Pasipaoro ho an ny Malagasy aty ivelany

1. Bola ( 22/06/2008 02:35)
Salama daholo!Misy mahay ve rahoviana ny masinina fanaovana pasipaoro no ho tonga aty @ masoivoho malagasy aty ivelany.
Nivaoka ny lalana fa lany andro @ desambra daholo ny pasipaoro talohan ny 2007, dia ahoana ny taratasy sy visa ao anatiny raha tsy tonga aty ny masinina...Raha mila mody Madagasikara ka tsy manana carte resident fa ilay visa ao anaty pasipaoro taloha ihany sy fahazoana miasa dia inona no hivoahana satria ilay pasipaoro vaovao tsy hisy visa, ilay pasipaoro taloha annulee ny premiere page tsy azo ny douane vakiana...
Efa mba jeren ny fanjakana Malagasy ve io satria ny lalana toa mandeha aloha nefa ilay machine toa tsy mbola aty...Sa inona no atao...
novalian'i Bola ny 18/07/2008 16:40
2. Ralay ( 22/06/2008 04:21)
Tsy hisy masinina ho tonga aty ivelany izany mihintsy ny fanaovana pasipaoro malagasy fa tsy maintsy any madagasikara daholo no anaovana ny pasipaoro vaovao, ary tsy ho voatery ho any koa ianao. Izany hoe alefa any madagasikara ny dossier-nao.
Raha ny ahiahinao @ilay visa indray dia rehefa mametraka ny dossier ao @ ambasady ianao dia tsy ho tazominy iny fa ny fotokopia no alainy raha @iny no misy ny séjour-nao.
Ataoko fa tsy mihoatra ny 3mois ny visa-nao fa raha mihoatr'izay dia tokony hanana carte de séjour ianao.
3. Bola ( 22/06/2008 11:36)
Tsy azo alefa fotsiny ilay pasipaoro fa mila ny tena manokana tonga any satria mila ny peta tondro ilay izy. Tsy maharitra ny fanaovana azy fa ny olana dia ilay pasipaoro hoy ny immigration aty mila asiana visa , afindra ao ny visa taloha ka mila alefa any nairob satria tsy misy ambasady ao Tana. Tsy azo antoka anefa hoe afindrany. Mbola misy 9 mois ny sejour na ny visa na ny permis de travail fa ilay pasipaoro ilaina raha hanalava sejour..Sa mbola miasa aty ny pasipaoro iny hatramin ny hatongavan ny masinina. Ny masinina tokony ho avy fa tsy hay hoe rahoviana hoy ny ambasady malagasy. Ny pasipaoro na izany aza mbola halefan dreo any madagasikara fa ny masinina ilaina hangalana ny peta tondro sy sary @ maso sy karazany...
Asa fa cercle vicoeux be ilay izy raha misy tena mahay ilay situation raha sanatria tsy misy masinina ho avy alohan ny decembre izao....
4. diamondra27 ( 22/06/2008 15:26)
io aloha dia misy traikefa e

matoa navadika bio ny passeport erantany de misy tetika ao mba tsy hahazoan ny mpisoloky manaonao foana intsony nefa ndremande za nahit tam info de 13h fa we efa misy mahay mi falsifier ndray le izy... tsy tadidiko le fomba fa ry zareo tany asiatika no nahita le fomba

le fanaovana passeport bio zany de tsy mety raha ty makany dago mihintsy ianao ny antony dia mila ny diampanondronao sy io masonao io alaina sary archiver -na
ka raha dossiers alefa fotsiny zany de tsy siora am zany aloha za fa asa anefa

momba ny niafaran'ilay visa teo aloha indray dia tsy haik loatra fa raha ny fahalalako azy de laisser passer daholo no omeny ny gasy rehetra ao ny ankamaroany de we refa any dago manamboatra passeport
ka raha ny lojika zany no jerena de mbola valable ny visa nao de afaka mandeha mody any ianao de refa miverina de le passeport nao valable iny ihany no aseho azy miaraka amin ilay bio
nanamboatra pasy vaovao manko aho dia gagabe we naninona mbola naverina ihany ilay pasy taloha

