Vitrines Vakinankaratra

1. kitjo ( 16/11/2006 15:03)
Vitrines du Vakinankaratra

Bientôt tout au long de la RN 7

Dans quelques mois, la RN 7 entre Antsirabe -Antananarivo sera décorée par différentes vitrines ou “Vitrines du Vakinankaratra”. Cette vitrine n’est pas identique à la vitrine du Vakinankaratra (manifestation économique annuelle), mais une vitrine permanente sur la RN7.

La construction de ces vitrines est le fruit de la contribution massive entre la région Vakinankaratra et le projet PIC ou “Pôles Intégrés de Croissance”; ce dernier s’occupe notamment des aspects financiers. Rappelons qu’ Antsirabe est choisi parmis les 3 zones d’interventions du projet PIC.

Chaque vitrine sera dotée d’une aire de relaxe, un espace commercial pour les fruits et légumes et les produits artisanaux, un parking, et des insatallations sanitaires.

Cette contribution apportée par le projet PIC s’inscrit dans l’un des 3 axes fondateurs du projet à savoir l’aménagement du territoire par des travaux neufs et de réhabilitation d’équipements et de services urbains, d’infrastructures routières et portuaires. Les autres axes du PIC sont la décentralisation par le renforcement de la gouvernance locale, et l’amélioration du cadre d’activité des entreprises pour stimuler l’investissement privé.

C’est par ses informations et ses appuis multiformes suivant ces trois axes que le projet PIC améliore les facteurs de croissance économique dans les trois pôles que ce sont Nosy Be, Fort-Dauphin et l’axe Antananarivo-Antsirabe.

Objectif des vitrines
Ainsi l’aménagement d’aires de relaxation sur la RN7 va contribuer au confort du voyage des usagers de ladite route et renforcer la sécurité routière. Un autre objectif non moins important est l’éradication totale des accidents mais surtout plus de valeur ajoutée à la productivité d’une région réputée pour la qualité de ses produits artisanaux.

Nous sommes donc dans l’attente de la réception de ces 7 vitrines du vakinankaratra sur le trajet Antananarivo-Antsirabe. D’après notre source, les travaux d’aménagement ont déja commencé dans la commune de Behenjy, il y a 15 jours.

nalaina tao @ Tribune!

2. kitjo ( 16/11/2006 15:06)
nndrriii...ny any aminay!

tokn'ny alain'ireo faritra sasany tahaka izao. ny RN2 zao no hitako tena mety amin'io

projet-n'ny association-nay izy io ary inty vitandry zareo soa amantsara ka faly tokoa ny tenanay...tena nitovy eritreritra!

afaka mieritreritra zavatra hafa mahasoa indray izahay izany...

Mihetsiketseha ry zareo an!
be ny azo atao!
mandroso ny tanana e!
3. fijo ( 16/11/2006 20:30)
tsara be izany ka,efa mba maika te ahita izany aho,raha tsy doran'ndry salopard indray an.
4. ikaretsaka ( 24/11/2006 10:29)
tsy azoko mihitsy hoe inona indray ty resaka ankandorondoro ity
5. ikaretsaka ( 24/11/2006 10:53)
kitjo:

projet-n'ny association-nay izy io ary inty vitandry zareo soa amantsara ka faly tokoa ny tenanay...tena nitovy eritreritra!

afaka mieritreritra zavatra hafa mahasoa indray izahay izany...



hoy le patron anay morisianina izay hoe misy elanelany lavitr'ezaka be ny"etre", "penser" sy ny "faire" .....fa ny "faire" aloha no atao voalohany zay vao manaiky ny "etre" ny olona.

tsy fiteny eo imasony mihitsy ny hoe "je suis" (un medecin... architecte....ingenieur) fa aleo aloha hono hitany hoe "je fais" aloha de vita le izy de zay vao mahazo mizesta sy miteny: fa ny antsika gasy hono ny resaka no betsaka de maty an-karanany eo na lasan'ny olona ny hevitra
de hoe io hono ny nampandroso an'i maurice.
Tsy haiko aloha fa ohatran'y mety amiko ilay teniny izao e



