666,marikan' ilay bibidia.Inona ny dikany hoe mandray marika 666 ,ary efa misy ve io marika io sa mbola ho avy.

21. mamonjy1 ( 23/05/2014 13:12)
Hay otrany zany ny famalianao ny teny,ry tefigasy rehefa tsy mifanaraka @sitraponao ny valinteniko.
Vakio indray mandeha ny teny nolazaiko fa mahavaly fanontanianao mihitsy,fa odinao tsy fantatra fotsiny.
Hadalany Tompo zany no nampaminany an'jaona hoe:666 de marika amantarana ny fahavalon'Andriamanitra.tsy izaho no nanaratsy io chiffre io fa ilay nahary mihitsy.Ary nilaza izy hoe fanisanan'olombelona izany.
Te hilaza anie anao izany fa ny marikan'i zanakondry ihany no misy fa farikan'i bibidia tsy misy eee.
Natianao ,na halanao ry tefigasy izay voasoratra de voasoratra ,mahatoa misy ny ondry,misy koa ny osy.
Mahatoa misy ny fahafatesana,misy ny fahavelomana,Ary mizara roa ihany ny olombelona.
Vary sy tsimparifary.
Osy sy Ondry
666 sy Avo indrindra.
Efa misy ankehitriny izay mandray io marika 666 io,sy Anarana zanak'ondry.,Ary io no afahana mitsara anao rehefa maty anao.
Safidio ary ny tianao fa aza variana mitsara fotsiny.
Ho nitazomiko ho ahy samirery io ,raha nankahala zao tontolo zao aho.
Fa tiako na dia ny fahavaloko aza,fa ny ataony ihany no tsy ataoko.
Ary raha tianao ho fantatra koa de tsy manana antokom-piangonana aho..fa mitodika @ilay nahary mivantana,ary miantra @fanahy masina..Satria fantako fa loza ny hahazo Babilonina lehibe.sy ny taranany.
Amena.
22. Tefigasy ( 23/05/2014 13:37)
mamonjy1:

Vakio indray mandeha ny teny nolazaiko fa mahavaly fanontanianao mihitsy,fa odinao tsy fantatra fotsiny.

Ka mbola valiboraingina foana aloha no azoko hatreto. Hoy hatrany ianao hoe : "mifanaraka amin'ny baiboly izany"; nefa ilay baiboly aza tsy hita akory izay mba reference entinao hanamafisana azy !
mamonjy1:

Hadalany Tompo zany no nampaminany an'jaona hoe:666 de marika amantarana ny fahavalon'Andriamanitra.tsy izaho no nanaratsy io chiffre io fa ilay nahary mihitsy.Ary nilaza izy hoe fanisanan'olombelona izany.

Dia rehefa mamaky baiboly ihany koa dia mila mamaky tsara, tony tsara, fa izao no voasoratra : Apok.13:18 " Indro ny fahendrena. Aoka izay manan-tsaina hanisa ny isan'ny bibidia , fa fanisan'olona izany ; ary enina amby enim-polo amby enin-jato no isany."
Tsy ilay isa 666 akory no ratsy fa voalaza tsara eto fa nombre na isan'ny bibidia io. Tahaka ny hiteny ny hoe firy ny isan'ny ratsatananao ? Dia hamaly ahy ianao hoe folo ny isan'ny ratsan-tanako rehetra. Firy ny isan'ny lohanao ? Iray no isan'ny lohako. Isa daholo izany rehetra izany fa tsy marika akory. Ka tsy marika ny 666 fa isan'ireo bibidia (nombre).
mamonjy1:

Te hilaza anie anao izany fa ny marikan'i zanakondry ihany no misy fa farikan'i bibidia tsy misy eee.

Ianao izao no miteny izany eto fa tsy izaho
23. rhaj0 ( 23/05/2014 15:36)
Dia mikatroka solonify eto zany nareo reto amina resaka "numerologie" (jereo eto wikipedia)..
"... un ensemble de croyances et de pratiques fondées sur l'attribution de propriétés à des nombres, propriétés variables selon le contexte (dépendant par exemple de la source alphabétique d'un mot, latin, grec, copte, hébreu, etc.). La numérologie est une pseudo-science."

