Vary miaraka amin\'ny...

21. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:20)
vay sy voanjo no ampiarahan aandrahonina.. potipotehinba kely ilay voanjo fa tsy atao totomboanjo an.. milayyy
22. ftma ( 13/12/2004 17:51)
Fijo tsara anie ny sakafo karana e.
ikaretsaka varygasy sosoa hoanina miaraka amin\'ny voanjo no efa nandramako.
vary miaraka @ piments doux (Saint-Domingue)
tsara be: edasina ny tongolo 2 sypoivrons 4 voatetika madinika ary persil, arotsay ny vary (250g) endaso miaraka, asoi safran sy piment zay vao asiana rano dia hadrasana ho ritra, afangaroy @ voatamby voatetika madinika rehefa hihinana azy.
23. fijo ( 14/12/2004 21:09)
ftma,za tsy mila raha vao ireny e.
24. ftma ( 15/12/2004 09:10)
Fijo anaovana vary amin\'ny anana sy kitoza izany éla ko.
25. fijo ( 15/12/2004 21:08)
ie dia ny kitoza atao betsaka.le trafokena ireny .hummm
26. cutie ( 16/12/2004 23:06)
ftma
ty akia misy rice pilaf a
Endaso ny tongolo oignon miaraka @ dobera, aza atao may a. De avy eo arotsahy ny vary de afangaroy tsara. avy eo arotsahy ny bouillon, le mitovy ohatran\'ny nataon\'i chipie io ihany ny measurement rehetra. De ny bouquet garni kou. Andrahoy mandra-pangotraka. avy eo ampidiro anaty lafaoro 350F. Aza adino ny manasarona azy. Andrahoy mandra -pahamasaka.
bn app
De aza adino ny anjarako.

27. ftma ( 17/12/2004 10:49)
Cutie tonga soa ndry, misaotra fa voaray ny recette, miandry ato ny anjarandry.
Chipie1: efa nandramakony recette ndry fa tena tsara misaotra betsaka.
Fijo @ maraina ny reveillon ny kitoza trafokena fa tongava.
28. chipie1 ( 17/12/2004 20:36)
ftma> tsy misy fisaorana akia :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2736