Tsolotra goavana ao amin'ny Federation Malgache de Foot Ball ? - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

Tsolotra goavana ao amin'ny Federation Malgache de Foot Ball ?

Lohahevitra : Fanatanjahantena
Fitohizan'ny hafatra : Tsolotra goavana ao amin'ny Federation Malgache de Foot Ball ?
Valiny : 3
hery - 20/06/2014 07:20
Salama indray,

Mamaky fotsiny dia mandinika an'ity email nifanaovan'i Ahmad tamin' i Najeeb Chirakal

http://www.wikileaks-forum.com/fifa-files/629/fifa-files-doc-38-madagascar-ahmad-and-a-promise-for-help/30060/

Ny manintona dia ilay hoe

Citation
As regards to what I discuss with the President Bin HAMMAM in qatar, I contact you to inform him about my election in the fédération in my country. He promise to give me a help.
Best regards.
Ahmad


Dia novalian'ilay ranamana hoe

Citation
Can you please advice as to how we can deliver it to you.


Dia namaly Ahmad hoe

Citation
February 24, 2010 4:13:41 PM
Two possibility to send it I mean : by bank swift or I can take it in Paris with Ahmed Diallo, I have to go to Paris in March.



Dia aleo samy maminavina sy mijery ny tantara.
- Taona 2010
- Nisy fifidianana ny Aprily 2010 ary lany i Ahmad (http://www.mediaterranee.com/Rubriques-generales/Sport/Ahmad-reelu-president-de-la-Federation-malgache-de-Football.html )
- Nisy fifidianana tamin'ity taona ity dia mbola lany koa izy (kandida tokana) ary sady minisitry ny trondro.

Mazotoa daholo e.

Hery
Valio | Miverina eny ambony
mpisotrtoaka - 14/01/2015 07:24
Lalina indray zany Rahery a ! Aty za vao nahita an'ity !
Valio | Miverina eny ambony
mpisotrtoaka - 14/01/2015 07:25
D hoe ministry ny trondro !
Valio | Miverina eny ambony
hery - 14/01/2015 11:22
Ato koa ara misy video

Valio | Miverina eny ambony