Vary mitsangana sy ny karazany 
zany ve? tsy dé lé tsirony loatra angamba no hitako fa lé fitsangatsanganana |
Valio |
Miverina eny ambony
Lapan´ny ramanonaka eny Ambodimita, miteny ho azy ny anaran´ilay tsenakely.
Fa ilaharana rehefa week-end. |
Valio |
Miverina eny ambony
Na zany aza be ny matsiro saingy tsy madio loatra. |
Valio |
Miverina eny ambony
Ary ny akoho rôti eny Ampitatafika ? |
Valio |
Miverina eny ambony
any Behenjy no milay ny akoho ko |
Valio |
Miverina eny ambony
fanga tsy sôsissy ny eny ampitatafika e? ny akono ny behenjy milay kou |
Valio |
Miverina eny ambony
ny eny behenjy no milay amin'io ko |
Valio |
Miverina eny ambony
fa amin'izao fotoana anie lasa misy akoho eny eh! dé sôsisy kou mazava ho azy. |
Valio |
Miverina eny ambony
Tsy vary mitsangana ity. Ilay crevette sy akoho endasina amidy eny @ lalan´i Foulpointe.
Akoho sy orana voendy amidy @ lalana ho any Fianarantsoa iny, mbola alohan´Antsirabe dia efa misy azy. |
Valio |
Miverina eny ambony
hahahahaha!! |
Valio |
Miverina eny ambony
hendry> ie le akoho eny Talatan Ambohimaha anaran le toerana io,akaiky Fianar..
kay lety e, tena noana b a zany fa voatonina aby ny numero mahazo,hiihhihihihihi
raha kaly atoandro ndray an, fa mipetraka aloha e, fa tranokely fa madio an,
andramo ange ampitan Hop Ravoahangy,d tranokely zay milahatra @ USAID, trano fotsy2 kely,
Fa aza taran 12h fa lanindry Radoko sy ny mpiasan USAID aby,
Yaourt ao an..mmmhhh,d compose.....dray dray dray,
nefa tsy lafo an, sady tena le tsotra kely tranokely reny |
Valio |
Miverina eny ambony
sady tsisy OGM .. hay kao ve i kitjo mpanafika any e? ary lava tongotra be an.. io iznay ilay hoe sipa mipetraka ary dia tonga aty? hi hi hi.. fa tandremo ny mihinana hanimasaka ao camp robin rehefa mandeha fianarantsoa fa misy nanome poizina hono dia nony tonga tany Tana dia tapitra maty aby ny 1 taksi brousse.. nefa hono salama tsara daholo hatrany Antsirabe dia niala taxi brousse dia nifandimby maty |
Valio |
Miverina eny ambony
eee,tsary aleo tao aminay ro nihinana?
za ts mbola nihinana teo ndray aloha fa pibasy no fividiko eo camp robin e,@le ol mitafy bodofotsy reo fona na atonadro mamay be aza,hhiihih
oadray, ikaretsaka nga aona? ra ao Dago ndray d mba efa tapitapitra hitako aby, manao tourisme nationaly e, aiza d ny vazah iany ve no hahita
d refa mande tsy maintsy oe mihinana, refa mankany Majunga aza mijanona maka mokonazy eraky ny lalana,
mande Diego maka manga
mande Vatomandry, manongotra mananasy d mividy amalona velona,( tsy hay tsn aloha ze tomon reny zvt ongotana reny fa alaina fts e,)
|
Valio |
Miverina eny ambony
hmm manina mampite hody akia zany resaky njy ry kitjo |
Valio |
Miverina eny ambony
esy eeee
mumu ngah mbola tsy tratran le miantso ny any Dago d oe "manasa ooo, henakisao sy anamamy ny laokanay, misy lasary voatabia, d kaki ny desera n apapay mamy be" zay ftss,veloma aveo |
Valio |
Miverina eny ambony
ary madagasikara le.milay any an. |
Valio |
Miverina eny ambony
mmhhhhh.....voako ramaso t@ iny fa vao nihinana an znay t@ lahady.
za lou vo misy ol avy any Dago d voamaina 2sachets...biski...jus TIKO.....bonbo voandro...Farilac...hahahhaha |
Valio |
Miverina eny ambony