Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
isan'ny sakafo
21. kinaoly
( 13/06/2004 13:49)
sambatra73>nga malaza be le kinaoly mpangala goavy lety ?
za lety zao efa hendry a, efa nahena hatr@ny isan'ny donuts
Hamaly
22. methode
( 05/08/2004 11:03)
Za aloha ry zareo dia tsy mba zatra goûter izany a!!! Ny namako izay zatra goûter toa marary vavony daholo ko!!! Na omena zavatra hatao goûter aza aho dia hadinoko fotsiny ao indraindray!!
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5232