Io ho'a, rahefa mamaky Baiboly dia mba fakafakao @ hoe... ahoana no nanoratana ilay resaka... Ilay olombe t@ fotoan'androny (500, 800 ...), dia io numerologie io angamba ho'a no niandrian'ny sainy, ka dia nasisiny tanaty Baiboly tao koa rahefa avy nitsirika ireo tahiri-na raki-tsoratra antitra nisy ny resaka "originel" izy...

Dia ianareo aby, @izao efa taonjato 21 izao, no mbola mikatroka solonify @izany... aoka re e... mijery anareo anie ny ankizy e...
24. mamonjy1 ( 23/05/2014 16:25)
Nareo anie hoy aho no te ho lava resaka,vakio indray mandeha tsara aloha zay voalazako zay vao mamaly nareo.
Ny chiffre io anie efa nolazaiko fa ara-panoharana no ara-bakiteny koa ny fampiasany satana azy ee.
Ary tsy hitanao avy aty ivelany zany io,fa na izy mitoka fanafody @io anie tsy soratany na apetany lay chiffre fa teneniny fotsiny eee,fa heno izy miteny azy.
Ary zany no nahafako nanao reference t@baiboly avy teo.
Anga moa heverinareo fa hanaiky ny olona raha hita miharihary mipetaka @handry na tanana ankavanana io?Fa fitahiny ny olona de tafanaiky.
Ary ny chiffre 6 tsy ratsy ,ary azontsika ampiasaina,satria misy io chiffre io,ary tsy azo dinganina hoe 5 de 7.Fa 5 6,7.
Fa ny fomba fijeriny satana ny aminio no ratsy,satria nofidiny ho code secreny manokana io.Azy zay fa tsy antsika.
Ary,na anao aza zany ry toriteny de manao valibirengina foana,rehefa mamaly,ary ny zavatra soratako hodinao tsy hita.
25. Tefigasy ( 23/05/2014 16:45)
mamonjy1:

(....)

Hihihi, aleo hajanoko hatreto ny firesahana aminao @ ty lohahevitra ty fa mapihomehy be, voateny hatramin'ny olona sy zavatra tsy nanino-tsy naninona ny farany! Loza fa saika tapa-tsinay mihitsy aho namaky io farany io!
Mazotoa e
26. endriny ( 23/05/2014 17:47)

Tefigasy:

endriny:

Aoka rahavako, fa tsy misy na iray aza ao anaty baiboly milaza ny famoronana fiangonana afa tsy ny sigaoga irery ihany. Fitoriana no nanirahana ny apostoly, fa ny Romanina, averiko indray, no nampiasa ny kristianina ho fitaovana ka namorona ny fiangonana hiadiana amin'ireo mpanjaka na fanjakana tany eraopa.

hihihihihi, mba nihomehy ihany koa aho teto rahavana, mahasoa mihitsy ilay mihomehy.
Farito ary aloha ny anao ny atao hoe fiangonana e : sao dia ilay trano miezinezina, misy tilikambo avo dia avo, mamirapiratra ery ny ao anatiny, feno sarivongana sy sarisary tahaka ilay nidiran'i rhjo ihany no anao no atao hoe fiangonana aminao ?
Raha izany ihany mantsy dia tena diso aho fa mialatsiny !

Dia hovay indray izany ny baiboly fa diso ilay dikan-teny e. Dia aza asiana pejy 666 na 616 na 661 fa atavy pejy 3, 10, 13... Nefa le 13 koa tsy tianareo tavaratra dia ahoana?
27. rhaj0 ( 23/05/2014 20:33)
28. Tefigasy ( 24/05/2014 03:04)

De inona zao no idiran'izany @ resaka fiangonana? Sa iizany no atao hoe fiangonana ?
29. endriny ( 24/05/2014 05:20)

Ao anaty baiboly ho' a tsy misy anatra milaza hoe Manangana fiangonana kristianina. Sa inona ary ilay fiangonana aminao eh? Sa ny teny malagasy mihintsy no diso?
30. mamonjy1 ( 24/05/2014 11:52)

Io no hita ao Aorianany O.N.U.,ny chiffre 666 mihitsy.ary tsy mahamenatra azy akory izany ataony fa tsy misy mahalala.
Ary tsy O.N.U ihany fa maro hafa koa.
Zay ary lay nolazaiko tery ambony hoe:tanteraka ara-bakiteny sy ara-panoharana ilay izy.
31. booboo ( 25/05/2014 18:41)
:-D :-D :-D.

