Fihaonan'ny Gasin'i Australia
28. oully
(
30/04/2004 09:21)
nareo kosa dé masika lôtra eh, zà anie sériezy bé eh! i fatsoraly ihany kou, sady efa any ôstralia zao izy tsy dia henoheno izao, ho avy tsy ho ela angamba ny tatitra.....
29. fatsoraly
(
02/05/2004 08:34)
hay tena fanalana andro milay kosa eto refa le tsisy atao iny fa b d b ny voasarika.
Mahereza e!
Mahereza e!
33. kitjo
(
11/05/2004 18:11)
ko za zany mba te hiome d aona?
mampme manko fatsoraly fa tsisy gasy ao Australie amzao oe mipetraka fa izy ngamba virtuel d tsy aiko oe iza ko gasy antsoiny any
Za ngamba hisolo tena antsika fa za akaiky,hihihihi
d hanao .....hanao...hanao.. tatitra refa toooonga,
Laingako zany fa iza ko no ho any!!!!!

39. rindrarr
(
19/07/2004 07:04)
fatsoraly> angah :!: fa iza no tao @ frrrequence :?: efa hoe midira ialahy yahoogrrroups
taovy whyalla ny fotoana ny fotoana rrreto de afaka lomano rrravy eo. mahazo mitsangana @ zay anaty rrrano fa tsy mitovy @ teny vtvorrrna intsony.
taovy whyalla ny fotoana ny fotoana rrreto de afaka lomano rrravy eo. mahazo mitsangana @ zay anaty rrrano fa tsy mitovy @ teny vtvorrrna intsony.
40. fatsoraly
(
21/08/2004 01:50)
Osy e ly aligny e!
rindrarr> QSB sady be QRN fa mila QSP
QTH 5107
QRO de QSY -39 @ 2130 EST (afa-tsy WE)
QRZ: Cobalt
rindrarr> QSB sady be QRN fa mila QSP
QTH 5107
QRO de QSY -39 @ 2130 EST (afa-tsy WE)
QRZ: Cobalt