Paradisa an-tany !
24. ftma
(
01/07/2004 13:38)
Japon, mahafinaritra be any, sady mahay mandray vahiny ry zareo, ny teniny fontsiny no sarotra, ny fihinana trondro manta ihany no tsy tiako tany.
25. xxx
(
01/07/2004 14:35)
ny ahy ba tiako aleha zao any Haway!oh mlay b mantsy ilay tanana sy ny mer any zareo!
30. gandy
(
01/07/2004 20:12)
Ny ahy ry ireto any @ izay ahitako an'ny sahan' edena no toa hahafinaritra ahy an!
32. myllanah
(
05/07/2004 16:17)
Ny atao hoe Paradisa dia anaran'ny tany izay ahitanao Hasambarana, nefa koa ny atao Hoe hasambarana dia faha tanterahan'ny atao hoe faniriana, nefa ny fanirian'ny olona iray dia tsy mijanona fa mitohy foana, ny manana mille, mitady million, ny manana million mitady milliard dia tsy misy farany, noho izany, ny fahasambarana raha mbola eto an-tany dia mandalo, ny paradisa aloha izany dia eto an-tany dia tsy maharitra. izay toerana efa tena nirinao efa ela no ahatongavanao dia izay no tena paradisa, fa saingy mandalo fotsiny ihany io an, rehefa mipetraka ela eo ianao tsy maintsy ho leo ihany, Ok an
38. ikaretsaka
(
07/07/2004 05:43)
ary aiza indray ary ny afobe e?
Ny ahy @ reny tany misy sucide bombers ireny no tena afobe amiko
Ny ahy @ reny tany misy sucide bombers ireny no tena afobe amiko
39. yonikafopl
(
07/07/2004 19:56)
ny ho any UK sy USA ny ahy no mba tena faniriako fony mbola kely.
Fa ny hitety ireo faritra manan-tantara any Dago izay mbola tsy hitako no mba faniriako ihany koa .
Ataoko ahoana moa ny hitety izao tontolo izao nefa na ilay Madagasikara aza tsy hitako akory sy tsy mba nankafiziko akory ny hakantony??