Pasipaoro ho an ny Malagasy aty ivelany

21. ni81 ( 18/07/2008 11:06)
Ilay fanontanianao tany @ ambassade tsinona hoe mbola 2012 moa izy teo sao 2013 vao lany daty ka efa io voavalinao io ilay izy hoe satria lany daty desambra dia mila ilay pasipaoro vaovao fa ny tao @ interieur aza nilza hoe izy rehetra mody izao any daholo no manova
Tsy mahay manazava tsara angamba aho :) fa tsy lany daty ilay passeport raha tsy 2013, fa kosa ny lalàna mivoaka no milaza fa tsy maintsy ho soloina biométrique amin'ny taona 2009, ka izay no antony akia Mlle Bu.... :lol: :lol:
22. Bola ( 18/07/2008 16:40)
ni81:

[quoTsy mahay manazava tsara angamba aho :)


na koa izaho no tsy mahazo resaka e! :D fa ny zava dehibe mifankahazo ny resaka ary izay mahazo vaovao voalohany isaorana manoratra eto!
Misoatra Cla a....hey...hay moa hoe tsy Cla koa.... ;-) ...ilay mipi maso eto koa marina...ilay mavo toa tsara kokoa ny paoziny! :D
mirary soa sy soava dia ny handeha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5529