Vary miaraka amin\'ny...

1. ftma ( 25/11/2004 19:52)
Sao mba mahita recette hafa fanao ianareo rehefa mahandro vary?
Ny hitako izao dia vary miaraka amin\'ny vovo-tsakamalao (poudre de gingembre): andraona ny vary fotsy, rehefa masaka dia endasina kely @ menaka dia rarahana ilay vovo-tsakamalao, afagaro tsara, rehefa hihinana azy dia asiana tongolomaitso voatetika madinika, porc laqué no laoka tsara hampiarahana azy.
novalian'i chipie1 ny 17/12/2004 20:36
2. ikaretsaka ( 25/11/2004 19:55)
ny henoko koa fa tiako handramana dia hoe andrahoina @ ron\'akoho ny vary .. any singapour
3. fijo ( 25/11/2004 20:29)
ftma>fa ngaha hiinviter an\'iza no asiana sakamalao?ih,ih,ih, mila maherihery an.hummmm eny hoaho e.fety ny andro.

misy koa fanao any majunga ny vary andrahoana miaraka amin\'ny ranona coco.dia izay laoka eo fa milay io an.
4. ftma ( 25/11/2004 22:34)
Ikaretsaka efa nanao an\'io vary sy ron\'akoho io aho fa andramo,tsara be :-P
Fijo tsy hoe hi-inviter an\'iza aho fa mba sakafo nataon\'ny tawainaise io e. raha tonga aty fijo hanaovana an\'io miaraka @ sosisy.
5. chipie1 ( 26/11/2004 13:57)
vary asiana dibera,sira , de asiana ketchup kou milay ka !!
6. booboo ( 26/11/2004 15:30)
vary andrahoina miaraka @ maggi, t@ pub no nahitako an\'io :°)
7. yonikafopl ( 27/11/2004 20:28)
ny fanaonay aty vary sy vermicelle, toy izao ny fanao azy, lomana @ rano mafana sy sira ny vary 1/4 d\'heure mialoha, endasina ny vermicelle atao mendimendy tsara(dore), tsara raha dibera no anendasana azy , rehefa izay dia tsihifina ilay vary nilona teo dia arotsaka , afangaro tsara, avy eo asiana rano, ka rano 2 vera isaky ny vary 1 vera, asiana sira, rehefa mangotraka dia ahena ny afo..
Ilay vary andrahoina @ ron\'akoho koa tsara, fa ny aty afangaro totokena ny vary, toy izao ny fahandro azy, endasina ny totokena asiana epices( poivre noir, canelle) sira, rehefa mendy tsara dia arotsaka ilay vary sy ny ron\'akoho, toy ny fanao tery aloha ihany. Rehefa masaka dia toy izao no fomba hi presenter na azy, atao ambony plateau ny vary efa masaka dia aparitaka eo amboniny ny nofon\'akoho nandrahoina . Dia aparitaka eo koa ny snoobar hoy izahay aty, fa le voan-tsapin kely reny, sy ny amande voaendy tsara.
Mazotoa homana daholo.
8. booboo ( 27/11/2004 20:42)
lé vôn-tsapin ôtra aôna zany ?
9. ikaretsaka ( 27/11/2004 21:20)
aty @ mpivarotra aty misy hoe pine nuts..
ohatran\'ny boanjo alaina avy t@ sapins.. de ohatran\'ny vanjo tokoa e!
10. ftma ( 28/11/2004 19:20)
yonika hay moa ndry lasa mahay mahandro :roll: andraso fa andramako ireo.
pignon angamba ilay voan-tsapin?
ary misy mahay riz pilaf sy rizoto( specialité italienne) ve?
Ny fanaon\'ny suisse idray dia vary miaraka amin\'ny poivron rouge, poivron jaune ary tongolo sy pignon.
11. fijo ( 29/11/2004 23:26)
noana aho lehireto fa mba hantsoy amin\'izay an.
12. ftma ( 30/11/2004 07:38)
Fijo efa ela no natsoina fa tsy tonga ko efa mangatsiaka idray ny vary.
tsy misy mahay mihitsy ve ilay rizoto e?
13. chipie1 ( 30/11/2004 13:33)
ftma> ity ary e
pour 4 personnes (600g de risotto)
200g de riz long ou rond
2,5-3dl de bouillon
1 oignon
4 c. à soupe d\'huile d\'olive
1 bouquet garni
sel
mesurer le volume de riz et mesurer 2 fois son volume de bouillon; faire chauffer celui-ci
Eplucher et hacher l\'oignon et faire revenir dans l\'huile 2 ou3min, puis y verser le riz et bien mélanger.
Quand les grains sont devenus transparents, ajouter le bouillon.Remuer avec une cuillere a bois jusqu\'à ce que le riz ait commencé à absorber le bouillon, puis rectifier
l\'assaisonnement et ajouter le bouquet garni
Couvrir et cuire de 16 à 18 mn ( le riz doit être \"fondant\") ne plus remuer.
Ajouter ensuite les divers ingrédients prévus dans le recette, sans écraser les grains de riz
Verser le risotto dans les moules et faire cuire au four pdt 10 à 15 min.Laisser reposer 5 mn avant de démouler.
préparation 30mn
cuisson:15 min environ
bon ap an!
14. ftma ( 30/11/2004 16:26)
Misaotra betsaka chipie1 :-* ny riz pilaf sisa andrasako de vita ny menu reveillon.
15. chipie1 ( 30/11/2004 17:18)
ftma> de rien akia :-*
omeko andry ny menu reveillon aza
pour 4 personnes (400g environ)
200g deriz long
80g de beurre
1 oignon
1 bouquet garni
sel
Mesurer le riz et mesurer une fois et demie son volume d\'eau.Saler l\'eau et la porter à ebullition.
Prechauffer le four à 200°C
Eplucher et hacher l\'oignon et le faire dorer doucement dans 40g de beurre.Mettre le riz non lavé, le mélanger pour bien l\'envelopper de beurre et cuire 1 ou 2 min en remuant.
Verser doucement l\'eau bouillante, ajouter le bouquet garni.Poser sur le riz un papier sulfurisé.Couvrir et mettre la casserole au four pour 16-17mn
Sortir la casserole et laisser gonfler 15 mn
Ajouter le reste du beurre, mélanger délicatement avec une fourchette pour bien égrener le riz.Versez dans le plat de service
préparation:5mn+15mn
cuisson:16-17mn
humm nde ho any aminy ftma za am reveillon :wink:
16. fijo ( 30/11/2004 22:30)
ary ny toaka fety nga tsy mba hasiana resaka le.
17. fanja1 ( 02/12/2004 18:32)
fijo tssssssssssssssss
18. fijo ( 02/12/2004 22:13)
ka iny koa anie mampisy tsirony ny fety e.
19. ftma ( 03/12/2004 15:52)
chipie1 misaotra betsaka, miandry andry izany izahay amin\'ny reveillon!!!!!
fijo ianao zany no mitondra ny toaka e!!!!
ity misy vary fanaon\'ny indien:
andraona miaraka @ curry sy sira ny vary, asiana voakanzo maina(fruits sec: amande, noix, raisin, sns)
20. fijo ( 07/12/2004 00:30)
ssssss karana izany ,tsy mamely e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2705