aiza moa no tsy hisy ny accidents e!!!

21. lemenakely ( 11/04/2006 17:44)
izao ilay hoe mizaka ny tsy eran'ny aina e!!!
22. kiali ( 11/04/2006 18:16)
zah ve nama tsy misy miraraha mintsy zay lazaiko lé! tsssss!!! resaka tsaramaso io wa!
23. Fiffi ( 12/04/2006 04:29)
kiali: :-D:-D:-D de nisy fofona be ve izao no nataony ? :-D:-D:-D:-D
24. little ( 12/04/2006 06:51)
Kay kosa e! io kosa tsy anay kle! Za kosa efa mbo nilaza hoe tsy anay io an!
Ary zalahy angamba mihevitra hoe roplanina le vam ka. mila hi-decolle mitsy nefa miha vesarina miha tsy afaka hi-decolle mitsy io vam io.
Tsy ligne anay tsony io ry zalahy a!!! Afaka adidy ah zay an
25. Fiffi ( 12/04/2006 07:17)
mba manao vazi2 koa anie an! :-D:-D:-D:-D
26. rurik ( 12/04/2006 07:51)
kiali :-D:-D:-D:-D tsy azoko le tianao lazaina fa mino aho aloha fa misy fofona tsaramaso ao :-D:-D:-D:-D ary ny trondro maina :-D:-D:-D:-D:-D
27. rurik ( 12/04/2006 07:53)
mamzelkely an le tomobil efa mitaribozaka
mitary bozaka wa an sao misy misaina zavatra hafa eo :D:D
28. Fiffi ( 12/04/2006 11:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4816