Rehefa hiaino ny message vocal @ tél izay dia 666. "J'ai tout compris "manko. :-D :-D :-D
32. Tefigasy ( 26/05/2014 06:15)
@ Endriny, aleo averina kely ilay resaka fa toa lasa niova ilay fizotrany :
endriny:

Dia mampihomehy ianao satria ny Romanina no namorona ny fiangonana Kristianina. Sa bibidia ihany koa izany ny Kristianina. Ny jiosy sy ny silamo aloha dia efa miteny izany.

Ny loharano nipoiran'ny fiangonana kristianina voalohany no nasongadinao teto (tany Roma). Novaliako eto ambany fa tsy tany roma ary tsy ny romanina no nanao izany fa ny zava-nisy taloha ary dia ny romanina no nampamono ny kristianina:
Tefigasy:

Saingy mba vakio tsara ny baiboly fa tsy tany Roma ary tsy ny Romanina araka ny ambaranao no namorona ny fiangonana kristianina. Iray izay, jereo tsara ihany koa ny tantara fa anisany namono na nampamono kristianina maro ny fanjakana romanina tamin'ny fotoany

Eto indray dia navadikao kely fa baikon'ny Romanina mihitsy ny fananganana fiangonana fa tsy avy amin'Andriamanitra ka tsy niraharaha izany ny apostoly !!!
endriny:

Aoka rahavako, fa tsy misy na iray aza ao anaty baiboly milaza ny famoronana fiangonana afa tsy ny sigaoga irery ihany. Fitoriana no nanirahana ny apostoly, fa ny Romanina, averiko indray, no nampiasa ny kristianina ho fitaovana ka namorona ny fiangonana hiadiana amin'ireo mpanjaka na fanjakana tany eraopa.

Noho izany dia nangatahako mba hanome ahy ny famaritanao ilay fiangonana tianao hihaviana aho fa sao tsy mifankahazo ny ataontsika hoe fiangonana :
Tefigasy:

Farito ary aloha ny anao ny atao hoe fiangonana e : sao dia ilay trano miezinezina, misy tilikambo avo dia avo, mamirapiratra ery ny ao anatiny, feno sarivongana sy sarisary tahaka ilay nidiran'i rhjo ihany no anao no atao hoe fiangonana aminao ?
Raha izany ihany mantsy dia tena diso aho fa mialatsiny !

Navadikao aty amiko indray anefa io fanontaniana napetrako io ka izaho indray no asainao mamaritra :
endriny:

Ao anaty baiboly ho' a tsy misy anatra milaza hoe Manangana fiangonana kristianina. Sa inona ary ilay fiangonana aminao eh? Sa ny teny malagasy mihintsy no diso?

Na dia izaho aza no nangataka aminao voalohany, izay tsy novalianao, dia omeko valiny ihany ianao :
Mba hamarino tsara ao anaty baibolinao ary ireto andalan-teny ireto, raha tsy misy ireto andalan-teny ireto ny baibolinao dia tsy mitovy izany ny baibolintsika :
Asa.20:17 " Ary raha tany Mileto Paoly , dia naniraka hankany Efesosy izy ka nampaka ny loholon 'ny FIANGONANA hankeo aminy " . Apetrako ny dikan-teny frantsay : Cependant, de Milet Paul envoya chercher à Éphèse les anciens de l' EGLISE .
Dia mba omeo valiny ary aho eto : oviana io fiangonana (eglise) lazaina eto io aminao no nisy ary iza no nampisy azy, sa diso fandika ny teny ?
Raha diso fandika ny teny, ho eto ary ny soratra orizinaly hofakafakaintsika; raha tsia kosa : ny tsy famalianao io fanontaniana io dia mitondra ahy amin'ny famaranana ny resantsika eto.
33. endriny ( 28/05/2014 16:24)
Dia iza ary ireo lehiben'ny fiangonana tamin'izany hono, satria tsy ireo apostoly? Dia iza no nanangana fiangonana satria tsy ny romanina hoy ianao?

