Bira

41. fijo ( 14/05/2004 00:03)
de tsa hoaniny ve ny voalavo riky
42. kitjo ( 14/05/2004 07:17)
izay ary ro namany miresaka aminy maraintsy hariva eo ko
d izy mipetrakamanambotrakiraro d le voalavo ko mipetraka miaarka aminy e
43. andriambelo ( 15/05/2004 21:27)
Nareo ry zalà toa tsa nisy nanoratra androany fa anga tany an-tsena Sabotsy aby ?
44. kitjo ( 16/05/2004 09:40)
vao namonjy tsena ary anay yyyy
D nodomin posy teo @ Sany Terezy le garaban vodabi d katraka aby d vao noraofina

d sefaveo variana t@ le sevoaly deboa
45. kitjo ( 16/05/2004 17:16)
ps:mbo valio ry reto azaafdy le ary @ soso-kevitra ary an, mba mila fanampiana le namana e,.....
46. yonikafopl ( 16/05/2004 21:26)
hi hi hi hi mahafinaritsa be ny mamaky ny fiteninareo, ilay somary mitaritarika kely ireny , mihomehy mihintsy angamba izay maheno ahy fa sady mamaky mafy aho ato an!
47. kitjo ( 17/05/2004 09:42)
ampianarina vy ndroky yyyy
aia rarahina anga ze miomehy any fa izy aza tsary mahayyy
Toko mbo manala azy ary ro eto sy mba manandrana ze an'ny hafa tsara sa akory?
48. andriambelo ( 17/05/2004 14:31)
Zhay mintsy 'ngà nôtra a !
Hitako mintsy koa le garaba nodomon'ny posy teny amy Senterezy. Aako efa niteny tamin'ny tompony hoe aya manaiky fa etsoy kostà !!!
49. fijo ( 18/05/2004 00:05)
mitovy amin'ny atany ambositra madina re izy izany koa
50. kitjo ( 18/05/2004 07:02)
ngah ndroky ry fijo mahay ny avy any ambositra?
Schalama madigna va ny taignaaaa,hiihihhi
Schalama schalama vaaa, manakory re ny kilongaaaa
ZAny tkou moa sa amnakory
51. kitjo ( 18/05/2004 08:28)
Mampalahelo nefa tsy azo odian-tsy hita
Jereo ange e
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=21359&r=11&d=2004-05-18
52. andriambelo ( 18/05/2004 08:44)
Akory aby Rakitjo menakavy an,
Hitako tokotrany io tantarain'ny gazety io.
Tsary androky rery ro mahanena nefa koa ve amin'ny ilany, ny makorell misy fôna fa ny avy ao antanana ihany no sahy miseho masoandro amin'izay mba misy azo atao aminy.
Amin'ny manaraka asina lazaina aby ny paritenera fiksany. Manitainy aby ny karana ao an-tanàna amizay;
53. kitjo ( 20/05/2004 02:48)
ahhaaaahahaaahah
faly fijo amzay,
a ko partanty
54. fijo ( 20/05/2004 21:59)
clap clap,dia tena faly marigna moa ka.le izay ro izy iha moa ro tsa hofaly afa tsy ireo mpiray amignyyy.
55. kitjo ( 24/05/2004 10:54)
fa d marina tkou ary fa d reo ro tena manodina ny sipakely ao yyyyy
Fatatr'i Andriambelo vy le karana jiolahim-boto akaikin Thermes ry, mpijoro eo @ arabe eo fona manakana mpianatra mirava @ 12 na @ 6 d eo fona ny androm-piainany
Mak...ndahy fiantson ol azy

56. fijo ( 24/05/2004 22:37)
fandrio egny moa dia halefaso aty hanaovako azy le tsa hanao nareooo
57. kitjo ( 25/05/2004 16:34)
zay tkou ngamba ro hevitra
58. andriambelo ( 26/05/2004 18:21)
Tsary teto an-tanàna aho ka tsary nahavaly anareo menakavy. Le izy koa any tsary ny karana ihany ro mamely. Misy dokotera mpandindy malaza izay tao an-tanàna. (aleo tsary lazaina ny anarany fa tsary hifanala baraka akory ro atao eto). Gaga aho hoe to efa lehibe nefa tos tsary mbola retirety. Nisy namaly ahy hoe izy hono ro mpanala zaza ny sipa bevokan'ny ngetroka teto an-tanana ka ananany dosie aby ny ngetroka, hany ka tsary sahin-dry zalahy ny mametraka azy retirety.
59. fijo ( 26/05/2004 19:58)
ko raha misy mandoro ve zany ny tranony tsy hirehatra hoazy koa ny ainy?dia mamely eny koa ve ingahy io e
60. kitjo ( 14/06/2004 06:49)
nipiripirina aby fa mamely ny hatschekaaaa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8011