Paradisa an-tany !

1. tsiperifery ( 28/06/2004 07:16)
Ankoatra ny eto Madagasikara, aiza no firenena na tanàna nahafinaritra anareo indrindra na koa tianareo hotsidihina ? Inona no antony ?
Mba tantarao ahafahan'ny namana mitety tany an'eritreritra ô !
novalian'i fijo ny 07/07/2004 22:50
2. nykanto ( 28/06/2004 09:12)
Ny nahafinaritra ahy indrindra hatramin'izao dia Kenya ... firenena manana ny mampiavaka azy amin'ny lafiny maro tahaka an'i madagasikara ... tany hono no nisian'ireo olombelona voalohany , raha tsy hitanisa ireo karazam-biby marosamihafa tena mahasarika mpizahan-tany marobe any aho, ny andrizareo efa tena lafatra ny fitantanana ny resaka fizahan-tany...Australie sy Israel ny mba tiako hotsidihana.
3. oully ( 28/06/2004 09:35)
Ry zareo mipetraka ao Roma angamba no mahita ny tena hakantony ao fa ny nahafinaritra ahy indrindra dia ireo toerana efa tranainy tamin'ny andron'ny baiboly. Ohatran'ireny mahita film Jésus de Nazareth na Passion de Christ ireny. Tsy havaozin-dry zareo ny tanàna ka mbola voatàna tsara ny maha-izy azy taloha fa zany hoe efa tranainy fotsiny.
Israely koa zao no tanàna tiako hotsidihina amin'ny manaraka.
4. mcfy ( 28/06/2004 09:47)
Oully> fangaha moa ny toeran-kafa ankoatra ireo votanisanao dia tsy mba tranainy kosa sa hoe tsy ao anatin'ny baiboly koa? lol
Tambin'izaho mbola bandy aloha dia tanàna kely iray ao Afrika andrefana izay atao hoe Guiné-Bissau izay no tiako indrindra. Izao ah manty mety efa rôla k mihainohaino ny ivelany no tiako faio tanàna io mantsy d manja, surtout en tant que gasy no any. Nisy gasy vitsivitsy ihany nandalo tao. Izy no firenena voalohany eran-tany @ hatsaran'ny mahabibo. Ao koa ny pokona d mamboly vary gasy ary anisan'ny tena ankafizin-dry zareo mihitsy ny vary gasy.
5. mumu ( 28/06/2004 11:02)
nena République Dominicaine niveau paysage rien à dire fa tena tsara be!
6. booboo ( 28/06/2004 11:20)
ny anà Pérou dé mitety iny cordillères des Andes iny !
7. olly ( 28/06/2004 12:22)
nena nray île maurice , mahafinaritra be mijery azy an-tsary !
8. zollyii ( 28/06/2004 13:37)
nia de finlande, paysage ndr'zareo tena mmmmanifika be! rehafa @ ny été de maintso maintso be partout, de @ hiver fotsy be daholo brrrrrrrrrrrrrr!
9. zollyii ( 28/06/2004 13:39)
nia de finlande, paysage ndr'zareo tena mmmmanifika be! rehafa @ ny été de maintso maintso be partout, de @ hiver fotsy be daholo brrrrrrrrrrrrrr!
10. zollyii ( 28/06/2004 13:42)
nia de finlande, paysage ndr'zareo tena mmmmanifika be! rehafa @ ny été de maintso maintso be partout, de @ hiver fotsy be daholo brrrrrrrrrrrrrr!
11. andriambelo ( 28/06/2004 15:17)
Ny ahy ny paradisako dia miankina amin'ny Eva
12. mumu ( 28/06/2004 17:07)
13. fijo ( 28/06/2004 23:12)
irland ny tany tiako aleha ary suisse no hitako milamina indrindra
14. kinaoly ( 28/06/2004 23:18)
za kou tia an'i irland, le pays des farfadets et des elfes.....
15. bidou ( 29/06/2004 11:13)
ny ahy aloha dia izany hoe Etazonia izany no mbo tiako hono satria sady bogosy ny olona any no be sosy
16. hendry ( 29/06/2004 15:10)
Ny ahy ireo nosy manodidina antsika reo no hitako ohatran´ny tsy ratsy @ fahitana azy @ télé, la Réunion, Comores ary Seychelles.
17. chipie1 ( 29/06/2004 21:43)
ramaso no comment
18. fijo ( 29/06/2004 22:33)
sosotra nga chipie?ih,ih,ih,marina kosa io ko.
19. oully ( 30/06/2004 07:31)
Ary maha te hitsidika sy paradisa an-tany ve ny tany be arabo?
20. mumu ( 30/06/2004 18:27)
za efa tany Tunisie nafinaritra alou e!!
Egypte kou tiako hita!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6436