6. kitjo ( 25/11/2006 12:02)
marina mihitsy izany k!
za koa tsy manda fa na izany aza zay no anaovana ny projet vao realisation.

de toute facon tsy nilaza izay projet izay aho teto raha tsy nisy io. misy projet hafa izao ketrehina fa tsy lazaina raha tsy realise :wink:
7. ikaretsaka ( 26/11/2006 00:31)
:-*
8. kitjo ( 26/11/2006 15:34)
sady tsy voatery lazaina foana ko ange izay vita fa refa faly ny fon'ny anaovana azy dia faly koa ny mpanao e
9. ikaretsaka ( 26/11/2006 22:47)
zay manko ary zay ny tokony hatao ... fa ny an'ny gasy matetika tabatabaina dia ny mialoha ilay izy dia avy eo mikatso eo...
Hoatran'ny Bemolanga ireny ohatra e... lasa hira ny hiafarany
10. Rasiligaoma ( 27/11/2006 23:21)
ary raha tsy vitrine no atao fa cage na grillage ry zala?
11. kitjo ( 28/11/2006 19:23)
hihihiihhi
efa misy eo anosy rasiligaoma an,
le vita @bararata..hiihhihi
12. bazylou ( 30/11/2006 00:58)
fa atao inoa ny vitrine ??? maninona no tsy mirotsaka amin'ny ten a izy fa mbola andany andro amin'ny vitrine!!! Maninona no tsy atao ny reforme agraire sy foncier !!??
13. kitjo ( 30/11/2006 16:40)
mba misy fotoana ny zava-drehetra ry bazyl f aza d faly manenjika fts an!

tsy vitrine oe exposition na foire nge io fa mba vakio tsara e!

raha mahay nama manaova d hitanay ra milay enao fa ts leee
14. ikaretsaka ( 01/12/2006 03:05)
raha mahay nama manaova d hitanay ra milay enao fa ts leee


Zany ahay ka teny!
15. bazylou ( 05/12/2006 22:35)
tenisany anie ilay spekta fotsiny sy mpihinana ny vokatra e!! ary izahay tsy hanao mihitsy satria tsy misy rafitra mazava amin'izany ao 8land!!
16. fijo ( 06/12/2006 05:36)
sady tsy mahavita izany no tsy anao,ko inona fotsiny???sa nareo ry bazy kely efa nateraka hitsikera fotsiny?????
homena hen'omby ritra mitady anana ro,omena anana ro mitady ravitoto sy hena kisoa.de inona ihany????
17. kitjo ( 06/12/2006 05:50)
Tsy haiko aloha ze spekta amzao e.....
18. ikaretsaka ( 06/12/2006 12:42)
io le voalaza tatsy hoe ny kritika misy karazany 3
ny 1 avy @ olona manao zavatra mitovy @ ny ataon'ny tena
ny 1 avy @ olona manao zavatra mifanohitra @ tena
ny 1 farany avy @ olona tsy manao ninoninona..
ny mahasosotra indrindra dia ilay fahatelo
:evil:
19. bazylou ( 07/12/2006 21:17)
ka tsy hitko anie izay hatao any amin'ny fanjakana manao rapa dango ny fananana kelin'ny pokona e!! aiza ry namana no misy an'izany hoe ny rononon'ny bira tsy mahazo miakatra any iarivo satria tsy hisy kil ny tiko!! Hatao inona vitrine::!! fa maninona raha ampidirina ny reforme agraire et foncier ho aho!! handany andro amin'ny vitrine fotsiny!! , Hatao vitrrine ny rn7, dia avy eo mankaiza, hanao koa ny rn43, rn36,....farany dia vitrine be i Madagasikara fa ny eo ihany no eo!!
20. ikaretsaka ( 17/12/2006 05:33)
de inona ny olana raha vitrine daholo.. angaha voatery ho ronono ihany? rehefa tsy tafakatra ny ronono dia ampiakarian indray ny ovy.. zavatra mampalaza an'i Bira koa iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.4699