Fanamarihana, ho ahy ny baiboly dia mijanona ihany eo amin'ny evanjely . Fa ny asan' ny apostoly dia asan'ny misiona, raha tsy izany dia tokony soratana ao anaty baiboly daholo hatramin'ny fanitarana ny fivavahana kristianina aty afrika.

Jesosy tsy nilaza hoe manangana fiangonana na hoe miala amin'ny finoan'ny Jiosy razanareo, fa hoy kosa izy. mandehana ka torio ny fanjakan'Atra.
34. RBNIR ( 28/05/2014 18:13)
Faly miarahaba antsika indray namana,
Ho hitanao ato amin'ity rohy ity ny dikan'ny mandray marika eo amin'ny handriny sy ny tanany namana,
http://forum.serasera.org/forum/message/m514aa208c1588#m515159834e71a

Samia ho tahin'ny Tompo indray
35. mamonjy1 ( 28/05/2014 20:28)
Lasa mivily an-toeran-kafa zany resaka izany Ry namana isany...
NY LOHAHEVITRA DIA HOE:666,MARIKAN'ILAY BIBIDIA.
INONA NY DIKANY HOE MANDRAY MARIKA 666??,ARY EFA MISY VE IO MARIKA IO SA MBOLA HO AVY.???

MIZARA ROA ILAY FANONTANIANA ETO...
36. endriny ( 28/05/2014 23:47)

mamonjy1:

Lasa mivily an-toeran-kafa zany resaka izany Ry namana isany...
NY LOHAHEVITRA DIA HOE:666,MARIKAN'ILAY BIBIDIA.
INONA NY DIKANY HOE MANDRAY MARIKA 666??,ARY EFA MISY VE IO MARIKA IO SA MBOLA HO AVY.???

MIZARA ROA ILAY FANONTANIANA ETO...

Ekany tokoa ho'a, aza fady e
Fa izao raha ny isa 6 no hoe an'ny devoly dia ny isa 3 sy ny isa 10 koa tokony hoe an'ny devoly, raha misy ny devoly a, satria ny papa aza vao nilaza hoe tsy misy ny afobe...
3x2=6 nefa ny 3 hoe Andriamanitra dia ahoana io?
Dia ny folo anefa 6+4=10, 4 hono mantsy ny isa omena ny fiangonana sy ilay andriamanitra tokana nefa olona telo.
Sady 4= vitan-dratsy ho an'ny tatsinanana
Ny ahy izao 365,25 no isan'ny devoliko.
37. RBNIR ( 29/05/2014 06:06)

mamonjy1:

Lasa mivily an-toeran-kafa zany resaka izany Ry namana isany...
NY LOHAHEVITRA DIA HOE:666,MARIKAN'ILAY BIBIDIA.
INONA NY DIKANY HOE MANDRAY MARIKA 666??,ARY EFA MISY VE IO MARIKA IO SA MBOLA HO AVY.???

MIZARA ROA ILAY FANONTANIANA ETO...

Faly miarahaba namana,
Tsy dia mivily loatra satria hoy ianao ery amboalohany hoe :
"Imbentsaka ny soratra masina no milaza momba ny marika eo @handriny,sy tanana ankavanana."

Ilay marika eo amin'ny handriny sy ny tanana ankavanana no nazavaiko amin'iry rohy iry,

Ny 666 kosa tena hafa mihitsy (saingy lavalava ihany vao mety hazava eto)

Fanazavana fohy sady tsotra aza afangaro:

1- Ny 666 dia marika mipetaka eo amin'i Bibidia voalohany (marika hamantarana ilay bibidia voalohany),

2- Ny marika amin'ny handrina sy ny tanana ankavanana kosa dia marika hapetak'ilay bibidia eo amin'izay olona miankohoka aminy (ho famantarana fa azy tokoa ilay olona fa tsy an'Andriamantira intsony),

Izay ilay izy namana, IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA, IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA

