboly fa tsy hoe diso ny baiboly satria misy kristiana na olona mampiasa ny fivavahana kristiana tsy araka ny tokony ho izy.

Ohatra tsotra no raisiko, ratsy ve sa tsy mety sa diso ny lalana velona eo @ firenena iray raha misy ny mpandika lalana?
31. rhaj0 ( 04/03/2015 17:18)
ianao Gasy1zay angamba TSY mahatsiaro ho voany... (na hoe voany ao ianao fa tsy fantatrao akoriny.. fa vao mainka mankafy ao???).. Fa mba jereo ny fandraisan'ny olona azy @ ireto lahatsoratra ireto e...

http://lmgtfy.com/?q=bulle+papale+1493
bulle papale inter cetera 1493 colonialisme
L'origine profonde du colonialisme occidental: Les bulles pontificales...

Io izany toatoa ny natao t@ ilay kaonferansy nanapahana ny fanjanahana an'i Dago koa e... @ izay angamba ianao Gasy1zay vao mba mety mahatsiaro ny fijalian'ilay gasy iray izay..

Fa ireo fanjanahana rehetra ireo k'lou dia tena heverovereto tsara ihany hoe, "aiza ny inspiration"-ny e... na ikimpio ny maso ho'a dia ankafizo ao...
32. gasy1zay ( 04/03/2015 18:34)

ka ny fomba fijerinareo anie dia hoe ny fivavahana kristina nampiasana hanandevozana sy hanjanahana e! Manaiky aho hoe anisan'ny "pretexte" nampiasan'ny mpanajanaka niditra teto ny filazanatsara sy ny fivavahana kristiana saingy tsy midika mintsy hoe ny baiboly no diso loll, eritrereto fotsiny hoy aho hoe nanoratra ny testamenta vaovao ny apostoly sy ny mpianatr'i Jesoa tany @ taonjato voalohany tany, mba jereo anie eto e,
http://fr.wikipedia.org/wiki/Bible

Dia ianareo izany resy lahatra hoe ny nanoratana ny baiboly izay tapitra voasoratra t@ taonjato voalohany sy faharoa dia entina hanjanaka na hanandevo olona aty @ taonjato faha- 15? ka dia lojika ve izany ry rhaj0 siantista?
33. rhaj0 ( 04/03/2015 18:57)
Ilay Baiboly t@ taonjato lasana no "inspiration" sy "support moral"-n'ilay fanjanahana aty aoriana. Dia noho ny Baiboly koa, dia manana fahefana koa i Vatican, ary dia rahefa hoz'i Vatican hoe, tsofina rano ianao, bulle papale, hamono sy handripaka ary hanjanaka, dia lasa tokoany ianao.

@ izao fotoana izao, dia efa TSY izany intsony.. fa ny extremista sy fondamentalista moa dia tena mbola manao toa izany tokoany.. Ary ny fahitako azy, dia tena mira hevitra sy mira saina aminao zareo..
34. gasy1zay ( 04/03/2015 19:11)

Mba zarao eto ary hoe aiza ho aiza ao anaty baiboly ianao no mahita tenin'Andriamanitra nanome fahefana mpitondra fivavahana hamono sy handripaka ary hanjanaka fa hitory ny filazantsara ny voasoratra ao an!

Ka io dia asakasakareo hitsara na tsy hino ny baiboly satria nisy olona nampiasa izany araky ny tombotsoany na nanao fampianaran-diso.
35. rhaj0 ( 04/03/2015 20:37)
"inspiration" sy "support moral"

Rahefa ny ao @ Baiboly azany manao violence sy cruautE, ary Izy A.tra mihintsy no violent sy cruel, ao anatin'ireo tantara tantaraina ao ireo, dia hoz'ianao izany hoe "parabole" daholo ireo fa tsy "didy mivantana", tsy didy mivantana @ ireo "mpitondra fivavahana".

Ohatra izao, tsy parabole ny ahy fa tena nisy.. Nisy ankizy ho'a, nijery loatra itony filma spiderman, ary dia efa teny ambaravarankely izy sy ny cape-ny no tratran-dreniny. Saika hitsambikina. Dia lazainao hoe, ka ilay zaza no adala, ary TSY diso mihintsy ilay filma naneho ilay faniditsidinan'i Spiderman. Na koa ilay reniny no adala, fa tsy nanaraka araka ny tokony ho izy an-janany.

Dia izay koa no alehany. Ilay zaza (saina) mamaky ilay boky/filma, dia ny Baiboly, dia ireo Itsimanaoafatsinisaimpantany sy Ibaotsimivily sady cruel no violent ireo daholo koa.

Nefa .. intrinsequement, ilay "mino" ilay "boky" dia ireo "zaza (saina)"... ireo fragile sy vulnerable... (tsy insulte izany fa realitE)
36. endriny ( 05/03/2015 04:40)

gasy1zay:

Ny fivavahana kristiana dia niorina tany @ taona 33 tany hoany rehefa nijoro vavolombelona ireo mpianatr'i Jesoa Kristy hoe izy ilay mpamonjy voalazan'ny mpaminany dia teo no nanomboka ny filazantsara, nisy mino nisy tsy nino tsy hidirantsika iny.

Ny fanandevozana t@ hoavina no nanomboka ry endriny? ny fivavahana kristiana hoavina no tonga teto Madagasikara, ka inona no idiran'i Simona Petera @ frantsay hanjanaka antsika? Inona no ifandraisan'ny Paoly apostoly sy ny mpanjanaka na mpanandevo?

Aoka aloha hazava fa tsy miaina any amin'ny taona 0-33 na 0-100 isika izao. Fa mety ny kristianina tamin'izany angamba hoy ianao.

