Bira

61. fijo ( 14/06/2004 23:15)
terakovitra ve ny ologna koa.magnintsy loatsa ny fanala koa
62. andriambelo ( 16/06/2004 09:21)
Efa manomboka mangitsy tokotrany any an-tanana.
Ho avy hanao vokansy any ay eh !
Ashean-dry zalahy mafy refa mba mitondra ny kilonga mitaingin-tsovaly any amin'ny Parc de l'Est.
Tsary hita fa toy izany ihany koa moa no nanjo taloha eh ; refa tonga ry zalahy avy any vohitsara sady lasany aby ny sipa ro misondrotra ny posy.
63. kally ( 19/06/2004 16:29)
Izao aako vô tonga indray azony,tseliky ny tafitôvangy ny tongotrako dia nindarà be,avy eo aako nikaroka lakile tao ambatra kay dotran'ny tazera ny lohako.Aia kia Kitjo indramako le akanjobàn-droky vonipaiso iny fa mangitsy be aako a!
64. olly ( 19/06/2004 17:47)
tena mianatra teny bira ato aminareo zahay e !
misaotra e! hiihih
65. olly ( 19/06/2004 17:47)
tena mianatra teny bira ato aminareo zahay e !
misaotra e! hiihih
66. voninkazokely ( 19/06/2004 17:59)
Kory aby ô!
67. andriambelo ( 28/06/2004 15:10)
Manakory aby !
Mangitsy angaha ka tsary naharesaka aby ?
Ka nanakory ny fety tao an-tanana ? Hia aby no teny amin'ny Tsangambato ?
68. fijo ( 28/06/2004 23:46)
fety ina re ko ny andro ara nagitsy ko.
69. andriambelo ( 29/06/2004 07:40)
De tsa nisy tornike kory ve tany Andranovisy ?
70. kitjo ( 01/07/2004 15:07)
aoka anga kalongany fa asena ko rambelo an,
enjehan paonlisy eo ary ndroky ande hanao tornike enyyyy

aza tsalotsalo anga mo eeeee

fa mangitsy tkona anga zao any antanana,

aako ary d nitaingina manezy teo amin tsangambato yyyy, andorky anga Lembelo sefa tsa ho any aza b fanontanena eo aa,hahaha
71. ikaretsaka ( 01/07/2004 19:40)
fa akory anay ro tsary mbo hitakoritsika ato anaty mangitsy ao ry limaso?
Fa Ka'Kitjo anga matahotra ponlisy ro tsary mandeha tornike?
Efa hoa asevo Rebika hoa @ sovalseboa sefa tonga Le Hery
72. gandy ( 01/07/2004 20:00)
Manaova metimety aza raha mitady popety e!.Sady ririnina koa Mada izao ka mety io e! tandremo sao mizihin'angy an!
73. andriambelo ( 02/07/2004 08:15)
Maharavo shefa taitra aby nareo menakavy.
Shefa tsa nisy tornike, dia tokony nashena an'irony kaonkoro delegansy, rony paiso kely mande posy ravahana rony,
sa akory ?
74. kitjo ( 02/07/2004 09:45)
ramaso> aza mihaino resaka anga mo androky e,hhiiih, hisitrika ko vyyy? tsary antononina sao rovitra eo lambabodo k!

aako ary d matahatra paonlisyyyy,sa vy hanao kdi kely sefa tsa mety tsn ny tornike yyyy

Lembelo an, posy ashena balon vyyy? d ndroky vy hanao podiom?
75. andriambelo ( 05/07/2004 12:03)
Tsary tianareo nga ny podiom.
Tokty teny ro nampalaza ny raozin'ny paradisa :
"vareana nilalao enao ka adinonao 'lay tokatranontsika e !"
76. andriambelo ( 05/07/2004 12:10)
Le posy ravahana voninkazo eny Andranomafana.
Tsa maharendrena anareo koa vy ny anaran'ny posy ? Ireny ro tena ahitana ny fandroson'ny tanana. Taloha izy anarana vazà : "La Paix", sns. She aveo ndray anarana gasy : "Violety", "Fanantenana" ...sns. Ndraindray anarana hira malaza : Asa zay ra mbola any le posy hoe "O Iza Iza !"
77. kitjo ( 08/07/2004 12:51)
Aako ary d tsa mahatadidy tsn marina tkona hoe in aby moa ro anaran' ny posy tao?

Landihazo, railovy, ravitsara....
Fa d mahay ary le mpanao kisarisary @ renyyyyy
78. andriambelo ( 20/07/2004 15:36)
De tsa hita moa fa dia ataon-drizalahy any an-tanana zany ny fihaonam-be. Any amin'izany 67 zany hono.Nefa ay mba efa nanafatra mpivarotra mangidy hoe mila bedebe.
79. kitjo ( 22/07/2004 11:57)
lembelo> androky ary d lazaondroky eo ko aia ary ro tsa hilaozan ol any @ 67?
efa nifindra trano ary atsinanina any atsikaaaa

jereo
"lohahevitra manokana" eo ambonin'ilay tabilao be misy ny lisitry ny lohahevitra rehetra d jereo fa misy antsika ao
80. andriambelo ( 27/07/2004 14:47)
Dia any @ Eric Manana izany rehefa tsy nahatratra an'i Dady Cool ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3939