Tsy nisy NOTAM hoy i Beriziky kanefa...

1. hery ( 21/01/2012 16:21)
nisy dia nisy ny NOTAM fa raha tsy nahafantatra ny fisiany i Beriziky dia tsy izy no namoaka azy ary tsy baiko avy aminy.

Raha jerena tokoa ilay NOTAM dia hafatra mivantana avy amin'ny PHAT ilay izy.



novalian'i karandoha ny 23/01/2012 21:03
2. rijadolly ( 21/01/2012 16:54)
Sao dia tsy NOTAM kosa ry Hery ilay soratra mangamanga eo amin'io ascna io?
3. hery ( 21/01/2012 16:59)
lol :-p

Sady hitan'ny rehetra io. Ny SADC tsy maintsy hanao enquete hoe naninona no niverina ny fiaramanidina, dia tsy maintsy hiteny ny SAA - Airlink hoe nisy NOTAM. Dia tsy maintsy hohamarinina hoe aiza ilay NOTAM ary iza no namoaka azy, dia tsy maintsy ho tratra eo ihany :-)

4. trondrogasy ( 21/01/2012 21:08)
efa matahotra ,mihidy hatramin'ny voudiny raha nitotona teo ra8,nieritreritra ny foza fa izy ihany no mahay raha @ ity firenena ity ,ho hitantsika eo
5. karandoha ( 23/01/2012 21:03)
raha novonoin dry zalahy teo iny ny gasy no mifamono @ tsy tokony izy eo satria tsy ho hay hoe iza no iza @ ireo olona marobe tonga teny teo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2136