ZAO VE NO ATAO HOE: FINOANOAM-POANA!

1. endrika01 ( 15/08/2009 06:11)
Raha sakanana Goaika tokana,dia mety tsy ahita zay tadiavina,na tsy manjary zay dia saika aleha misy koa raha tafitohina tsy niniana ,dia mety tsy ahita zay tadiavina,na tsy manjary zay aleha hafa indray raha sakanana takatra dia handre vaovao ratsy indrindra raha hoe sakanana bibilava dia milaza loza Alefaso ny hevitra ary iaraha-mandinika :P
2. sapele ( 15/08/2009 13:08)
Mazava be fa finonoam-poana izany E!AMIKO NY DIDY FOLO IANY NO TOKONY HINOANA DE ZAY!Mandika afo reefa avy mandevina e,,fady fafana @kofafa ny tongotra e,,fady kambana e,,,,,,,,,,,etc,,,,raha marina daholo ireny finoanoam-poana ireny de tsisy tany iainana intsony fa fady daholo ny fiainana misy ,mamaky baiboly raha te hitombo fahalalana ianao.
3. endrika01 ( 15/08/2009 17:50)
sapele:

Tsy maintsy tsofi-drano raha mande lavitra e,atao mariazy refa teraka kambana mianadahy e,...
4. Lejoba ( 15/08/2009 21:52)
Ny an'ny vazaha : mitondra loza (porte malheur) ny : mifanolotra sira, mandalo ambany tohatra (échelle); mitondra soa (porte bonheur) ny mahita trefle à 4 feuilles, ny voninkazo hasina (arbre de la félicité). Ity porte-bonheur ity moa dia ananan-dry zareo betsaka mihitsy, io karazana talisman sy gri-gri io, ny chiffres porte-bonheur; hatr@ zavatra isan-karazany : akanjo, stylos ets. Ny fijerena horoscope sy ity karazana voyants ets.
5. endrika01 ( 16/08/2009 09:59)
ka ilay sakanany GOAIKA tokana kosa aloha ,mety hoe finoanoam-poana.fa izah efa tratra,handeha hamangy namana,efa nifanaiky,sy nahalala tsara ilay fotoana,iaray andro ny elanelany.zah mandeha tsara iny no migaiky,gaiky,le goaika tokana,nanakana be ny lalako ,

de ozizy lay zandriko we ,andao iverina fa tsy hahita olona any,

fa aona kosa hozizy ,aho;efa fotoana izao ve,de iverina;
hoatry ny hoe mamitak'olona zany!

de nandeha tokou ,de inona ny teo?

Nihidy velona le trano,nihodina nitazatazana fa he eeee,kay hono ry zareo nisy naka,taminy 9ora,de zay kou raha tsy diso aho,taminio ora io no nosakanany le fotsy tenda iny.

Zah lou anisany tsy mety mino zay ,lazainy hafa zay,ka nanomboka taminio de lasa fahazarako ny nino,dia mitombina foana isaky ny misy io tranga io.

:roll: :roll: :roll:
6. ikaretsaka ( 16/08/2009 15:58)
za aloha raha sakanan'ny goaika rehefa mitady zavatra de tsy miverin-dalana e, fa possible heo tsy hahita mihitsy aho raha 1 fotsiny no nifanena tamiko t@ iny lalana iny... fa indraindray mitohy de lasa 2 na 3 na 4.. mainka courage hoe misy raha ao mato abebe goaika .. de misy tanimboly tokoa
7. ari.malala ( 17/08/2009 07:28)
sapele:

Mazava be fa finonoam-poana izany E!AMIKO NY DIDY FOLO IANY NO TOKONY HINOANA DE ZAY!Mandika afo reefa avy mandevina e,,fady fafana @kofafa ny tongotra e,,fady kambana e,,,,,,,,,,,etc,,,,raha marina daholo ireny finoanoam-poana ireny de tsisy tany iainana intsony fa fady daholo ny fiainana misy ,mamaky baiboly raha te hitombo fahalalana ianao.

