FRANTSAY ETO DAGO MAIVANDOHA, ATAOVY MAHITA NY HAVANY ARY AIHA MANAIKY LEMBEBNANY FA IUZY ALIKAINA EEEEE!!!

1. Blackeagle ( 13/02/2013 10:59)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo,
sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit
colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloha dia tsy manaiky ho
ambanin`ireo izany fa ataoko mahita faisana ny ahy, surtout moa rehefa
Frantsay miseho manambany gasy ireny (ireo manaja kosa tsy ataoko
inona satria tsy mety moa izany mamely olona manao an`ny arriny izany,
amiko aloha).
Ireo raciste ireo koa, dia anaovako ny toetrako tsara, na @izaho
makany France ireny aza.
1. Rehefa mivandravandra amiko, vandravandraiko be koa
2. Rehefa hitako eto dago hoe misy vazaha ireny mampijaly Gasy, na
domiko, na ataoko hoe 'fermes ta gueule pede', na koa (miankina @
circonstance), kitihiko dia lasa ahy mandeha, na tsongoina ny kibony,
dia aleo hikotaba eo fa ndana mandeha dia ignoreo total!!
3. Efa fanaoko koa, rehefa mandehadeha eto dago eto, misy indraindray
ireny vazaha ireny miseo manambany. Ny ahy moa dia depasser-ko no sady
hanaovako queue de poisson (any @ny magasin io), @zay hitany hoe
victime-na racisme inverse koa izy fa aiza ave tsika gasy foana no
victome matin midi soir.
4. Rehefa misy vazaha ireny koa miteny hoe 'les gasy, c des sauvages';
ny ahy tonga dia valiko hoe 'ahh mais les francais preparent du tres
bon vins et taillent une pipe bien vinifiee'. Na ataovy hoe 'je
prefere ce pays de sauvages a ton beau, tres beau pays de pe.des'
Alternativement, omeo compliment avec le 3eme doigt na koa, hevitra
iray hafa, hanaovy farce (kitika na tsomo kibo na boko mihitsy aza, na
anovy 'pssst pssst' na feo-ngetotra @ vava koa misy effet...aleo i se
plaindre any fa zay no mety @reo frantsay alika reo).

5. Zavatra ray fanaoko koa, rehefa mitondra daba miaraka @ ralahiko na
rehefa irery aza, nagariako izay fiara plaque verte mitondra an`izay
larana numero entre 1 et 10 izay (fantatrareo e!!), ary tonga ny anay
dia hanaoanay yarehy ratsy mihitsy satria ireo couillons ireo ihany no
mampijaly mpira-tanindrazana atsy @ ambassade-lava-piringa atsy.

6. Zafatra hafa koa handrangitana @n`i zalahy. Mitenena teny anglisy
rehefa mistsena na koa mitenena teny anglisy aminy 'oh excuse me,
mate!!'.

7. raha misy frantsay ireny koa miavona, dia ny fanaoko dia manao
an`ilay paozy mivindidra be sy tezitra be ireny no sady miavona tsisy
aotran`izany (nefa tsy dia toetrako ilay izy fa cinema fotsiny no
ataoko na ataonay moa). Atao tena tsy misy sira mihitsy zany le vazaha
fa alikaina mihitsy.

8. raha misy indray manao remarque na fihetsika manambany ireny, aza
manao aotran`ny gasy hoe mangina dia miala fotsiny, fa ataovy mahamay.
Lazao hoe 'go back to your fu-cking country, ass.hole!!!' na tonga dia
hoe 'espece d`en.cule' na koa 'sale pe.de de francais'; izay moa no
fampiasako mahazana rehefa eto dago eto fa ny ahy dia ny pipin-ny
mihitsy no alefako eny @ny tarehiny.

9 .zavatr hafa koa any frantsa indray (visa allemand o ao @ passeport
@ io fa izaho dia tsy mangataka visa ary @ lava-pi.ringa ary). Misy
olona any koa miseo manambany fa any indray, mety koa ilay manao farce
'pssst psst' ireny na mikitika an`ilay olona.

