Sakafon'ny maika na kamo

21. poupounesana ( 01/08/2004 12:39)
sakafo hoan'ny tsy d maika ndray ty!légume efa votetika d andraoana d refa mangotraka d esorina le legume d passer-na au moulin!rehefa hoatran'purée le izy d averina eo ambony afo!mangotraka ndray d arotsaka ny vermicelle!mandra pa makasaka an'io d atao anaty soupière crème fraiche battue! arotsaka ao le potage d avy eo asiana fromage, crouton, zava-maitso, omellett voatetika sy zé tiana rht eo amboniny!bon appétit!efa misy an'le izy alou ao anatysachet eny @grade surface fa le hafa ihany le karakarainao eh
22. kitjo ( 01/08/2004 12:41)
poupounesana> ie, tsara mitsy io inddra refa mangatsitsika iny ny anjo!ihhihiih
vache ki rit no atao aminy d mifangaro tsara @ le puree,hiihhiihhi
23. bichette ( 02/08/2004 07:12)

mofo asiana sambos koa na nem :P
24. kally ( 03/08/2004 16:30)
Bichette>Dia vao handeha hividy sambos izany :x ?!Nefa efa maika be sady kamo be :(
25. chipie1 ( 31/08/2004 13:37)
kinaoly> donuts no tena aingana :-D
26. kitjo ( 31/08/2004 17:39)
mofo asina nestle, :-P
27. idealy ( 02/09/2004 17:43)
merci popounesana @ recette fa tena mety ho an-janako io
28. ikaretsaka ( 03/09/2004 22:19)
popounesana.. dia mahazo firy Kg rehefa avy mihinana an'io
29. fijo ( 04/09/2004 20:54)
ity no sakafon'ny kamo"lahy" tsotra indrindra.maka sipa dia izy asaina mahandro fa nareo matoritory.masaka io dia mikaly amin'izay.
vita. :-D :-D :-D
30. kitjo ( 05/09/2004 12:54)
eisyyyyyy, oh tsy lehilahy zany fa oh zazakley njay ry fijo an......
31. kitjo ( 06/09/2004 10:15)
Sady mbola mila fotoana ny hakana ilay sipa, anomanana ny fitaovana ao andakozia sns....

hay moa an' ny kamolahy fa ts an'ny maika.
Mitady hanao otobiografia ndray rafijo, :-D :-D :-D :-D :-D

Tanjemo znay ry sipa fa ataon fijo mpanao lakozia any fts,hihihihhi
32. rurik ( 09/03/2005 00:15)
Atody sy ovy koa haingana,voasana ny ovy dia tapahina lavalava toin'ny fanao rehefa manendy ovy,kapohina ny atody asiana sira kely ilay ovy ilay atody koa,endasina aloha ilay ovy avy eo esorina ao anatylapoaly arotsaka ny atody aparitaka eo ambonony ny ovy asio jambon raha tiana. mazotoa homanaé :-P
33. rurik ( 11/03/2005 14:43)
Voanjo sy voataby kao haingana sady matsiro.Mividy voanjo efa voatoto @ boaty ireny dia tetehina ny voataby dia afangaro asiana sira kely izay tiana dia vita ny ady é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3888