Sakafon'ny maika na kamo

1. kitjo ( 23/07/2004 12:13)
Atody
Akoho endasina
Ketchup sy vary
Soupe instantanee

Ankoatra ireo ty misy iray hafa mahomby, ho an' olona iray ty fa ampitomboy arak' io araka2 isan' ny olona ( 10mn eo raha be inddra mikarakara azy)
-Teteho en "des" ny nofon' akoho 50 a 100g ( le tratrany iray kely iny ohatra)
- Andrahoy @rano kely ho masamasaka d tapohy rano fahefaky ny litre eo aveo
- Avelao hangotraka dia arotsaho katsaka @boaty (mais doux) iray.
- kapohy ny atody iray d arotsaho ao d afangaroy tsara
- Asio sira kely araka izay tiana d kotmila kely

Mangala "maizena" iray sotro lehibe, ataovy anaty rano MANGATSIAKA iray vera , afangaroy tsara ary arotsaho anatin' le lasopy aveo.
SOmary aroana kely ambony afo malefaka 1mn eo d azo hanina amzay.

novalian'i rurik ny 11/03/2005 14:43
2. kitjo ( 23/07/2004 12:13)
Ratsy io ra tsy misy an ilay maizena mamparihidrihitra azy. ENy @ grande surface ho an'izay tsy mahita, na ao @pavillon Analakely. Ohatry ny lafarine izay ny poziny anaty boritra mavomavo. 250g vidina fa ela b vao lany.
Fanaovana sauce blanche na atao @bitro,miam miam :-P
Rano mangatsiaka iany no azo atapoka aminy mandra-paranokany.
3. ramoul ( 23/07/2004 13:14)
Hummmmmmmm mmisôtra anao kitjofa mba anandrana zany zah zao de zao ihany.
Hummmmmmmm :-P
4. kitjo ( 23/07/2004 13:47)
miverena ary rfveo oe nanaona d tanjemo may ny lela an,hihihhi :-D
5. rivorijasoa ( 24/07/2004 04:27)
Tena sûr ve kitjo fa andrin'ny kamo sy maika izany folo minitra izany dia mbola hitetika akoho?
Zà mahita laoka tena vetivety dia vita tsy misahirana, ranon'apango asiana sira . vita kabary.(ho an-lé tena kamo be io an!)
6. kitjo ( 24/07/2004 11:06)
adinon ramaso ny sira

za koa mpanao an io ranon' ampango io tany Dago an,hihhihihi

rivo> samy milaza zay hainy ange mba mifampizara e
7. jhouhlambout ( 27/07/2004 14:52)
:P :( :^) :-D
8. nikopol ( 27/07/2004 15:40)
Sakafon'ny kamo sady mahasalama :

Legumes ( karoty, cocombre, choux fleurs, navet, salade, tomates, sns) sasana tsara dia zay, ampiarahana amin'ny sôsy vidina efa vita amin'ny boite ( sôsy aioli, mexicaines, sôsy yaourt bio, sns).
Afaka asiana variantes : surimi, oeufs durs, crevety, saumon...efa tout pré.

Ny misolo ny vary, mofo na, ovy raim sy valo atao anaty micro-ondes.

Raha mila hena dia asiana sira sy poivres fotsiny ny entrecotes dia apetraka eo ambony barbecue electrique dia zay (avadika indroa isaky ny 3 min).

Desera voankazo, frezy ohatra fa mila sasana tsara hono.




9. wawawa ( 27/07/2004 16:37)
Makany @ Mcdo na Burger King na KFC dia mividy
10. booboo ( 27/07/2004 16:41)
Mofo dé asisika ao aby zay mety afaka atao ao
11. olly ( 27/07/2004 17:05)
pâtes koa malaky
12. wawawa ( 27/07/2004 17:54)
Na koa vary sosoa sy kitoza endasina! Sady milay an!
13. bichette ( 28/07/2004 07:57)

ity oa misy sakafo malaky. Ny fiandrasana ilay rano angotraka no ela fa ny fikarakarana dia 30segondra, 1 mn raha be indrindra.
- pate nouille anaty sasé ireny, ilay 2mn de masaka
- atody iray
- cube or na knorr na jumbo raha tsy misy ilay sasé misy vovony efa voaomana tao anatin\'ilay sasé-nà nouille
- kotmila

Manafana rano anaty casserole, mandritran\'izay dia mitetika kotmila, rehefa mangotraka ny rano dia arotsaka ny pate, asiana menaka kely, asiana ilay cube or na knorr na jumbo na ilay sôsy niaraka tamin\'ilay nouille, afaka 1mn dia arotsaka ny atody (somary nokapohina kely), arona kely hiparitaka ny atody ; manao vavaka nampianarin\'i Tompo, rehefa vita ny amen dia arotsaka ny kotmila voatetika ; vita koa ny sakafo.
Azo atao ny mandrotsaka ny atody aorian\'ny vavaka .
Ny desera, hevitra mety ilay frezy. Rah kamo hanasa dia yaourt a la frezy e !
14. booboo ( 28/07/2004 10:55)
bichette>drôle kely ilay phrase alohan'ny farany :-D :-D :-D . Tsy aleo mousse au chocolat :} :} :} ? :-D :-P
15. kally ( 28/07/2004 19:54)
Rehefa tena maika be dia mofo dipaina dia asiana kasoka na osorana mayonnaise dia eny an-dalana sady mihinana azy moa ny rano vatsiana eny ihany,mihinana ihany mandra-pahalaniny. :-D :-D
16. bichette ( 29/07/2004 06:19)
booboo> inn less no drole amin\'ilay phrase-ko ? 8O mousse au chocolat koa tsara na glace au chocolat raha fotom-pahavaratra. miam ! miam ! miam ! :lol:
17. kitjo ( 29/07/2004 07:41)
kally> aako ko mpanao an\'io, hihhhi,
na mofo dipaina d asina nutella, pain ao choco vita!

bichette> io ilay soup instantanee lazaiko ery ambony.
Afaka ovaovaina io, na hohanina amzao fts miaraka @ilay assaisonmt iny, na koa refa masaka d esorina ilay ranony dia asina sardine sy mayonezy,mmhhhh
Mba ovaovaina fts.

D aza adino ilay mivavaka na maika aza,hihihihi
18. kitjo ( 29/07/2004 07:58)
Ary @ recette fanaovana godro2 ary koa feno resety mahaliana fa tsy ho an\' ny maika aloha e,ihihih
19. kinaoly ( 29/07/2004 17:38)
totokena sy atody kou raim kely
endasina ny totokena de vakina eo amboniny aveo aveo le atody de afangaro de zay de asina sira de hoanina am-mofo , desera njay humm akonjo :-P
20. kitjo ( 01/08/2004 12:39)
mofo asina nestle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.545