Mahavariana ny secte "VAHAO NY OLOKO"

21. kerena09 ( 04/03/2009 09:42)
Nandra1:

pub=dokam-barotra=vola= atao mba hampandroso ny varotra: fisainana ara-nofo io, fa @ Andriamanitra, zany hoe resaka ara-panahy dia, pub= mandehana torio+ Fanahy Masina (eto de tsy misy vola miala na miditra satria mijoro eny amoron-dalana, nefa mety misy fomba hampiasana vola oh fitorina eny @ radio naTV, satria mbola miaina eto ambonin'ny tany,)=atao mba hampandroso ny isan'ny olona ho ao @ fanjakan'ny lanitra.

Ianao ve tsy efa mahita fa efa feno fiangonana kristianina na secte maro be ihany koa eto @ centre ville manokana. Koa nahoana no mbola mila manao pub eto "délivrance, fanasitranana etc..." fa maninona raha mba any @ faritra ze tsy mbola nahalala an'i Kristy no manao ireo asa fitoriana e?
Mialatsiny fa hafa mihintsy ty an! za zao nieritreritra hoe ny vahoaka eo @ 13 Mai no "VAHAO NY OLOKO"io! :lol:
Tsy diso mihints ny teninao, nefa zavatra tsapa fa arakin'ny mahamaro ireo fiangonan na secte, de maro ny olona tsy mahalala intsony hoe " iza moa Jesosy ary inona ny mission-ny", de farany maro ny olona tsy te hahalala an'i Jesosy. Misy teny ao @ baiboly hoe "...torio eto Jerosalema (ny manodidina anao ny ankahonanao..) sy any Jodia ( @ faritra hafa, "betsaka ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy") ka hatrany amparan-tany".



22. mion ( 06/03/2009 07:20)
Aoka alou ry ralabangobango mba tsy asiana resaka politika ato fa refa finoana de finoana, atsy ambadika ny resaka politika
23. MIANTSATIA ( 14/03/2013 13:10)

Mbola tsy misy na nisy mahafatatra isika olombelona oe ny fiangonan'iza no marina na diso, no misy devoly na manana an'Atra, no mpandrebireby vahoaka na tena mitaona olona ho tonga any @ fanjakan'Atra.
fa ny azo antoka dia izao. ny FAHATAORANA AN'ATRA NO FIANDOHAM-PAHENDRENA, noho izany dia tsy fiangonana ny fiangonana mbola anjakan'ny fitiavantena sy vola sy fitiavantseza sy fahefana.
24. Nehemiah ( 14/03/2013 13:28)

ari.malala:

xxx tsy misy hoe iza no diso refa dikaina ny didy fa refa mandika na ny 1 iany aza ozy Md Paoly d mandika anazy menakavy dc samy diso na ny nangalatra na ny namono olona.

Toy izao ny dikan'ny teny hebreo izay nadika hoe "mamono olona" @ Ex. 20:13 @ konkôrdansan'i Strong :

07523 ratsach (raw-tsakh’)

???

une racine primaire; TWOT - 2208; v

LSG - tuer, meurtrier, ôter la vie, assassin, abattre, assassiner, assassinat ; 47

1) assassiner, tuer
1a) (Qal) meurtre
1a1) prémédité
1a2) accidentel
1a3) comme vengeur
1a4) assassin (intentionnel)
1b) (Nifal) être tué
1c) (Piel)
1c1) tuer, abattre, assassiner
1c2) meurtrier, assassin
1d) (Pual) être tué

Ka rehefa jerena ny contexte dia mazava ho azy fa ilay "assassiner" no raran'ny Baiboly.
Raha tsy izay ve dia nandidy i Mosesy hoe asio tanàna fialofan'ilay olona namono olona tsy nahy mba tsy ataon'ilay mpamaly faty maty ?

Ka aleo ihany tsy mitsara fa manjary tsaraina.
25. Tiakobe ( 03/04/2013 08:54)

mion:

Sao mba misy manana informations momba io secte io de raisina an-tanandroa

Asa ianareo raha nahatsikaritra io secte io fa tena mirongatra izy io tato ato et tanà ville.
ry zareo le mijoro eny an-dalana midazona plaquette fotsifotsy misy soratra oe vahao ny oloko, ary tsy alahady tsy andro fety fa " mivavaka " foana zareo, ngamba tsy an'asa daholo.
En plus manao recrutement be mintsy ry zareo ao alefany @ annonces sobika , mail etc...

