Printemps des Poètes 24 Mars

21. Oully ( 02/04/2007 21:46)
Misaotra an'i moramora.net tamin'ny sary http://www.moramora.fr/v6/index.php?option=com_ponygallery&Itemid=66&func=viewcategory&catid=77&startpage=1 satria na izahay nikarakara aza tsy mbola nahita ny sary rehetra tamin'iny fotoana iny akory.
22. Samoana ( 03/04/2007 15:19)
Misaotra nizara ny fihetsem-po sy ny sary e !i oully tazako fa bibich tsy hitako:wink:. Tsy mba nasianareo sarin'ny spekta ô !
Ary hono hoa : nankaiza izay i Nalisoa Ravalitera mpanoratra e ? Toa efa filohan'ny Havatsa izy iny raha tsy diso aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1312