Samia ho tahin'ny Tompo namana
38. mamonjy1 ( 29/05/2014 07:25)
RAHA OHATRA KA IZANY NO FANDRAISANAO AZY DE FAHAVALON'ANDRIAMANITRA ENAO RY ENDRINY.
Miangavy anao aho hijery ny teny nolazaiko Rehetra mahakasika ny 666 @ty dinika ity hatraminy voalohany.
Satria araka ny dinikanao de PAPA HO IZY ANAO,AZAFADY KELY ANIE E E,papa iza moa izany????
PAPA RAY MAISINA?????
TSORIKA @NAO FA EFA NILAZA JESOSY HOE :"Ary aza milaza olona ety an-tany ho Rainareo, Iray ihany no Rainareo dia izay any an-danitra"Matio 23:9"
MAZAVA MIHITSY IO TENY IO NAMANA FA REHEFA TE HANOHANA NY HEVITRAREO,NA FAMPIANARANA VOATOLOTRA ANAREO IANAREO DIA ,HODIANAREO TSY FANTATRA NY FAHAMARIN-TENY AO @BAIBOLY.....TANTERAKA ANKEHITRINY ARY LAY TENINY JESOSY MANAO HOE:"Koa foana no ivavahanareo amiko raha mampianatra didin'olombelona ho fampianarana izy."

endriny:
fa izao raha ny 6 no hoe an'ny devoly ny isa 3 sy ny isa 10 koa tokony an'ny devoly,raha misy ny devoly a,satria ny papa aza vao nilaza hoe tsy misy ny afobe...
3×2=6 nefa ny 3 hoe Andriamanitra dia ahoana io?
Dia ny folo anefa 6+4=,10, 4 hono mantsy ny isa omena ny fiangonana sy ilay andriamanitra tokana nefa olona telo.

TE HILAZA AMINAO MANOKANA AHO,FA TSY IZAHO NO NAMORONA IO ISA IO,NA NAHITA IZAY MOMBA IO ,FA NY FAMINANIANA AO @BAIBOLY.TSY MANAIKY NY TENIN'AN/TRA ZANY ENAO MAHATOA MANOHITRA NY FISIAN'IO ISA IO MARIKA AMANTARANA NY FAHAVALONY IO.EFA HITANY MIALOHA IO MAHATOA NASAINY NOSORATANA.
( OHATRA ), RAHA MANANA ANDIAN'OSY IANAO,DE ASIANAO MARIKA MBA HAHALALANAO AZY,@ZAY TSY MIHAROHARO @HAFA,ARY AFAKA MILAZA IANAO FA AN'AHY IRENY.
TOY IZANY KOA ISIKA KRISTIANINA,NY ONDRIKO MAHALALA NY FEOKO HOY IZY JESOSY TOMPO.AHOANA MOA IZANY?? SATRIA MANANA ANARAN'ZANAK'ONDRY MISORATRA EO @HANDRINY IZY IREO.HITA AVY ETY IVELANY VE IZANY?? TSIA. NY OLOM-BELONA TSY MAHITA ZAVATRA MIPETAKA MIHITSY EO @HANDRINY,FA JESOSY NO MAHITA IO ,ARY IZANY NO ANTONY NILAZANY HOE,@ZANY DE HANAVAKA NY ONDRY AMAN'OSY AHO.
ILAY OSY LAZAINY BAIBOLY ARY,DE FAHAVALON'AN/TRA IZAY NANDRAY NY MARIKAN'ILAY BIBIDIA,IZAY MIAFINA,AFA-TSY NY TOMPONY IHANY NO MAHITA AZY.
ROA IHANY NO SAFIDY,MARIKAN'I ZANAK'ONDRY SY NY MARIKAN'ILAY BIBIDIA .(DIA NY DRAGONA LEHIBE.)
INONA MOA IZANY MARIKA NA SIGNE IZANY NY FANEVATEVANA NY ANARAN'ANDRIAMANITRA SY SITRAPON'AN/TRA.DIA MARIKA NA FANAMARIHANA HITA MASO IZANY.FA LE 666 DE AN'OHATRA NA AN-KENY,NA SIMBOLE FOTSINY.ARY TSY NY FAMPIASANA NY CHIFFRE 6 HITA MASO AKORY NO RATSY,SATRIA ISA IZY IO,REHEFA HANISA IANAO DE,5,6,7.NA METY HAHAZO IO ISA IO IANAO OHATRA REHEFA MANAO COURSA,NA NUMERO MATRICULE OHATRA ,FIARA,FINDAY,KARAPANONDRO,DE TSY MISY MAHARATSY IZANY
,FA ISA IO ARY TSY MAINTSY AMPIASAINA.TSY IZANY KOA LAY TIANY BAIBOLY AMBARA ETO.
FA RAHA AMPIASAINAO @FOMBA SATANIKA ILAY IZY VAO RATSY,NA ITOKAVANA FANAFODY IHANY KOA.