Ny point-ko dia tsotra. Betsaka @ nareo izao no hi-critiquer an`ity
soratako ity, kanefa raha tsy manao inona anareo, dia ambanin`ireo
foana eo fa mba masahia manao reaction na inona, na inona ho ataonareo
a tsy milela-body jusqu`au soir ity akorony no ady eto e. Mba malagasy
isika zalaha, gasikara antsikia Nosy ity fa tsy an`ireo vahiny reraka
ireo. Akory anao no amabanin`izy ireo foana fa mba mahaiza mitraotra
sy mi-gu.eule indaindray!! na au moins rangito izy fa aza faible izany
fa efa io no mahavoa antsika Malagasy io. Jerenareo zay, ireo frantsay
ireo tonga eto miditra fotsiny, isika nefa milahitra aotran`ny ondry
atsy @ lava-piringa atsy vaoa mahazo mandeha. Bestaka anareo no hiteny
hoe normal, zaho aloha tsy d`accord @ zany fa ny ahy, taniko ity,
ataoko mahita faisana mihitsy ireo fa tsisy an`ny babanireo eto na 1m
carre aza!!

Izahay aza dia tsy hitanay mihitsy hoe aiza ara ny station Total eto
Dago eto, no sady tsy hitanay mihitsy hoe aiza izany Orange izany fa
zay zao dia produit non-francais daholo no majorite ato @nay ato. En
plus an`izany, tsy hitanay koa mihitsy ny beurre frantsay any @
magazay fa dobera neo-zelandais ihany no hitanay mianakavy. Mitovy
@zay ihany koa ny any @ babanay sy ny ralahiko 2. Ny aho aloha dia
tsoriko fa ny chauffeur-ko dia tsy avelako mividy lasantsy ao @ total
mihitsy raha tsy hoe urgence anga.

Manino moa izahay hividy produit frantsay kanefa ireo mampijaly? Ny
ahy aloha, mividy produit gasy ao maba ampandeha ny orinasa eto @
tsika eto no @zay mba mitsinjo an`ilay gasy eto izay efa mafy no
mahazo zy. nahoana moa no mbola hividy frantsay ihany (sauf oblige)?
Tonga any ara le gasy ireny ange alikain`ireo aotran`inona...k
anahoana moa izaho aty hanampy frantsay? Mbola tsy ampy ihany ve ireo
halatra t@ colonization ireny?

Mba mahaiza mi-reagir zalahy: Mitenena en retour, hanaovy farce, domy
aza rehefa diso trop no ataony dia aza miala tsiny fa aleo hangasiasy
eo!!! na koa balanceo hoe 'rentres ds ton pays pauvre pede' dia
mandiana raha toa ka mifezaka enao. FA MANAOVA ZAVATRA... fa aza
mataom-bazaha izany! Ino koa reo fa tsy vazaha 5eme categorie tsy
mahavidy fihainana so sady tsy mahazaka eoropeana any eoropa akorony
dia eto no miseo manjaka.

Gasikara antsika ary tsy ny tsy fahananam-bola akorony no ataon tsika
excuse eto hoe tsy maintsy miaritra an`ireo frantsay ireo (indrindra
moa reo manambany gasy) fa rien ne nous oblige de rester passif
(comme bcp de gasy) : MBA MAHEREZA E, mba mi-reactiava sy amanova
resistance fa AZA MANAJA AZY REHEFA TSY HAJAINY. Voila!!
link text
novalian'i endriny ny 24/05/2013 04:38
2. mirananirina ( 13/02/2013 11:42)
Lava loatra ilay fanaratsiana dia tsy voavaky รด! Ny vazaha rehetra sa ny Frantsay ihany,betsaka manko no mahay teny Frantsay ny avy @ firenena hafa
3. endriny ( 24/05/2013 04:38)
Ary isika moa izany mavesa-doha dia tsy mahita izay atao intsony, fa ilay loha lanjiana aza mila tsy ho zaka... Aza tezitra a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9138