Fihaonan'ny Gasin'i Australia

21. fijo ( 27/04/2004 21:13)
any zimbaboé ny australala izany.
22. ikaretsaka ( 27/04/2004 21:47)
ahan!
23. hendry ( 28/04/2004 17:59)
clap clap
24. fijo ( 28/04/2004 21:43)
asa ko isika tsy lahita izay any
25. oully ( 29/04/2004 14:17)
Mbola miandry zay étude des lieux ataon'ny fatsoraly eh
26. fijo ( 29/04/2004 22:50)
ka ikotofetsy ve no handrasana ry oully an
27. ikaretsaka ( 29/04/2004 23:19)
hihihihih dia mazotoa miandry an'i paoly na izaka tsy hivalana e
28. oully ( 30/04/2004 09:21)
nareo kosa dé masika lôtra eh, zà anie sériezy bé eh! i fatsoraly ihany kou, sady efa any ôstralia zao izy tsy dia henoheno izao, ho avy tsy ho ela angamba ny tatitra.....
29. fatsoraly ( 02/05/2004 08:34)
hay tena fanalana andro milay kosa eto refa le tsisy atao iny fa b d b ny voasarika.
Mahereza e!
30. oully ( 02/05/2004 18:01)
sérié bé nitovy taminao daholo ny olona tato kah!
31. ikaretsaka ( 02/05/2004 20:28)
nareo reto rankizy.. tsiky de ampy e
32. fijo ( 03/05/2004 23:41)
ampy ny tsiky e
33. kitjo ( 11/05/2004 18:11)
ko za zany mba te hiome d aona?

mampme manko fatsoraly fa tsisy gasy ao Australie amzao oe mipetraka fa izy ngamba virtuel d tsy aiko oe iza ko gasy antsoiny any
Za ngamba hisolo tena antsika fa za akaiky,hihihihi

d hanao .....hanao...hanao.. tatitra refa toooonga,

Laingako zany fa iza ko no ho any!!!!!
34. fijo ( 11/05/2004 23:38)
milay any hono ko.
35. kitjo ( 12/05/2004 00:18)
Milay any fa za ra andeha toerankafa no alehako k
36. fatsoraly ( 03/07/2004 13:41)
Rahoviana ihany e?
37. kitjo ( 04/07/2004 08:39)
@ herinandro e!
38. fatsoraly ( 10/07/2004 14:56)
Aiza tô tsisy akory? Tena mpaminany sandoka tsss! hahaha!
39. rindrarr ( 19/07/2004 07:04)
fatsoraly> angah :!: fa iza no tao @ frrrequence :?: efa hoe midira ialahy yahoogrrroups

taovy whyalla ny fotoana ny fotoana rrreto de afaka lomano rrravy eo. mahazo mitsangana @ zay anaty rrrano fa tsy mitovy @ teny vtvorrrna intsony.


40. fatsoraly ( 21/08/2004 01:50)
Osy e ly aligny e!

rindrarr> QSB sady be QRN fa mila QSP
QTH 5107
QRO de QSY -39 @ 2130 EST (afa-tsy WE)
QRZ: Cobalt
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4054