ARY,TSY NILAZA NY TOMPO FA ,ATAOVY ×,NA +,NA ÷ NO AHATONGAVANA@IO ISA IO,FA IANAREO IHANY NO MANAO HOE,2×3=6,na 3+3=6 eo.TSY AFAKA MAMPITOMBO ISIKA ,NA MANALA @TENINY SORATRA MASINA.

ARY TIAKO KOA NY HAHALALANAO FA,TSY TELO AN/TRA.FA TOKANA IHANY.ARY TSY OLONA TELO,FA FANAHY.
ZANY REHETRA IZANY DE FAMPIANARAN-DISO DAHOLO.
(NY TRINITE) DE OLONA NO NAMORONA IO,FA TSY HITA AO @SORATRA MASINA AKORY.
ARY AOKA HISAINA TSARA IANAO,FA ILAY OLONA MIZA AO AMINAREO HOE:VOAVELA NY HELOKAO IO,DE AN-TY KRISTY RAHA NY TENA MARINA ,NA MPISOLOKY.
SATRIA JESOSY NO MANANA IZANY FAHEFANA IZANY FA TSY OLONA,KA TANTERAKA ARY NY TENY HOE:MARO NO HO AVY @ANARAKO.

NILAZA KOA ENAO,FA NY PAPA AZA VAO NILAZA FA TSY MISY NY AFOBE...
ANGA MOA IZIO AZO LAVINA BODONGERONA HOE,TSY MISY FOTSINY..ATAO DAHOLO NY FILIBANA DE LAZAINA TSY MISY @ZAY NY AFOBE...ZANY DAHOLO HOA NY MAHATONGA NY OLONA TSY MIOVA@ZAO FOTOANA IZAO,SATRIA LAZAINA FA TSY MISY NY FANAMELOHANA....
ARY NY ANTONY ILAZANA HOE:VOAVELA NY HELOKAO DE MBA HAHAVARIANA OLONA,@ZAY MIVAVAKA ALAHADY MANGALATRA AKOHO ALATSINAINY.
TANTERAKA ARY ILAY TENY HOE:MORAMORA KOKOA NY IANDOHANY NOHON'NY IAFARANY.
JEREO ITY ANDININY ITY FA AHITANAO MOMBA NY AFOBE "Matio 13:50"

OMEO POROFO,ARABAIBOLY AHO FA TSY MISY NY AFOBE.?????
HODINIHINTSIKA @TOKO MANARAKA NY AFO BE SY NY BABILONA LEHIBE,ARY @ZAY IANAO DE OMENA ANDININY MARO MARO NY AMINY FISIANY AFOBE,FA AVANCE FOTSINY IO IRAY IO.

Ho Tanteraka anie ny sitraponao Tompo o ny @zay mandray ny marikan'ilay bibidia,Raha tsy mibebaka izy,ary mamoa voa miendrika ny fibebaha avy eo.
Amene.

39. endriny ( 29/05/2014 17:37)
Fa dia misy olona mahay an'Atra sy ny ao an-tsaina amam-panahin'Atra mihintsy ato. Miaiky aho e..

Saingy hoe ahy dia 365.25 ny isa ho an'ny devoly. Satria isaky ny tonga io isa io dia mihena iray indray ny taona mba hifaliako eto an-tany.
40. mamonjy1 ( 29/05/2014 18:06)
Valiborengina be ny anao Ry endriny,izay voasoratra de voasoratra,fafao ary Raha amafa enao.
Fa mahitsy ny lalana ao @baiboly ka ,tsy afaka mizotra amin'io ny olona Raha mbola feheziny zao tonto zao,izay bibidia no ambadika,ka mitady fampianarana voatolotra ho azy izy,satria tsy zakany ny fahamarinana...tsy mahagaga izany.fa toetran'olona @andro farany io.2timoty3:1-5.
OMEO POROFO AHO @ TSY FISIANY AFOBE,SATRIA LAZAINAO FA TSY MISY LAY IZY???????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9152