Vary mitsangana sy ny karazany

21. oully ( 28/04/2004 10:44)
zany ve? tsy dé lé tsirony loatra angamba no hitako fa lé fitsangatsanganana
22. hendry ( 28/04/2004 13:13)
Lapan´ny ramanonaka eny Ambodimita, miteny ho azy ny anaran´ilay tsenakely.
Fa ilaharana rehefa week-end.
23. hendry ( 28/04/2004 13:17)
Na zany aza be ny matsiro saingy tsy madio loatra.
24. oully ( 28/04/2004 16:50)
Ary ny akoho rôti eny Ampitatafika ?
25. ikaretsaka ( 28/04/2004 17:50)
any Behenjy no milay ny akoho ko
26. mumu ( 03/05/2004 18:12)
fanga tsy sôsissy ny eny ampitatafika e? ny akono ny behenjy milay kou
27. ikaretsaka ( 03/05/2004 19:24)
ny eny behenjy no milay amin'io ko
28. oully ( 04/05/2004 09:41)
fa amin'izao fotoana anie lasa misy akoho eny eh! dé sôsisy kou mazava ho azy.
29. hendry ( 05/05/2004 09:53)
Tsy vary mitsangana ity. Ilay crevette sy akoho endasina amidy eny @ lalan´i Foulpointe.
Akoho sy orana voendy amidy @ lalana ho any Fianarantsoa iny, mbola alohan´Antsirabe dia efa misy azy.
30. mumu ( 11/05/2004 09:26)
hahahahaha!!
31. kitjo ( 11/05/2004 12:01)
hendry> ie le akoho eny Talatan Ambohimaha anaran le toerana io,akaiky Fianar..

kay lety e, tena noana b a zany fa voatonina aby ny numero mahazo,hiihhihihihihi

raha kaly atoandro ndray an, fa mipetraka aloha e, fa tranokely fa madio an,
andramo ange ampitan Hop Ravoahangy,d tranokely zay milahatra @ USAID, trano fotsy2 kely,
Fa aza taran 12h fa lanindry Radoko sy ny mpiasan USAID aby,
Yaourt ao an..mmmhhh,d compose.....dray dray dray,

nefa tsy lafo an, sady tena le tsotra kely tranokely reny
32. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:49)
sady tsisy OGM .. hay kao ve i kitjo mpanafika any e? ary lava tongotra be an.. io iznay ilay hoe sipa mipetraka ary dia tonga aty? hi hi hi.. fa tandremo ny mihinana hanimasaka ao camp robin rehefa mandeha fianarantsoa fa misy nanome poizina hono dia nony tonga tany Tana dia tapitra maty aby ny 1 taksi brousse.. nefa hono salama tsara daholo hatrany Antsirabe dia niala taxi brousse dia nifandimby maty
33. kitjo ( 13/05/2004 02:44)
eee,tsary aleo tao aminay ro nihinana?
za ts mbola nihinana teo ndray aloha fa pibasy no fividiko eo camp robin e,@le ol mitafy bodofotsy reo fona na atonadro mamay be aza,hhiihih

oadray, ikaretsaka nga aona? ra ao Dago ndray d mba efa tapitapitra hitako aby, manao tourisme nationaly e, aiza d ny vazah iany ve no hahita
d refa mande tsy maintsy oe mihinana, refa mankany Majunga aza mijanona maka mokonazy eraky ny lalana,
mande Diego maka manga
mande Vatomandry, manongotra mananasy d mividy amalona velona,( tsy hay tsn aloha ze tomon reny zvt ongotana reny fa alaina fts e,)

34. mumu ( 13/05/2004 12:06)
hmm manina mampite hody akia zany resaky njy ry kitjo
35. kitjo ( 13/05/2004 19:46)
esy eeee
mumu ngah mbola tsy tratran le miantso ny any Dago d oe "manasa ooo, henakisao sy anamamy ny laokanay, misy lasary voatabia, d kaki ny desera n apapay mamy be" zay ftss,veloma aveo
36. fijo ( 01/11/2004 23:58)
ary madagasikara le.milay any an.
37. kitjo ( 12/11/2004 08:10)
mmhhhhh.....voako ramaso t@ iny fa vao nihinana an znay t@ lahady. :-P :-P

za lou vo misy ol avy any Dago d voamaina 2sachets...biski...jus TIKO.....bonbo voandro...Farilac...hahahhaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3876