Printemps des Poètes 24 Mars

1. Oully ( 15/03/2007 00:33)
Miarahaba,

"Ao anatin'ny « Printemps des Poètes 2007 » dia ho kaloina sy ho hiraina
amintsika ny sangan'asan'ireo Poety 7 Malagasy Malaza : Randza
Zanamihoatra, Ny Avana Ramanantoanina, Fredy Rajaofera, Jean Verdi Salomon
Razakandraina (Dox), Samuel Ratany, Georges Andriamanantena (Rado) ary
Jean Joseph Rabearivelo.

Ny Asabotsy 24 mars 2007 amin'ny 9ora alina. Ao amin’ny FIAP Jean Monet,
30, rue Cabanis - Paris 14e. Métro Glacière - Ligne 6.

Fandraisana anjara : 8 euros.

Ho fanohanana ny tetik'asa "Village Andamioly", hamonjena ireo sahirana sy
moserana any Madagasikara.

Fanazavana fanampiny : 06 01 97 30 62 na 06 16 06 80 40 na 06 18 51 25 38.
Na manoratra amin'ny info@village-andamioly.org

Tongava maro."
novalian'i Oully ny 04/04/2007 19:20
2. Samoana ( 15/03/2007 14:54)
Coucou Oully:wink:. 'saotra mizara sy mitsidika anay tsindraindray eto ihany e !
3. booboo ( 18/03/2007 10:33)
Oully > tonga aty an-trano aho vao tonga saina fa enao kay ilay nivarotra billets taminay teo am-baravarana efa hody iny tao aorian'ny Soratonina :wink:
4. Oully ( 21/03/2007 22:50)
booboo>oups, andrekaik'ô! hihihihihi, hanky va re! ilay namako iny no tena nahay nampiresaka anareo teo. Dia amin'ny asabotsy indray izany mihaona eh! hay ve ianao iny no booboo aminy eh! hihihi
Samoana> raha tsy tafahaona eto dia mihaona any amin'ny RNS eh, sa ahoana!
5. nikopol ( 22/03/2007 09:22)
Raha misy sipa azo ahetsika any dia mba hande ho any za
6. Samoana ( 22/03/2007 14:36)
oully/ okay ! zahay ao @ ilay boulodrome nangalana sary iny ihany e:wink:
7. kelly13 ( 22/03/2007 14:56)
saoana>tsy mahagaga ny mpanano boule hihihi
8. Oully ( 22/03/2007 16:26)
nikopol> efa fantatrao angamba ny valin-teniko:lol:
samoana> izahay ndray eny sehatra koltora malagasy eny ihany. Antenaina mba hihaona.
9. nikopol ( 22/03/2007 16:33)
Mahita ouverture nga i oully ?
10. Oully ( 22/03/2007 17:47)
nikopol> fermeture kah sa mou clôture no filaza azy. Amin'ny asabotsy re mihaona eh!
11. booboo ( 25/03/2007 11:28)
-Re-misaotra hatrany fa nahafinaritra ny omaly, na tsy dé voako lôtra aza lé nampiana hiram-pivavahana :°):°):°).

-Tsara be ilay nampiana kalon'ny fahiny :}, maromaroa zareo @ manaraka koa :wink:

-Nahafinaritra kounkou nijery an-dry zareo "moramora" =D

-Tena tiako beeeeeeeeee mihitsy ny nihaino an'ilay dadabe Raoul Ra?^:^^:^^:^^:^^:^