fa raha izaho ianao de any am ambasady misy anao manontany fa le honohono sy ny cas ny tsirairay avy tsy mitovy
5. xxx ( 24/06/2008 20:44)
tara be daholo ianareo eto ,le pasiparo vaovao efa ho avy aty france le materiel @ mois d'aout dia eo vao manomboka ao @ ambassade ny fanamboarana pasipaora
6. Bola ( 25/06/2008 03:28)
Ary ahoana ny firenena hafa ve efa fantatrareo...Tsy any Europa aho fa aty Kanada. Ary mba taiza no naharaisanao ilay vaovao hoe volana aout fa ny masoivoho tao Paris nantsoina t@ herinandro teo milaza fa tsy fantatra izay fiavianny masinina. Toy izay koa ny aty Kanada tsy hay izay fiavian ny masinina hono...Fa rehefa hoe mahazo masinina sy azo atao aty ivelany ny pasipaoro dia efa mba misento aloha fa mety misy azo antenaina ihany izany...
Misaotra manorara ireo izay mbola manana vaovao momba ny masinina.
Vao novakiko teo fa efa nahazo aza ny any @ faritany ...
Ankoatra izay, 2012 vao ho tsy maintsy biometrika daholo ny pasipaoro...Lasa aloha Madagasikara amin ity .
7. haritianah ( 28/06/2008 05:28)
niantso tél ny tao @ ambassade tsika Paris momba ny fanaovana pas fa nilaza zareo fa miantsoa matetika ahafantaranao fa efa tonga ny massininina fanaovana pas bio. Donc zany aty dia efa mahavita azy, raha zan lazainareo zan oé mila mandé dago otrany ts possible? Inona ary no ilana ny ambassade ntsika raha mila mandé dago ary @ fomba aona no ankanesany Malagasy retra aty Frantsa fotsiny alou ho any Dago pour Pas bio fotsiny.
Ny maha bio azy dia mila anao mits no akana sary dé tonga dia copier na @ pas @ alalany machine fa ts sary apetaka tson donc zany en presence ny tenanao ny manao pas bio.
Efa ho avy oy zareo ny machine fa miantsoa matetika.
8. Bola ( 28/06/2008 06:11)
haritianah:

niantso tél ny tao @ ambassade tsika Paris momba ny fanaovana pas fa nilaza zareo fa miantsoa matetika ahafantaranao fa efa tonga ny massininina fanaovana pas bio. Donc zany aty dia efa mahavita azy, raha zan lazainareo zan oé mila mandé dago otrany ts possible? Inona ary no ilana ny ambassade ntsika raha mila mandé dago ary @ fomba aona no ankanesany Malagasy retra aty Frantsa fotsiny alou ho any Dago pour Pas bio fotsiny.
Ny maha bio azy dia mila anao mits no akana sary dé tonga dia copier na @ pas @ alalany machine fa ts sary apetaka tson donc zany en presence ny tenanao ny manao pas bio.
Efa ho avy oy zareo ny machine fa miantsoa matetika.

Nataoko gras ilay lazainao fa tsy fantatro hoe ilay efa tonga ve no izy sa hoe efa ho tonga....Eny e, ka izay mihitsy anie no naha lasa ity resaka ity satria ny embassade rehetra tsy mbola misy manana masinina kanefa ny lalana efa t@ 2007 fevrier no nivaoka. Ka raha lany andro t@ decembre 2007 ohatra ny passeport dia tsy nisy machine fa taratasy milaza hoe manan kery hatramin ny decembre 2008 ny passeport no azo na raha tena hanana passeport mihoatra an io dia mila mandeha Mada. Raha tsy afaka mandeha Mada dia miandry ny rariny eto...toy ny mahazatra.
Ka ilay masinina hoe ahoana tsara: efa ho avy sa efa any sa ahoana...
Raha any Frantsa manko dia azo atao ihany ny frais no ho Madagascar sady misy ambasady CAnada koa ao azo hangatahana hhi transferer ilay vaovao raha tsy tonga aty CAnada ny mchine ka manaiky ireo any any hoe azo atao any...Raha ny marina aho mila passeport izao juillet izao saingy tsy misy machine. Hitrosa hody Madagsacar ny frais 3500 dollars nefa ny visa ao @ passeport taloha raha tsy tafafindfra ao @ passeport vaovao tsy manan kery ary ilay ambassade any Kenya...Asa raha mazava fa na izaho aza indraindray fanina rehefa mieritreritra ity resaka ity. Fa rehefa mba hoe ho avy ilay masinina dia efa izay fa dia ilay fotoana lasa fotsiny no mampalahelo sady misy daty hanaovana taratasy mila hajaina aho ka io koa mampiasa ny lohako...


