sipa kely mtady vady

21. cutie ( 26/12/2007 19:21)
za mahalala oul mitady sipakely sady @ taona ilainao io mihitsy ka ahoana???:D
22. ratonga ( 26/12/2007 20:02)
:-Dmahitahita an!:-D
23. cutie ( 26/12/2007 20:04)
:-D
24. tendry77 ( 26/12/2007 20:06)
Manana karapanodro an!=D:-D:-D
25. cutie ( 26/12/2007 20:07)
iza?
26. ratonga ( 26/12/2007 20:17)
lé mapanao aféra kosa ngàmba, sô dé ilégàl:-D
27. tendry77 ( 26/12/2007 20:26)
A! le kely manainga beuu ka,:lol:
28. cutie ( 26/12/2007 23:27)
ratonga :-D :-D :-D
hitadiavo kil any ry ratonga a
29. ratonga ( 27/12/2007 00:27)
=))za dray vé no anao mpanéra:-D
30. cutie ( 27/12/2007 00:30)
ie
manin moa :-D
31. Papoose ( 27/12/2007 02:30)
mbola vijra v?:lol:
32. ari.malala ( 27/12/2007 08:50)
tsy efa hitovy am dadanareo v ky zany 50taona izany kle:roll:8O
33. shevaspeed ( 27/12/2007 13:45)
salut za kou bandy intéréssé ihany fa c'est plus convenable de se connaitre d'abord za mbola 23 ans, fa te hahafantatra anao nefa tadidio 'ty vazon'ny mahaleo 'ty:fanambadiana tsa mba kilalao (bis)
34. yah ( 28/12/2007 04:46)
i dadanay tena mitady oul toa anao fa aiza no misy anao de ateriko any izy efa nisaraka mantsy izy sy mamanay de mitady fanampim bary lery e!:{:{:{ka ahoana ny hevitrao? rahoviana ny casting ? 8-):°):}:-P;-):lol::(:oops::D:P ary mba fenoy tsara ry tinah ny momba anao fa aza manao matahotra a! izay fa mahazoa vady hiadanana e!
35. asombola ( 28/12/2007 07:42)
aza adalaina ohatr'zani reto izi a ;-)
tinah a, fa maninona indri no te hanambadi?
36. pissoa ( 28/12/2007 14:01)
:-D:-D:-D
37. tynah ( 30/12/2007 13:01)
Aza mbola manao sipa zany aloha akia ah! mitovy am zandriko mintsy ndry zao fa izy mbola tsy manao sipa.Hataovy tsara aloha ny fianarana fa ny bandy hita eny ihany rehefa hendry sy mahay ndry.Mbola ho avy io zavatra tadiavin dry io fa aza maika.:-*
38. narry ( 07/01/2008 13:42)
Tairo ary fa za mahita ho andry:lol::*:*:?:
39. peta123 ( 11/01/2008 09:22)
ra za enao mbola tsy manambady alou satria ko za mbola sipakely!!! d mianara tsara alou faza maika satri dingana farany @ fiainana io a!!!sady ine no vitanzany sipa 18ans zany!!!! sa enao miketrika bandy tafa angaha d very eo enao fa d mikozy a zay :-D
40. lancia ( 11/01/2008 19:35)
Matoa io ny critère apetrakao de misy ny antony,tsy voatery holazainao nefa izany,fa zao fotsiny ny teniko hoe somary mbola kely ianao ka aza maika aloha, ny nenina mantsy tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5518