mofogasy

1. sambatra73 ( 16/08/2004 12:24)
Ho an'i peta, la_douce sy ny namana tia mofogasy, resety familialy izity fa tsy profesionely akory ary ny ingrédients dé à titre indicatif fotsiny (donc azo atao be siramamy kokoa...) ka rà misy tena mahay dé alefaso fa zay mitsy no tena andrasana:

kobam-bary 500g (farine de riz), levure de boulanger 1 sachet, rano 1/2 litatra, siramamy 250g

Afangaro amin’io rano io ny kobambary 50g ary ampangotraina kely vetivety. Andrasana ho « tiède » dia afangaro @ ambiny kobam-bary sy ny levure ary ny siramamy, azo asina rano kely raha mafy lôtra. Sarony dia avelao 3ora farafahakeliny,1 alina eo ho eo no tena tsara. Asina menaka kely isaky ny lavaky ny moule fanendasana mofo gasy, refa mafana tsara dia fenoina à moitié isaky ny lavaka, avadika afaka kelikely.

Mila patience b io resety io ary matetika any @ fahatelo any ho any vô tena mety tsara ny pôzin’ny mofogasy (aza atao be rano lôtra fotsiny surtout rà vô be siramamy lôtra)

Mazotoa dôlidôly.
novalian'i tenio ny 24/08/2004 15:07
2. bichette ( 16/08/2004 15:18)
mmm !!! :P misaotra sambatra73
3. ramoul ( 17/08/2004 21:24)
sambatra73 ary elah nga tsy manana recette familialy am' ramanonaka?
zany mantsy no zavatra mba tiko mihaotra ny mofogasy.
Melsi quand même am' le recette aloha é! :wink:
4. ftma ( 17/08/2004 21:38)
Sambatra73 misaotra betsaka @ recette, mety ve raha atao @ moule hafa raha tsy manana moule fanaovana mofo gasy? sa misy toerana mivarotra ireny aty France?
5. fijo ( 17/08/2004 22:38)
misy mivarotra moule fanaovana ireny aty ka.
6. sambatra73 ( 18/08/2004 10:56)
ramoul> zà kou mitady resety ramanonaka nge!!!
fijo> aiza less zany mivarotra moule zany? zay manko mindrana vô afaka manao.

Mbô lazao oe rà nety nenareo?
7. donemaskit ( 20/08/2004 08:47)
ny mokary ohatra ny mampihiky zany zalahy a, aleoko ihany mofo gasy le ohatra ny eny Sabnam (le misy vovoka iny!) :D
8. roulio ( 20/08/2004 10:47)
Ito indray ary ny ramanonaka ra mitady zany nareo:ra farine no ray kilao dia kobam-bary zany 500g,moitié ny farine zany ny kobam-bary e dia rano mafana no ampiarahana miaraka aminy atao zay mapa mamy masira azy dia atao mandranondranoka ny patiny dia zay endasina sisany
9. sambatra73 ( 24/08/2004 07:20)
roulio: msôtra less fa tena anandrana zà d anina + sôsisy a, miammmm
10. tenio ( 24/08/2004 15:07)
Miam miam miam
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1419