isan'ny sakafo

1. kinaoly ( 31/05/2004 00:11)
ilaina ve sa tsy ilaina ny goûter ? raha ilaina dia isaky ny @firy ?
novalian'i methode ny 05/08/2004 11:03
2. poupounesana ( 31/05/2004 06:58)
ilaina mitsy hoan'ny oll tsy d mora matavy sy mora noana hoatrà. arakarakao ihany ny ora fa miankina @ ora fisakafoananao koa io! rah @9h enao manao pti déj d @ 11h gouter d @1 déjeuner d @ 4h gouter d @7 diner!sa tsy d mety loatra ny timing-ko v? nefa d tena zao mitsy no ataoko!fa rehefa miasa à d alohan'ny @ 7 ny sakafo maraina
3. chipie1 ( 31/05/2004 08:49)
10h30 ny maraina ohatra ny oe mihinana donuts njy hihihihi hmmm!
fa ny hariva fruits ngamba no tsara raha amiko alou e!(16h)
4. kinaoly ( 31/05/2004 10:13)
hihihi, njy an. de firy njay ohatsa le donuts aza ?
5. kinaoly ( 31/05/2004 10:14)
poupounesana, fa rehefa matavy ve dia tsy tokony hinana tsony ? sa ovaina fotsiny ilay sakafo hoanina ?
6. hery ( 31/05/2004 10:47)
Raha ny expérience-ko aloha, rehefa mihinana kaly antonony tsara aho amin'ny maraina dia tsy mila gouter firy. Fa rehefa nanadino nisakafo, na lé tsy afaka nisakafo fa namonjy fianarana dia tena mila gouter mihitsy hiandrasana ny amin'ny 13h.
oups efa kely sisa dia 13h
7. kinaoly ( 31/05/2004 11:12)
fa na mihinana sakafo maraina tsara aza rehefa miasa ny loha dia mitady sakafo ny vavony. raha za alou e. de refa mikarajia ao @serasera kou de tsy maintsy mikaly fôna, lol
8. chipie1 ( 31/05/2004 12:26)
kinaoly> iray iany ny donuts oanina refa maraina!
ary za akia refa miasa ndray ny lohako , de tsy mahatsiaro kaly mihintsy kou!
sao de maita kaly eo akaikinjy eo fôna aza njy de lasa te hihinana fôna ?
amiko alou tsy de ilaina lôtra refa mikaly tsara njy de ampy .
9. kinaoly ( 31/05/2004 13:02)
chipie1,
hihihi, tsy zany lôtsa fa efa fahazarandratsy ilay izy no marina, refa tsy mahita dia mamorona ny tsy misy, fa tandremo refa miasa be na mianatra be fa ilaina any ny manohan'aina an, sao marary eo.......
dia saika hadinoko, aza miady amankanina koa re ol refa misy mampalahelo oooo
10. booboo ( 31/05/2004 18:50)
raha tena ramaka dé ezahina ho fruits fôna hanina, na tsy ramaka koa ara
11. booboo ( 01/06/2004 18:07)
hihihi
12. chipie1 ( 02/06/2004 09:00)
ramaso> fanga de ny mahavoky fona kouss no eritreretina e!!
raha izany ngamba de tsy mihinakanina tsony refa tonga ny lera fihinanana!!!
13. jhouhlambout ( 03/06/2004 06:47)
8-)
14. kinaoly ( 03/06/2004 20:08)
za kalou minankanina fôna refa matsiaro e, fa saingy tsy manao voky be kosa. raha ny tsara ndrindra de intelo isan'andro no misakafo fa raha sendra nôna de tohanana voankazo na sakafo maivana fotsiny(ody ambavafo ouzy tsika zay). raha voky antenatenan'andro manko dia tsy mahinana tsony @le fotoana ilan'ny vatana sakafo (maraina atoandro hariva).
tsy dia tsara koa ny manao voky be refa misakafo fa vizaka ny vavony hono
15. chipie1 ( 04/06/2004 09:04)
ilay misakafo aingana be kou ratsy ...aleo miadakadana eny iany am zay ny vavony tsy misesika be lotra
16. kally ( 04/06/2004 17:08)
Ny ahy indray rehefa noana aho ka mahita ho hanina dia haniko izay eo na @ firy io na @ firy.Rehefa tsy te hihinana koa aho na omaly aza aho no nihinana farany dia tsy mihinana aho.Tsy mifidy koa rehefa tiako na bononoka no eo na chocolat na pizza na ramanonaka,na pibasy manta lerako aby rehefa hanina madio.
17. sambatra73 ( 08/06/2004 12:15)
Refa misy ao d mamely iany ry kinaoly a.
fruits: akondro mavoky b na goavy??
18. fijo ( 08/06/2004 21:52)
kally>sambatra indry.za indroa isanandro no mikaly dia mbola io hitanareo io.
19. kally ( 09/06/2004 09:21)
Ka ry Fijo ary sao dia mandeha fiara foana?sao variana mipetraka eo ambody ordinatera ?Izay koa anie antony iray e!Nefa angaha moa ratsy izao e?Mahiahia ve no mba tianao?
Dia tsy mikaly afa-tsy in-2 izany ve...?maneno be @ izany ny kankana sa ôfa zatsa?
20. chipie1 ( 09/06/2004 10:57)
fijo sao de mba efa vahana ny anao aza, tsy misy azo atao iny fa nanaranaka kou .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2018