aiza moa no tsy hisy ny accidents e!!!

1. petsambava ( 10/04/2006 17:16)
hita @ gazety androany(10 avril 2006) fa nisy loza tany @ làlana ho any diégo ka ohatran'zao ve no atao TSY MAHAGAGA!!!:?::?:
http://www.01madagascar.net/images/news/gf/018-route-10.jpg
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:54
2. Herimiafina ( 10/04/2006 17:25)
Renjekaky oo :{:{
Marina mihintsy io klé. Sady io 404 baché io izao sur fa efa nisy frein nipotsaka de no-supprimer-na dai sady ratsy purge dia pôpiana ny frein vao mihinana. De avy ndray ry leirony rehefa anontaniana dia milaza fa fitadiavana io ka afampo na ny mpandeha na ny mpitondra. Afa-po indray mandeha fa rehefa za-dratsy dia any ankady no afampo. Ahan :@:@
3. kiali ( 10/04/2006 18:19)
nareo kosa eh ! tsy azonareo le zavatra !nisy kôfa ninanana tsaramaso tao anatiny tao de zay no nahatonga an'izy mitsama nivoka fa tsy zakandry zalahy le fofona!!:D:D:D:D
4. Fiffi ( 10/04/2006 18:29)
efa mahazatra hiany ny fahitana an'izao zavatra izao , ao ny taingimbe , ny fiara tsetsina feno dia feno ary mitongilana sy tsy afaka mandeha mafy firy nefa dia samy mahafantatra ny loza mety hitranga nohon'ireny.
5. lanto ( 10/04/2006 19:09)
Ny mahagaga any koa dle oul mety asisika anaty 4L , olona 13 indray mitondra eritrereto nge e !
6. Herimiafina ( 10/04/2006 19:24)
Toa efa misy norma de transport goavana any fa ny mpanao lalandririnina koa betsaka kah! mahantra koa moa ny gendarme de tsolorana solombodiakoho vinaninany dia mangina, tsssss:evil:
7. Lejim ( 10/04/2006 19:37)
io sary io ary toa mbola ok izany compare-na @ ilay fahitako matetika tany! fa dia efatra na dimy ry zalah mitsangana eny!
8. Herimiafina ( 10/04/2006 19:44)
Zah tany mananjary no efa tran,ny ohatr'io klé, mananjary Fianarantsoa mandeha 404 baché fa degany izany an amin'iny lalandratsin'i Vohiparara iny! Mafy le fitiavana klé, mampanao zavatra degany toy izao. Ahan :@:@
9. cutie ( 10/04/2006 19:46)
HM iny lalana iny koa mba feno accident matetika.:twisted:
10. Herimiafina ( 10/04/2006 19:49)
Mbola tsy nahita zah klou ry bavy!
Fa ratsy izany raha lalàna klé, moa ny fiara tsizarizary.
fa amtetika anie any amin,ny toerana be lalandratsy no ahitana zavatra ohatry ny amin'io sary io e! Ahan :@:@
11. marozevo ( 10/04/2006 21:29)
Izaho efa nahita lalan-dratsy lavitra noho io, efa nahita taingim-be lavitra noho io. Tsy manamarina an'io akory aho fa ny zava-misy dia izao. Be kokoa ny accident amin'ny làlana goudronné sy tsara noho ny amin'ny làlana ratsy.
12. Fiffi ( 11/04/2006 04:18)
fa ahoana zany ry marozevo ?
13. little ( 11/04/2006 06:11)
Kay! toa le vam -nay miasa manao ligne Diego tokoa io kle!
Andraso fa koziko ry zalahy hoe: Tandremo fa misy mitsikilo lesany fa miparitaka be ny mpaka sary kle!
Fa marina aloha le kozy e!
Fa zao e, mba andefaso an'le boeing milay be reny aza any de mba tsy misy tsony ny toa izao e! hevitra fotsiny zao an! Sa ndao daholo hody any Dago de hampianatra an-dry zalahy hoe zao ry zalahy no atao hoe sekirite an!
14. mamzelkely ( 11/04/2006 06:53)
little< =))=))

zah klou vô vam ôtran'izao de ts mahazo anah mitry eee aleko ts mande za mila confort refa mi-longue zany fa ts mahazo aina mitry
15. Fiffi ( 11/04/2006 07:18)
tandremo fa be ny mpitsikilo ato @ sera2 an! dia mifanome vao2 an! :-D:-D:-D
16. little ( 11/04/2006 10:10)
Kobo ndray zany zay kle! De tsisy bizn ato tsony ndray zany fa kobo e!
Mba omeo fika na bizn vaovao ry reto fa tsy tafa tsony ty fitaterana ity a!Le mbo misy sekirite reny e!
17. rurik ( 11/04/2006 11:13)
ary ty ka http://humour-blague.com/photo/grande1/voiture.jpg
18. rurik ( 11/04/2006 11:17)
hi hi hi tsy nety kle http://humour-blague.com/page/photo/grande1/voiture.jpg
19. Fiffi ( 11/04/2006 11:57)
rurik: wadrayyyyyyyyyy !!!! tena gravy be kosa io an! anjenestoooooooo :roll::roll::roll::roll::roll:
20. mamzelkely ( 11/04/2006 12:26)
anjekako ooooo na le tômôbil aza efa mitaraina =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2256