Dia ahoana hoy Jesosy raha nitsikera ireo olona mitady tsy androtsaka ny fanomezana ho an'ny mpanjanaka izy: "omeo an'i Sezara izay an'i Sezara"

Dikany aza manda ny fanjanahana ataon'ny Romanina leiretsy e... Dia mitohy ankehitriny: "Aza manda ny fanandemen-tsaina ataon'ny Eraopeanina amin'ny fivavahana leiretsy... aloavy ny rakitra sahaza ho azy raha mbola tsy namidy ho andevo ianao"

Dia hiverina kely aho: Raha mbola tohizana izany ny fampianarana nataon'i Jesosy dia tokony tsy hisy izany Kristianina izany, satria ny fampianarana nomeny dia nofeheziny amin'ilay hoe Rainay izay any an-danitra... Tsy niteny tamintsika izy hoe mamorona boky artifisialy vaovao fa ny boky artifisialy tranainy ihany no nampiasainy..

Paoly Apostoly??? taiza koa no nisy Paoly Apostoly aloha e? I Paoly aza Romanina, dia izy nanafina ny rakitra avy tany Israely nentiny nandositra tany Roma nananganana ilay lazaina hoe fiangonana voalohany...
37. gasy1zay ( 05/03/2015 16:20)

Tena marina ny lazainao fa tsy miaina @ taona 33 isika fa 2015, dia aona ny nahalalanao ny vavaka nampianarin'i Jesoa hoe "Rainay any an-danitra" io raha tsy nisy baiboly? Sa raha makany Jerosalema ianao dia mahita an'i Jesoa mampianatra ny fanjakan'ny lanitra mba hampino anao?

Raha tsy fantatrao ny dikan'ny ilay apostoly dia azo adika hoe iraka hitory ny filazantsara, ka tsy nanao izany ve i Paoly? Fa maninona ny antsasaky ny Asan'ny Apostoly dia mitantara ny fitoriana nataony raha izany?

Iza indray no nilaza hoe nanodikodina vola i Paoly ry endriny? Nananganany fiangonana taiza nefa ny kristiana aza nohenjehina t@ androny?

Ianao ry endriny raha te handa ny fandementsaina ataon'ny europeana ka maninona moa ianao tsy manohitra ny laicité de l'état, mariazy "gay", libertinage, sns sns fa izany izao no dradradrain'zareo ankehitriny, sa refa metimety aminao dia tehafana fa rehefa tsy metimety dia fandementsaina :)
38. Andraina1234 ( 05/03/2015 16:47)
Faly aho fa hay misy ihany ny Malagasy mahay mamakafaka fa tsy minomino fotsiny zay zavatra forcéna hinoana hatr@ fahakely.
Inona moa no mahatonga ny sasany hanao an'izao tsy mety rehetra izao, raha tsy ny finoana fa i Jesosy no mitondra ny heloka. Satria mino izy ireo fa na inona na inona atao, na hangalatra, na hambotry ny firenena, sns .. . rehefa miditra ao am-piangonana sy mivavaka, ary koa mandray an'i Jesoa ao am-po sy ho mpamonjy dia miandry foana ilay paradisa.
39. endriny ( 05/03/2015 17:04)

gasy1zay:

Raha tsy fantatrao ny dikan'ny ilay apostoly dia azo adika hoe iraka hitory ny filazantsara, ka tsy nanao izany ve i Paoly? Fa maninona ny antsasaky ny Asan'ny Apostoly dia mitantara ny fitoriana nataony raha izany?

O ry namana a I Magdalenina koa izany Apostoly? Ireo 12 lahy nampianariny ihany no Apostoliny... Izy angaha naniraka an'i Paoly? Izy aza efa maty tamin'izany... Ny mpitory ihany koa izany Apostoly? Dia raha io no marina dia andao hovaina indray ilay boky artifisialy asiana hoe asan'ny mpitory (fa tsy apostoly intsony)

gasy1zay:

Iza indray no nilaza hoe nanodikodina vola i Paoly ry endriny?
Izaho ihany ka..
[/quote]

gasy1zay:

Ianao ry endriny raha te handa ny fandementsaina ataon'ny europeana ka maninona moa ianao tsy manohitra ny laicité de l'état, mariazy "gay", libertinage, sns sns fa izany izao no dradradrain'zareo ankehitriny, sa refa metimety aminao dia tehafana fa rehefa tsy metimety dia fandementsaina :)

laicité de l'état ve? mbola tsy teo tandrefana dia efa nisy teto izany
Izaho manohana gay
40. rhaj0 ( 05/03/2015 17:27)
Akanga aloha ry Gasy1zay fa .. ahoana koa azany no ampilaharinao ny politika sy ny fivavahana (@ A.trao)..

- Ka rahefa hozy i Endriny hoe ny "finoana/fivavahanao" dia fandemen-tsaina,
- dia hoz'ianao hoe, nataon'ny eoropeanina ireo, ary ny nataon'ny eoropeanina koa dia laicite de l'etat, gay sns... izay fandemen-tsaina koa ???

Tena tsy haiko hoe mba ahoana azany ny fisasa ny nangy aminao, fa tena sasanangy samy hafa ireo :-)

- Ny "finoana/fivavahana" dia amboletra, ekena-tsisy-adi-hevitra fa tonga dia .. priaaahhh... izay hozy ny any ambony, na hoe ilay Avo indrindra.
- Ny politika dia ... mitaratra ny fiaraha-monina eo, ary compromis..

ka ny "priaaahhh-tsisy-adi-hevitra" no fandemen-tsaina.
Ny compromis ao @ politika sy ny adi-hevitra lavabe nisintomana ireo policy ireo izay mitaratra ny fivoatran'ny fiaraha-monina dia TSY fandemen-tsaina.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2032