Endrika iray tsy miafina isehoan'ny business
26. Tiakobe ( 03/04/2013 12:36)

Ohatra ny tsy te hiteny aho nefa teren'ny fanahy mahita ilay hadisoa-kevitra dia aleo miteny ihany na dia tsy hino aza ianao Stylo.
tsy resaka bisna izany mihitsy ny fijoroan'ny fiangonana secte fa iraka avy amin'Andriamanitra no mahatonga ny olona hanangana azy ireny ary porofon'izany dia mba manontany mpivavaka ao dia ampitahao amin'ireo izay any amin'ny fiangonana tsy secte dia ho itanao fa ny ao amin'ny secte no mahatsapa fahamasinana sy fanavotana kokoa nohon'ireo...
Fa ny tena tsara dia ianao mihitsy no mandeha mivavaka any dia ho itanao ny zava-miafin'ny secte dia mety ianao indray no hanatevin-daharana ireo mpitory ny tenin'Andriamanitra eny amoron'dalana ireo.
27. Tiakobe ( 03/04/2013 12:55)

Ohatra ny tsy te hiteny aho nefa teren'ny fanahy mahita ilay hadisoa-kevitra dia aleo miteny ihany na dia tsy hino aza ianao Stylo.
tsy resaka bisna izany mihitsy ny fijoroan'ny fiangonana secte fa iraka avy amin'Andriamanitra no mahatonga ny olona hanangana azy ireny ary porofon'izany dia mba manontany mpivavaka ao dia ampitahao amin'ireo izay any amin'ny fiangonana tsy secte dia ho itanao fa ny ao amin'ny secte no mahatsapa fahamasinana sy fanavotana kokoa nohon'ireo...
Fa ny tena tsara dia ianao mihitsy no mandeha mivavaka any dia ho itanao ny zava-miafin'ny secte dia mety ianao indray no hanatevin-daharana ireo mpitory ny tenin'Andriamanitra eny amoron'dalana ireo.
28. Tiakobe ( 03/04/2013 13:01)
Mety diso kosa ilay hoe "tsy manana asa"
Efa isan'ny asa goavana mihoatra ny anao ny azy satria sady mahavelona azy ety an-tany no mbola hahavonjy azy amin'ny Mandrakizay ihany koa.
raha tsy miasa ve izy ho velona e!
29. Ntsoumic ( 29/05/2018 11:17)

kerena09:

xxx:

Raha misy mpikambana @ izany secte zany eto mba lazao ny antony hilazana izany hoe vahao ny oloko izany fa tsy mazava izany , olona iza ary iza no mangeja azy ? mba mila fanazavana re tompoko azafady fa tsy vazivazy e!


Efa ho 4taona mahery aho no mpikambana.Ny tena izy ao anaty baiboly de hoe "avoay ny oloko": Andriamanitra no niteny io t@ i Mosesy sa Farao (tsy tadidiko) ny @ amoahana ny zanak'israely zay teo ambanin'ny fanandevozan' ireo egyptiana t@fotoan'androny. Satria nananotsarotra ho an'ireo olona tany Tamatave ny nanonona 'lay hoe "avoahy ny oloko' de namoraindreo fotsiny hoe 'vahao ny oloko', de naleo najanona t@io.
Ny olona zay mbola eo ambanin'ny fahefana sy fanagejan' ny devoly no mila vahana raha mila zany izy. OloKO satria an' Andriamanitra na hoe asa-tanan'Andriamanitra ny olona, fa ny devoly no mangalatra sy manimba ny olona. Ny 'Vahao ny oloko' zany dia fikambanana iray manaiky ho fitaovana ampiasan 'Andriamanitra ho mpiara-miasa Aminy: hamaha ny olona zay mila famonjena te ho afaka @ fanagejan'ny devoly sy ny forongony, ary mampianatra koa fa rehefa afaka ny olona iray ka te hitodika hanompo an' Andriamanitra (mibebaka de avy eo mankato ny Tenin'Andriamanitra) de afaka mahazo hery (Fanahy Masina) manohitra sy mandrava ny asan'ny devoly.