Ay, dia faly nahafantatra an'i Bichette fa saika hadinoko hihihihihi :-*
12. Oully ( 25/03/2007 17:19)
Dia isaorana be dia be anareo mpanatrika eh! indrindra fa i booboo. Avelaondry i dadabe an! mahay be izy eh? Mahay daholo izay tonga nasaina rehetra, sa ahoana aky? na ilay nihira hira-pivavahana aza:-$
Dia amin'ny manaraka indray zany.
13. booboo ( 26/03/2007 09:54)
Oully > Iza moa nanoratra ilay tononkalo "Soraty" iny ? tsy matiko lolo mihitsy fa tsara beeeeeeeeeeee mihitsy nanaovan'ilay dadabe azy ^:^^:^
14. Oully ( 27/03/2007 13:00)
i Dox no nanao ny "soraty", toa misy an'iny ato raha tsy diso aho. Fahatsiarovana mamy iny takariva iny. Natokanay taona Rabearivelo ity taona ity, ho fahatsiarovana ny namonoany tena ka mety hihaona matetika indray izany isika.
15. nikopol ( 27/03/2007 15:34)
azafady ry oully fa tsy tonga tany za tamin'io fa nisy namatotra teo anjorontrano
16. Oully ( 27/03/2007 22:18)
nikopol> dia niandry izahay ka niandry, tady "tsy nahazaka" ve izao namatotra anao tao izao?
17. Oully ( 28/03/2007 14:58)
"Nous tenons à nouveau à remercier tous les partenaires qui ont participé à l'organisation de la soirée "Chanter, déclamer et transmettre la vie à travers les œuvres des 7 grands Poètes malgaches" du 24 mars 2007 au FIAP Jean Monnet, Paris 14e :

Fredy Jaofera, Antsiva, Ndriana Rabarijaona, Hery Andrianarivelo, Lala Ranjalahy, Rondro, Le groupe évangélique Miary Fanantenana, Raivo Patricia (Sorajavona), Raoul Rabemananjara, Printsy Rabe, Lalaina, Faneva Randrianandraina, Jonny R'AFA, les danseuses de Moramora, Fefy Harizo Rampanana, Jean-Yves Rafelimanana, Bana Rahalahy, Lalao Rabeson, Fidy & Bazoly, Njato Ranaivoson, Aina Randrianaivosoa, Noro Rasoamanana, Adrien Rakotonirina, Onja Ramarokoto, Haingo Rakotonjanahary, Claudia Solofolandy, Anthony, Patricia, Mamy et Njaka.

Les personnalités qui ont bien voulu honorer cette soirée de leur présence :

L'Ambassadeur de Madagascar auprès de l'UNESCO, SE Madame Yvette Ranjeva-Rabetafika et son époux.

Ainsi que son conseiller, Monsieur Etienne Rajoel.

Le Consul de Madagascar à Paris, Mme Rajohanison Hortense.

Le Président de l'association Havatsa UPEM section France, Monsieur François
Xavier Razafimahatratra.

Au généreux donateur : Monsieur Faneva Randrianandraina.

Les relais d'informations : Sobika.com, Radiovazogasy.com, Serasera.org, Echo de Capricorne et Tatao Over Blog.

Et enfin un grand merci à toutes les personnes qui s'étaient déplacées pour assister à cette soirée.

Un grand merci à toutes et à tous. Avec votre présence et votre action généreuse vous avez fait progresser une conception de l'Homme, plus responsable, plus libre, plus solidaire. Vous transmettez la vie.

Toute l'équipe du Village Andamioly.
18. booboo ( 28/03/2007 15:02)
Io eny ny anaran'ilay dadabe mahafinaritra ahy eeeee ^:^.

Oully > zà klou dé ho tonga foana foana raha mandray anjara @ raha ataonareo iny dadabe iny e ! :°)
19. Oully ( 28/03/2007 15:16)
hihihihihi, mahay aloha izy eh, sady tonga dia par coeur.
Na izany kosa ary nahay daholo kosa izay tonga tao eh! sao ahoana aky ? Mbola ho be ny sisa ... ary tena ho be tokoa...
20. bichette ( 29/03/2007 07:12)
booboo, aty amiko tokoa aky ny email sy ny tel an'i dadabe, sao ilaindry hanafana ny mariazindry, sa efa manambady ? hanafana ny lanonana rehefa atao batisa ny zanakindry ....:D sa ahoana retsy ? dia faly mahafantatra andry aky a !:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7964