Film gasy

21. Rhfc ( 18/02/2005 04:35)
za ry zalahy efa nahita fa le izy anie ka tournage intelo raha ny fijeriko azy eh! sady izy efa tena pro mihitsy eo @ io sehatra io an!
saingy mampalahelo ihany raha ny sipa gasy tsara tarehy hoatran'ireny no afa baraka be eto @ tanàna
22. rivorijasoa ( 18/02/2005 08:26)
Izany izany le hoe Miss (mademoiselle) tena efa favori an!
23. xxx ( 18/02/2005 08:53)
hery> Aza malahelo an'i Tantely izany letsy eh! sipa efa malaza mpiodina be iny aty ary tsara ho azy izany fa te hiseho milay loatra mantsy zatra manambany ny tsy manana sôsy, kanjo tratran'ny mahay azy heveriny fa azo ambaniana daholo angamba ny bandy.
24. intelligenzia ( 18/02/2005 09:01)
xxx>

tsy misy manana video an'i sarah angaha fa zay ko mba hikery sy hitehaka :-D
25. intelligenzia ( 18/02/2005 09:02)
Oups!

xxx>

tsy misy manana video an'i sarah angaha fa zay ko mba hikery sy hitehaka
26. iartistika ( 18/02/2005 09:12)
Ny anay sy sarah kosa tsy asehonay olona zany leaza ah!raha te hijery de tongava aty aminay.....
27. rvoulah ( 18/02/2005 13:08)
mampalahelo ihany aloha ny toe-javatra hotrizany e.
Amin'ny maha-vehivavy aho de hitako oé tsy mety le izy. Na zavatra nifanarahana aza ve hoe ho filména de refa misy ny tsy fifanarahana de avoaka le izy.
Ny momba ny hoe sipa mihodina sy ny sns ndray de mety hoe marina zany fa na izany aza tokony mba hajaina ihany ny zon'olombelona .
le bandy namoaka anle izy koa anie zao afa-baraka e, satria izy 2 samy hita ao anaty sary ao
fa fanontaniana kely ny ahy , le izy ve zany nivoaka b d b le k7 de azon'oul rehetra jerena sy vidina sa ahona ?
28. Ramaso ( 18/02/2005 13:12)
te hanao aminy eo ko.. inay zany mba ikala.. m fa tiako ery
29. chipie1 ( 18/02/2005 13:41)
rvoulah > zany oe hatrany aminy pochard aza misy mivarotra hono :-@ :-@ :{
30. intelligenzia ( 18/02/2005 13:49)
iartistika> alefaso lesy hojeren'ny rehetra a! ramaso io efa mangala-pitsirika :@
31. rvoulah ( 18/02/2005 14:16)
chipie1< fa le izy kay zany k7 betsaka mints no natonta sa ?
32. chipie1 ( 18/02/2005 15:53)
rvoulah > ngambany, sady betsaka ny manao piraty !
33. blondin ( 18/02/2005 18:18)
rvoulah:

Tena reveko be raha hitako izany film izany. Miss ve ko. aiza intsony ny hahita hoatran'izany?



34. Ramaso ( 18/02/2005 18:38)
milay hoa le izy sady mahay le sipa an..
35. iartistika ( 18/02/2005 20:00)
Manan'talenta mihitsy ny jo gasy amnio ka...
36. xxx ( 19/02/2005 00:25)
iartistika> ary sarah ve lesy mba manan-talenta? nen'lah kosa ngamba sokatrin'artista. =))
37. nikopol ( 19/02/2005 09:03)
Raha tsy nifanarahana ny namoaka ilay film dia bandy tsy alehany ilay bandy.
Raha nifanarahana indray dia marketing milay be ilay izy (fa araky ny hita ao amilay film aloha toa tsy nifanarahana hono ilay izy).

38. iartistika ( 19/02/2005 09:23)
Matevina tsara ny ahy ny sokatry ltia ah!
39. chipie1 ( 19/02/2005 12:37)
fa misy artista kely sokatry an =))
40. intelligenzia ( 19/02/2005 13:58)
i chipie ve zany? :-$ =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6169