Tena marina izany, satria marihina fa ny fiainantsika amin'izao fotoana izao dia maro tokoa ny olona iasan'ny satana ary mila famahana ary famonjena sy fibebahana izany. Efa akaiky tokoa ny farany dia miezaka sy manao izay ho afany ny devoly mba handringanana antsika mba tsy ho isan'ny olona voavonjy any @ fanjakan'ny lanitra isika. Nijoro sy nitsangana anefa ny fiangonana vahao ny oloko, izay anisan'ny fiangonana iray afaka tanteraka ny "Hanafaka antsika amin'ny fangejana izay ataon'ny satana, hamaha antsika mba ho isan'ny voavonjy ary handova ny fiainana mandrakizay"...
30. Akashia ( 20/07/2018 18:28)
Miarahaba anareo rehetra, manana information momb an'io secte io toko za.Tsy oe tantara nolazain'olona na masoko nahita fa za mantsy no niaina ilay iz, izao ary ilay tantara: tany @ mois de juin tany ho any, mbola mpianatra teny ankatso za t@zany de misy fotôna izahay manao visite médical alohan'ny hanao session. T@io visite io de nojerena ny nonon'ny vevavy sao misy signe-na canser, ireny interne mpianatr ho mpitsabo ireny no nijer az t@zay, refa tong t@anjarako de nanome signe ilay tena dokotera iz ref nijer ny ahy de nojeren'ilay dokotera ny ahy av eo de hoy iz oe tsy iz io fa nono mi-se developper, izay ko bedabe de mety ts de te iditra lalin ngamb ilay dokotera.Ny saiko ko ts nanaiky oe aôna ko za no his an'zan, nef za natsap fa ts de normal ny nonoko fa mis fotôn ôtr manindron tampok zan.Vita mo in visite iny fa ref tong @zay ny fin septembre-début octobre in de narary be mits n nonoko, nanaintain.Za nieritreritr fa oe mb sendr mararirar fotsin eny, kay ts nisav mits fa nanaintain andro aman'alina, niha
31. Akashia ( 20/07/2018 18:42)
Miala tsin fa tapak ilay iz teo. Nihanivonto ko lay iz av eo sady ef saik vaky, ny fanaintainan ts mial ian.Tapak ary ny hevitro fa hitad fagagan @alalan'ny fivavahana za fa ts hanantona dokotera, ny olon ao antrano amin'io ts mafantatr n'inon2 fa za manko nipetrak t@havana de za ko ts te iten fa ra za no miten de manjar hoentin'olon ets sy ero.Niaino radio ara-pilazantsara reny za de misy Fiangonana lehibe teto tanà zay no nanatonako de notantaraiko t@ lay mpiandro tao ny mahazo anah, Zao Anef no navaliny: tsy fahotana ange ra manantona dokotera ianao e!; naheno an'zan za de kiv satri fagagan no notadiavik fa ts dokotera, nande nod za av eo tô vô mainka nanaintain be le nonoko. Niaino radio indray za av eo de naheno témoignage fa nis olon voan'n canser de sitrana. Nanaton tan indray za hitako fa hamaly ny hetahetako satri tsy dokoter no resak ao fa Jesosy: mahereza fa sitranin'i Jesosy ianao. Sabotsy za no niditra tao, niverina talata sady nametrahan tànana, ôtra mbol tsis fiovana, niverin ko lakamis, t@zay
32. Akashia ( 20/07/2018 18:55)
Mbola Tohin'le Teo Azafady. Tohizako ny fitantarana: niverina ko lakamisy nametraha-tànana de hoy ilay mpiandry nametra-tànana tamiko; hitanao ilay vevavy nipetraka teo alo teo iny, iz ko voan'ny canser fa ny cousine-ny ny havany ef be ny matimatin'io, iz zao ef ho 1 volana no nametrahana tànana taminy de iny nody iny zao fa ts ametrahan tson fa ef sitran (ny ao manko mivavaka de avy mivavaka no ametrahana tànana), niakatra be ny finoko naheno an'zany. Nametrahany tanàna amizay za avy eo fa nanomboko teo de ôtra nis zav nial tamiko sady maivamaivan be za, nande nody za avy eo fa ôtra mitsiditsidina zany.Niverina mo za ny Asabotsin'iny de teo vô tsaroko fa na ny fivontosana ara nihena daôlo.Fagagana ra samy fagagana no niainako tamizany.Efa ho 10 ans @mois d'octobre 2018 zao zan zav tantaraiko zan, voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany fa Izy no mahay ny zavatra rehetra.
33. Akashia ( 20/07/2018 19:10)
Faraparanako lay iz, @zao za lasa mpivavaka ao amin'io fiangonana io ary de mahita zava-mahagaga ao. Za tsy nieritreritra ny hivavaka ao fa oe refa sitrana de miala @zay. Tamana tao anef za ary resy lahatra amin'ny sitrapon'Andriamanitra torina ao. Za ko tamin'ny mbola kely de ef nanana vinavina oe rahatrizay refa lehibe mazaka tena za de hifindra hivavaka amina fiangonana mivavaka Sabata satry za tsy resy lahatra mitsy le Alahady fa Sabata no hitako amin'Ny Baiboly fa andro natokan'Andriamanitra hitsaharana sy hivavahana.Efa ho 10 taona zay nef ôtr vô aingan no niainako azy. Zay ilay information momba io secte io, ary mato iz miroborobo de de misy antony fa tsy adala ny olona no vôtôna ao. Io Fiangonana io tsy oe mitompo teny fantatra fa mavita ny fahamarinana ao amin'Ny Baiboly, fa miezaka hanakaiky an'izany fahamarinana izany.Fa ny tena mampiavaka azy de ny fahadiovam-po, tsy mitady ko zay hanaratsina ny Fiangonana hafa, ary izay no itako fa tena ahombiazany sy itahin'Andriamanitra azy.Zay fa merci bcp
34. nadia40 ( 19/08/2019 06:25)
tsy mahita kou ve nareo oe be ny pandith shiva oe mahay mijery ny ho avy sy mampanankarena annonce alefa @ tele?Kou reny tsy resahana kou manin ny fivavahana no resahana?Zay mitsy le mahagaga refa zavatra ratsy de miara mitokiky ery ny rehatra fa raha vao fivavahana de discussion lava be.Fantaro fa Andriamanitra tsy manery anao na @ na inona2 fa mampisafidy fôna fa ny devoly tsy miera fa manao amboletra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4603