Ompan\'ankizy

1. ikaretsaka ( 14/01/2005 00:01)
Ahoana indray ianareo amin\'ilay ankizy kely miady ka samy tezitra ka mifanompa nefa tsy mampiasa teny ratsy...
sendra mba hitako manko ireto roa vavy niady dia manao hoe
-Itena ohatranny Choux fleur!
-itena ohatran\'ny Aubergine!
-tena ohatran\'ny anandrano..

dia lasa ihany dia lasa indray ny hoe
-itena ohatran\'ny Arrosoir
-Itena ohatran\'ny Jaogy!

fa ianao mihaino azy no mihomehy hoa!
novalian'i kinaoly ny 06/02/2005 08:55
2. moi ( 14/01/2005 06:04)
ary mety ho lasa ihany, lasa ihany, lasa ihany

- itena ohatran\'ny karetsaka !

fa ianao mamaky azy no mihomehy ...
3. ikaretsaka ( 14/01/2005 06:07)
eisy @zay izy mba milay koa mba misy olona ohatran\'i moi (izaho) izany
4. kavitra ( 14/01/2005 06:32)
5. fanja1 ( 14/01/2005 07:09)
6. ravatorano ( 14/01/2005 07:56)
itena bekibo :-D ohatran dravato :-D
7. chipie1 ( 14/01/2005 08:57)
:-P
8. xxx ( 14/01/2005 09:43)
I tena hoatran\'ny tongolo be ... :lol:
9. iriniaina ( 14/01/2005 10:00)
i tena kou otrany tsy fanomé taolana :-D
10. sechat ( 14/01/2005 10:09)
:-D
11. lanto ( 14/01/2005 16:03)
Mpianadahy indray de le vavy no zandriny :

-ikala lôla voalavo
-lemamy voalavo
-ikala lôla voalavo
-lemamy voalavo
-........


reraka i lôla de hoe :

-isika sy lemamy zany samy voalavo
12. ikaretsaka ( 14/01/2005 16:11)
tena voa mafy iznay raha izany
sady voa no lavo!
13. tolotra ( 14/01/2005 19:03)
d mande ihany:i tena ohatrany katsaka,i tena ohatrany tsaramaso,i tena ohatrany voanjobory,d farany hariva d matory
14. ikaretsaka ( 14/01/2005 19:05)
ka zay ange le izy e..de rahampitso miara milalao mandra pa miady sakado vovoka @ dinette indray!
15. kitjo ( 15/01/2005 06:38)
hahhahhaha
16. tsiperifery ( 15/01/2005 08:24)
Nisy tantine-ko izay mpihinan-drery tsy mijery ny voamasonay . Romotra aho ny farany de lasalasa ny vavako hoe : \" ny nifin\'i tantine ôtran\'ny nifina lapin !! \" hihihi Nalazany t@ ndry dada ary dia tehamaina no setrin\'izany !! :lol: :lol:
17. mihanta ( 15/01/2005 10:14)
zany eo ihany fa le manao tena tena io tsy mba tiako k.
i ann tahaka ny poupetin\'angatra efa mba henonareo v zany?
18. chipie1 ( 15/01/2005 12:35)
aona njay zany akia ry mihanta?
19. mumu ( 15/01/2005 15:13)
ary zay zany no mahatonga any i tsiperifery itady anilay smileys mametaka ny tehamaina ary ? :-D :-D
20. mihanta ( 15/01/2005 18:18)
chipie1 ompa hono zany :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5554