Vitrines Vakinankaratra

21. sipagasy ( 25/12/2006 07:42)
izany hoe raha azoko tsara dia atao ohatran'ny any frantsa ireny?? aire de repos ho an'ny mpandeha fiara + magasin + station d'essence?? sy toerana ahafahan'ny ankizy miala voly kely??, tena hevitra tsara tokoa annnn ary tokony itarina isaky ny lalana rehetra miala avy ao Antananarivo ka mankany @ faritany aloha voalohany avy eo itarina tsikelikely e!
22. ikaretsaka ( 26/12/2006 05:53)
ie.. karazan'ireny mihitsy.
jereo kao iny route de fianar iny lalan'i mandalahy iny fa efa misy. sady tsara be ny view eo..

iny lalana mandeha any Ranomanafa inykoa rehefa vita ny lalana dia ho avy tsy ho ela e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1265