Film gasy

41. iartistika ( 19/02/2005 16:10)
Efa kobon'toi nga ny sokatrin'zany chipie zany leaza ah?
42. chipie1 ( 19/02/2005 16:27)
za nga artista ? :{
43. Ramaso ( 20/02/2005 06:35)
aoka kosa i chips e..
be sokatry no ndry na tsy artiste aza o! fa tsy ampisehoseho zany fa jerena fotsiny! :*
44. iartistika ( 20/02/2005 09:26)
Hay ramaso zany efa nahita leaza ah!tena dadany marina nareo zany....
45. chipie1 ( 20/02/2005 13:08)
lasa navadiky i artistika ny resaka ?? film gasy no eto :lol:
46. iartistika ( 20/02/2005 13:17)
Isika ngaha vazaha?
47. Ramaso ( 20/02/2005 18:44)
zany mo chips o?
48. ikaretsaka ( 20/02/2005 23:04)
ramaso sy i chipie kosa aloha de tena akamabonne mihitsy e :-*
49. moi ( 21/02/2005 06:38)
Toy izao io ilay film :
Qualité aloha dia 10% ihany angaha no mba azoazo, tamin'ilay cam napetraka fixe, fa ny sisa dia mihetsiketsika be, flou, ary misy sequence tena maizina tanteraka 3 minitra angamba ; misy nalaina maizimaizina fa nampiasana ilay fonction 0 Lux mihitsy ; ny feo indray dia mifangaro be satria mandefa TV ry zareo, fa ny heno matetika ny fiangavian'i Tantely hoe "Aoka izay !" (tena teny gasy ny tao) izay misy heviny roa : Aoka izay=hatsaharo ilay fangalana sary, na Aok'izay, za tsy hanao intsony.
Raha vao manomboka mantsy dia izay fanoherana izy alaina sary izay no scene ; fa lainga aloha raha hisy hilaza hoe droguée izy e, tsy sitrapony e, fa tsisy camera caché io, ary izy roa ihany no tao, satria ilay bandy ihany no sady manao no maka, dia ratsy ny sary. Fa misy fotoana telo samihafa ilay film, araka ny voalazan'ilay namana teo aloha, ka mety ho possible ny hoe tsy i Tantely daholo no tao amin'ny film manontolo ... Izahay niady hevitra aza tena sahirana ihany vao nahamarina hoe tena izy io olona io. Durée : 30mn teo. VCD gravé sur Nero ilay izy ary vignette an'ny Nero no nanaovana titre, tsy misy jacquette... Dia nahita làlana indray ny pirate e !
50. hery ( 21/02/2005 07:28)
Ataoko fa manana droit hitory sy hiady any amin'ny fitsarana tsara ry zareo raha ohatra ka misy blem... tsy haiko na efa nisy an'izany. Fa sahala amin'ny zavatra maro ihany dia misy ny tsy afaka mitory satria matahotra (valifaty na koa sao nisy afera hafa sns...) Dia miparitaka ihany zany film izany mandra-pandraran'ny lalàna azy.

Fa mahagaga ahy wah ity isika faly ery rehefa misy oul voadona tahaka an'izany... na dia maditra toa inona aza ilay olona, tsongoy fontena tsongoy fon'olona. kozy e... ny vazaha raha vao misy zavatra ohatra an'izany, na dia tsy concerné aza izy dia izy no mitory an'ilay mpandika lalàna...
51. intelligenzia ( 21/02/2005 07:59)
fomba fijery hafa ny hitako amin'io matoa izy tsy mitory:
1- na izy te ho vedette
2- na izy ihany no manaparitaka an'ilay izy atao fidiram-bola
3- na izy roa miaraka (1+2)
4- na izy tsy manam-bola hitoriana
5- na izy tsy mahatoky ny fitsarana ka matahotra ho very vola fotsiny (kolikoly)

52. xxx ( 21/02/2005 08:15)
ary za nahita fa 4mn fotsiny ny durée anlé izy an , nefa i moi nahita 30 mn ? :-w
53. intelligenzia ( 21/02/2005 08:21)
xxx> vinanao chronometrage mihitsy an! :-D za sady tsy nahita no tsy hijery :-D
54. rvoulah ( 21/02/2005 16:45)
blondin: aza miteny ny zavatra tsy noteneniko kosa fa tsy mety e
55. Ramaso ( 22/02/2005 04:34)
nanaiky izy matoa nety nanao dia izay vao nanao aoka izay!
efa ao le nanaiky hilalao ilay jeux izy mandra piteniny ilay we aoka zay
donkouuuuuuu
nirevy izy!
56. moi ( 22/02/2005 11:02)
Somary ohatry ny nanaitra ahy kely ilay durée hoe 4mn !! Fa dia antsasakadiny (mbola mahery aza) ilay izy ! Izany aza tsy mbola nisy soratra "FIN".
Ilay sarin'ny fandriana tany am-boalohany no naseho indray tamin'ny famaranana ny film.

T A P I T R A
57. iartistika ( 22/02/2005 17:14)
TANTARA MITOHY.....
58. Ramaso ( 23/02/2005 05:48)
milay le izy na somary ratsy aza ny son.. fa tokony natao tripod le cam rehefa ipopy le bandy fa lasa mihetsiketsika be
59. ravatorano ( 23/02/2005 10:55)
za ny nahitako azy dia nisy akama nilaza fa misy filma ka joba gasy fantatro no mijoky azy d roboka aho kay tena x-woman b ilay izy ary tena ilay joba lazainareo io tokoa no tao.fantatro mantsy izy io satria malaza kah sady manja koa izy eh ka izay andalovany mierika avokoa.
marian io resaka atsasakadiny mahery io ary misy tena flou marina fa ilay tena nazava kosa d nampiharihary fa ilay joba iry mihitsy le izy ra-moi ah.Tena fanina wa zahay satria tsy nanampo we iny joba iny v d nahavita izany fihetsika izany we alaina sary ary nanaiky nanao an izany. :evil:.
Izao koa ho anareo mpaka sambra io mitandrema fa malaza indray izao eto amin ny tanana ny caméra cache ka sao d eny amin ny pochard sy analagam eny no hamidin dry zalah ny vidaka ka nareo no role ao vao ho gaga.
Misy akama izay tena voan izany mihitsy vao tsy ela akory izay , eny Ivandry eny lery no mipetraka d nitondra joba tany ho any fa herinadro tao aorianan izay d nivoaka vidaka wa tena kozy marina io .Ny fiparitahany aloha d tsy hay fa akama ihany koa no nilaza tamin i lery hoe milalao any nareo eh d ny azo natao dia nitory ilay hotely aloha izay tsy ho tenenina eto ny anarany.Tena lasa gegy zalah akama izay tamin izay ah izany katena fay fa soa ihany aloha fa tsy d be mpahalala sy b mahafantatra ohatran ilay joba miss iry eh.
60. xxx ( 23/02/2005 22:43)
ravatorano marina! nareo wa to nangina @ toe-drara eto @ firenena e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1006