:-D :-D :-D :-D :-D :-D hors sujet enao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. endrika01 ( 17/08/2009 09:43)
Raha goaika 2 aloha de hafakely e,araky ilay hirahiran-dry zareo kilonga ,iny. :D
9. endrika01 ( 17/08/2009 09:45)
Raha goaika 2 aloha de hafakely e,araky ilay hirahiran-dry zareo kilonga ,iny. :D
10. Papoose ( 17/08/2009 15:26)
dia ahoana le hoe tsy hahavelona voatavo mihitsy ny olona tsy manana zanaka vavy??? finonoam-poana v sa coinsidanss fa toa mitombona nefa le izy? sa aokory?
11. ikaretsaka ( 17/08/2009 16:03)
za lo de tena ts nahavelona e.. asaiko nambolen gardien anay ny voatavo tao an tanana fahiny
12. Papoose ( 17/08/2009 18:31)
miteraha aloha vavy zany dia mambole ndray, dia hita eo hoe mitombina io na tsia!
13. ari.malala ( 18/08/2009 06:36)
mpinompino foana lol
14. ikaretsaka ( 18/08/2009 18:19)
kozy zany ry ari fa kmambole ianao voatavo na pasteque raha mahavokatra
15. endrika01 ( 19/08/2009 06:49)
Ny tanora ,hono,tsy mahazo mamboly akondro (lay vatan akondro io)fa manolaka hono.Tsy miherina hono ny taona de maty:roll:
16. ari.malala ( 19/08/2009 11:31)
zà efa namboly voatavo fa nahavel soamatsara :P
17. Papoose ( 19/08/2009 15:55)
dia tsy maintsy nanao solomaso koa t@ eklips fa sao de jamba teoooo!!!

hoe manaova solomaso agnao sao jigny mooo :-P
18. endrika01 ( 21/08/2009 09:21)
Refa mamadika,hono,mila mijery ,inona tokou izy teo,fa adinoko ndray,mila mijery mpanandro,sa andro sa inona reh,fa tsy mety tadidiko e,misy andro andro zay, ie,zay fa niverina,mila mijery androm-pasana,vorivory eo an-tokon-tany be eo,reny efa zokinjoky olona ireny,ny ankizy tia manongilan-tsofina mako,na mody milalao mikatrokatro-bato eo,nefa ny sofina mihaino ny resaka.Finoanoam-poana ve ireny. aiza kou ve ka raha misy maty isan-taona aminy fianakaviana iray zay vao avy mamadika na mandevina de lazaina hoe ratsy hidy ny fasana e,tsy nijery androm-pasana ,dia maka olona foana isan-taona e misy mpivavaka a,tsy mila mijery androm- pasana ,ny mahagaga anefa ny lalany olona iany kou no arahiny refa hoeny am-pasana,hi hi zah alou anisany.Misy anzany,hatrany avara-pasana e,atsimo e,sns e,no mitsofoka makeny @fasana e,moa ve tsy finoanoam-poana avokoa zany.
19. endrika01 ( 21/08/2009 09:27)

20. niryna ( 22/08/2009 03:32)
endrika01:

ary ilay hoe aza misatroka amin'ny alina fa mahabe trosa ,mbola be trosa ihany koa raha mamafa trano amin'ny alina.Ny tsy fantatro koa hoe maninona no tsy mahazo manao sakamalao am-paosy ny bevohoka fa manjara lasa maro rantsana hono. Maro tokoa ny fombafombantsika an.
Ary ireny mpanao ody maimbo ireny koa ahoana? nisy mpivarotra hena izay ,mainty be daholo ny hena amidiny fa efa tsy lafo roa andro tany angamba ,tsy maimbo kosa ilay izy hoy ny ankizy fa notantarain-dry zareo ahy ,saingy rehefa lasa lavitra hono dia tena maimbo tsy misy toa izany.Tsy nividy kosa aloha aho ka tsy dia fantatro ny fahamarinany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1527