9. haritianah ( 01/07/2008 21:43)
asa raha namaky tsara i bola fa zvtr iray ihany no adikan'io phrase 2 nataonao gras io.Miantsoa matetika ahafataranao fa efa tonga ny masinina(donc zany efa ho avy ny masinina fa ny fotoana fa ts mbola fantatra na anio na ampitso na ovianan no atongavany dia mila miantso any matetika dé eo enao no mahafantatra na efa tonaga na tsia lé izy).Ny iray ho avy ny masinina fa miantsoa matetika.Zvtr iray ireo fa asa na ts novakianao tsara ny teny manoloana ny nataonao gras.
Ny fotoana ahatongavany no tsy fantatra io mou ho avy zay dé tsy fantatra na oviana fa ny azo antoka fotsiny dia hisy masinina ho avy.
Ny ay mants very ny pasipaoro dia zay no niantsoako tany haka duplicata dia zay no navalindrizareo ; tazomy tsra ny declaration dia miantsoa matetika fa refa tonga ny masinina vao afaka manomé duplicata zahay.
10. Bola ( 01/07/2008 22:14)
@haritianah
:D :D :D marina tokoa ny anao...tsy mahazo resaka aho e...:oops: Tsy izany fa tetsy ambony misy milaza hoe volana aout ka lasa ohatra ny hoe efa fantatra na efa ao akory aza no nahazoako azy... Izaho anie ka efa nasain ny taty hoe mody any Madagascar raha ilaina maika ilay izy...Dia efa azo ity billet vao hoe dia ahoana ilay visa ao anaty pasipaoro taloha...Raharaha ihany ity marina...Dia miandry ny rariny eto izany fa efa tsy nivaky loha intsony aho fa mivaky loha tsy misy vokany, tsy mivaky loha tsy misy vokany!
11. haritianah ( 17/07/2008 07:43)
nanaona ihany ry bola lé resaka pasipaoro? mbola tsy naheno vaovao hafa indray ianao atram zao ve? de aona? Tsy aleo makany Roma refa ts tafa ny mada é.
12. xxx ( 17/07/2008 14:02)
Efa hatr@ herintaona no nolazaina fa ho tonga io masinina io, tena ho avy tokoa fa mila mahandry daholo izay mila!
Efa nahazo vaovao vao haingana fa ho tonga ary mbola manao fianarana ny mpampiasa azy rehetra .
Mahereza fa ho avy e!
Marina ilay nolazain'i xxx tetsy ambony.
13. Noue ( 17/07/2008 14:32)
taraiky be nareo zany !

Madagascar : Passeport biométrique délocalisé
Vero Andrianarisoa, l’Express de Madagascar
dimanche 15 juillet 2007, sélectionné par Spyworld
La confection du passeport biométrique ne nécessite plus de déplacement vers la capitale. Le service interrégional des renseignements et du contrôle de l’immigration et de l’émigration, Sirrcie, à Mahajanga vient de se doter d’un nouvel appareil informatique, utile à la confection du nouveau passeport biométrique.

Depuis le 29 juin, les nouvelles machines sont opérationnelles. Ainsi, les renseignements, tels que photographie et empreintes digitales, sont immédiatement enregistrés sur place. Puis, ils seront stockés dans une disquette pour être acheminés vers la capitale tous les 15 jours. Du coup, le propriétaire du passeport n’aura plus à faire un va-et-vient à Tana pour réaliser l’opération.

Le stockage informatisé permet de centraliser tous les renseignements au sein de la direction générale des renseignements et du contrôle de l’immigration et l’émigration du ministère de l’Intérieur à Tana. L’avantage du nouveau système est l’économie de temps.

Conforme aux normes internationales, la durée de validité du passeport biométrique est de 5 ans. Les frais de confection s’élèvent à 60 000 ariary contre 36 000 ariary auparavant.
http://www.spyworld-actu.com/spip.php?article5076

efa t@ herintaona no nisian'io..
14. Noue ( 17/07/2008 14:36)
http://www.policenationale.gov.mg/index.php?option=com_content&task=view&id=35&Itemid=45
15. xxx ( 17/07/2008 15:49)
misaotra fa nila inona vao namoaka an'io???
Sa te ????
16. ni81 ( 17/07/2008 16:33)
T@ Alatsinainy 7 juillet 2008 teo aho no niantso ny Ambassade Malagasy ao Marseille sy Paris, nanontany hoe ahoana no atao fa ny pasiparon'ilay olona mbola @ 2013 vao lany daty. Izy io handeha ho any dago @ novambra ho avy izao, ary miverina @ febroary 2009. Dia hoy ry zareo hoe: asaivo ataony any dago fa tsy mbola misy fitaovana aty Frantsa aloha izao.
17. Noue ( 17/07/2008 18:18)
ni81:

Dia hoy ry zareo hoe: asaivo ataony any dago fa tsy mbola misy fitaovana aty Frantsa aloha izao.
tena mahagaga satria ny any dago indray zany no manana fitaovana noho ny aty ivelany ?
io lien io mba hitako aloha dia mba nalefako eto sao misy mahasoa ?


