sipa kely mtady vady
1. tinah289
(
26/12/2007 11:25)
coucou dâoly!
za zao 18ans, dia mba mitady izay mahafinaritra é!
1m56 ,40kg, blanche ...
zay ary fa dia faly mandray anao izay vonona!
bye!!(l)
za zao 18ans, dia mba mitady izay mahafinaritra é!
1m56 ,40kg, blanche ...
zay ary fa dia faly mandray anao izay vonona!
bye!!(l)
novalian'i om ny 16/05/2018 11:20
3. spicyrasoa
(
26/12/2007 11:43)
Fa angaha dia efa maika loatra mihitsy ry tinah289 ?! vao 18 taona dia efa hilinglingy hanambady ?
6. xxx
(
26/12/2007 12:03)
xxx:
tsy aleo aloha ny saina no fenoina! tonga ho azy ny vady avy eo!
hi!hi! iny ndray no tsy hitako.
7. KAMBANA3
(
26/12/2007 12:24)
Izaho aloha dia tia ahafantatra anao. Asa raha mety ny ahy fa sao dia tsy tianao fa bandy avy aty mahajanga;mainty ;ary makoa volo. Inoako ary fa tsy ho kivy @zany ianao fa mety ho tia ahy. Izaho koa moa mbola tsy miasa loatra fa manao izay ho afako fotsiny @ fiainana. Mino ary izaho fa ianao tsy hiova @io hevitra io. Raha tia ahafantara ahy ary dia manorata aty amiko fa ho valiko an tsitrapo izany de:*be ary ry malala ny(l)
8. tendry77
(
26/12/2007 12:28)
- za vonona!! fa saingy za be tonabe de donk,:lol::lol::-D:-D tsivonona tampoka!!:-D:-D
10. tendry77
(
26/12/2007 13:59)
xxx:
nareo reto ry zalahy mampihomehy mihintsy kah
ARY nareo ahoana le ... braderie braderie.:°):°)
11. hertix
(
26/12/2007 14:01)
Za manana zandry bogosy kely zay sady 23ans, sérieux be mihitsy no efa manana fidiram-bola matotra tsara! Manorata aty amiko raha intéressée, d ho proposer-ko aminy raha mety izy! Lery mantsy efa manana vadyb zay ka tsy haiko na ho afoiny noho ianao na ahoana!!!
13. yuka
(
26/12/2007 14:34)
Reo aky!mahaiza mifidy tsara razandry malala a!:lol:
tandremo kosa izy fitaanareo an!:evil:Ny azy efa nataony mazava fa mitady vady izy.
tandremo kosa izy fitaanareo an!:evil:Ny azy efa nataony mazava fa mitady vady izy.
14. Mannou
(
26/12/2007 14:55)
tinah a ! Ndry iany az aky d mahatsapa oe "sipa kely" indry ko, ko inona ity maha maika hitady vady fa mba sipasipa fotsiny aloha hoe ! Aza maika sao ho vetivety d leo e, hihaino tsara aloha ny hatanorana mba tsy hanaovana ny tsy fanao rehefa anaty tokantrano e !
15. simplex
(
26/12/2007 15:04)
rahoviana aza vao hisy hoe sipabeu mitady sipasipa le :roll::P:^):^)
16. pissoa
(
26/12/2007 15:32)
tsy aleon'toi ve io kelikely tsaratsara efa mitono-tena io e :-D:-D:-D:-D:-D
17. tinah289
(
26/12/2007 16:14)
e aza mivazivazy moa e, tena kozy sérieux ny ahy. Misaotra betsaka amin'ilay fananarana fa izaho dia tena mitady mafy, indrindra olona matotra, mi-comprendre, manome conseil tsara, plus de 50 ans e
18. XxxX
(
26/12/2007 17:02)
"tinah289":
za zao 18ans, dia mba mitady izay mahafinaritra é!
"tinah289"::roll::roll::roll: wayyyy klé!18 taona v d hitady vady plus de 50 ans klé!fa atao inona zany baina b zany klé!
plus de 50 ans e
19. xxx
(
26/12/2007 17:52)
XxxX:
"tinah289":
za zao 18ans, dia mba mitady izay mahafinaritra é!
"tinah289"::roll::roll::roll: wayyyy klé!18 taona v d hitady vady plus de 50 ans klé!fa atao inona zany baina b zany klé!
plus de 50 ans e
ko raha izany no tiny manina???misy aza bofy mitady bandy 18 ans:°)
20. Bafota
(
26/12/2007 18:51)
Hiran'JENERALY e!
18 taona ny ankizivavy,taloha dia maotina tokoa
18 taona ny ankizivavy,ankehitriny iray no v...
Mahita vady iadanana e:-D:-D:-D:-D:-D
18 taona ny ankizivavy,taloha dia maotina tokoa
18 taona ny ankizivavy,ankehitriny iray no v...
Mahita vady iadanana e:-D:-D:-D:-D:-D