18. Bola ( 18/07/2008 05:33)
Noue:

ni81:

Dia hoy ry zareo hoe: asaivo ataony any dago fa tsy mbola misy fitaovana aty Frantsa aloha izao.
tena mahagaga satria ny any dago indray zany no manana fitaovana noho ny aty ivelany ?
io lien io mba hitako aloha dia mba nalefako eto sao misy mahasoa ?


tsy arako ilay lien hoe aiza...
Dia ankoatra izay efa novakiko io article ambony io fa nivaoka gazety fa ny fanontaniana @ ity dinika ity hoe Malagasy aty ivelany...Ka efa misy mahay ve hoe ahoana tsara...
Ilay olona handeha io izao ka tsy hiverina raha tsy fevrier 2009, tsy avaokan ny ao Ivato raha tsy Pasipaoro vaovao ary pass vaovao = mila visa vaovao...Fa raha eo an toerna moa ny embassade maninona..Ny tsy nodiako: ny frais 3900 dollars nefa tsy afaka mandeha afatsy une semaine, 2 andro voyage mankany, roa andro miverina - izay no mora indrindra hita...nefa ny embassade any kenya...dia nijanona...Ka tsy misy resaka na zavatra @ gazety mbola hitako hoe nahazo machine ny aty ivelany...Nanoratra tao @ site ny presidence aho fa tsy misy valiny. Ny ambassadeur no hoe lasa nidina any dia afaka iray volana no miverina dia izay vao fantatra...
Fa ny mahasosotra anie efa 2007 no nivaoka ny lalana, maninona no tsy mbola misy machine aty ...tsy azoko...ary maninona no atao lany daty ity decembre ity raha tsy mbola misy ny machine...Asa...mety hisy machine avant decembre ho tonga fa dia tsy lazaina fotsiny dia samy avela hiasa loha eny ve aloha ...tsy mazava, fa izao moa ilay hoe manaja foana satria eo ambany fahefana ny tena ....miandry izay rariny

19. ni81 ( 18/07/2008 06:24)
Ahoana moa hoy i Bola no tsy avoakany io olona io? Mbola afaka tsara izy satria novambra 2008 no tonga; fa @ fiverenany izany dia tsy maintsy efa nanamboatra ilay passeport vaovao izy satria tapitra ny volana desambra 2008 ilay tranainy.
20. Bola ( 18/07/2008 10:33)
ni81:

Ahoana moa hoy i Bola no tsy avoakany io olona io? Mbola afaka tsara izy satria novambra 2008 no tonga; fa @ fiverenany izany dia tsy maintsy efa nanamboatra ilay passeport vaovao izy satria tapitra ny volana desambra 2008 ilay tranainy.

Ilay fanontanianao tany @ ambassade tsinona hoe mbola 2012 moa izy teo sao 2013 vao lany daty ka efa io voavalinao io ilay izy hoe satria lany daty desambra dia mila ilay pasipaoro vaovao fa ny tao @ interieur aza nilza hoe izy rehetra mody izao any daholo no manova.
Ny olona manana double nationalite koa tsy misy probleme raha ny marina, na ny olona manana carte de residence permanence fa ny tena manana olona ny olona tsy manana afa tsy visa, permis de travail na d etudes satria ny permis de travail mamela anao hijanona aty fotsiny fa ny visa ihany mamela anao hiditra eto raha mivaoka ka raha manao pasipaoro vaovao dia mila visa na dia manan kery be izao aza ny permis d etudes sy travail...
Fa ny fahalalako azy tsy misy mahay mihitsy ilay izy hoe rahoviana satria ny embassade rehetra izay nantsoiko - firenena samy hafa- tsy misy afaka milaza hoe rahoviana fa hoe re fa ho avy na hoe tsy hay fotsiny tsotra izao. Ary io no tsy mazava amiko hoe fa maninona...Ary ho araka ve indray mipaoka machine firy alefa any @ embassade tsirairay...Efa nanoratra aho hoe raha misy machine azo nalefa tany @ province, fa maninona moa raha iny ihany no alefa tany tsirairay dia mifandimby, mampilaza ny immatricule ao @ embassade dia daty tokana mila mandeha any daholo dia vita izay dia any @ tany manaraka indray dia hatrany hatrany hatramin ny decembre...


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5121