Bira

21. hendry ( 28/04/2004 18:03)
nahita ny tarognareo mianakaby aho dé mba taitsa koa. Hay ka mahay miroky aby nareo. Inona tokoa no mba tena rechaka ato fa tô tsa arako?
22. ikaretsaka ( 28/04/2004 19:38)
tssss tsary mety ny an'i hendry.. ataoko anay tsary mitarona fa mirokyyyyy
23. fijo ( 28/04/2004 21:45)
miverena amin'izay wa ato fa lasa lavitra be,sao very any
24. kally ( 03/05/2004 07:16)
Androky moa Fijo aia maharendrena sy milangalanga a!aia vy rankizy de terenareo hiverina fotsiny anay nefa mbola tamàna be ery.
25. fijo ( 03/05/2004 23:43)
ka efa hariva ny andro ko ,hilingilingy hijanona any lavitra any.
26. andriambelo ( 04/05/2004 22:55)
Anareo menakavy tsary mety miverana ka ay moa no tsary hihinjika ny tanàna ? Zao aza moa mba efa tsary eo tsony Ra-merci fa de nahamenatr'olona. Hoy moa le Tsiory tamiko hoe "manao sonia aza tsary hainy"
27. fijo ( 04/05/2004 23:32)
fa ny mikaly kosa angamba hainy ko
28. andriambelo ( 05/05/2004 09:16)
sy ny nenenjika makorell teny @ pista
29. andriambelo ( 05/05/2004 21:45)
Le Fijo zany ve tsa 'lay saika vinadin'ikala Santal ?
30. betty ( 11/05/2004 09:18)
hihihi
de ovina ary ndeh hiaraka hitsouk'ovy tsika eh :p
31. kitjo ( 11/05/2004 18:16)
ahitsiko kely ny an ka Betty
"vena ary asika ro ande hitsok'ovy e"lollll

ko ny andro ary zao efa mangitsy sao d hadilo ny nify ra vo ho tsofina ko ny ovyyyyy
Tsary aleo mividy gan tanana vy fa tsary ho zaka ary ny hatseka sefa le mande bisikileta marainaaaa

ARy ndroky ary andriambelo d masceka eryyy, ny ahy ro tena tsa zakako t@iny d le lalana namboariny hatreny antsena Sabotsy katreo ambavahadiny
Aia vy ko nofaranany hatreo maitsiny,
tsary mamely mitsy zany ra-ol marina!!!!!!!
32. andriambelo ( 11/05/2004 23:05)
Ary ngo mba misy mahay r'Ise ity hira ity fa henoko teny amin'ny Sôvaly diboa teny Andranovisy : tsara tare ka teseee !!!
Zao no vonaloany :

"Aia fady ry sakelidalanô
Ngo mba nandalo teto lay teako
Nifamaly anay matsyomaly
She marain'izy tsa hitintsooony!"
33. fijo ( 11/05/2004 23:41)
tsa fantako akory ve nama i santal koa hoe seka vadiko.
34. kitjo ( 12/05/2004 00:23)
Nitomany izy ro nandelo tetooo
nefa d noferan mafyyy
tsary hanoro androky ze hombanyyy
sy ny tanjon ize iafaranyyyy

lazao any moa ry sakelidalana oo
fa d teko ary izy inyyyyy
tambazak ovola andorky eeee
sefa milaza ny marinaaaa
35. ikaretsaka ( 12/05/2004 04:57)
aloavy aby am zey ar;zato sefa vita y hira de zevo taingina milahatra ratrato
36. fijo ( 12/05/2004 23:14)
dia tsy hainay intsony ilay kozy ry bira isany o.
37. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:53)
tsary misy laichien Randrianina anga @ kasety sovalydeboa ao ry Ka'Kitjo? i Hery tsary mety mitaingina fa sefa misy hoa zay izy vao hitaingina
38. kitjo ( 13/05/2004 02:55)
aia anga ry le "ikaretsaka ro ahitako anzany, Rebika ro vo henoko teo tany anaty takisebrosy

d sefaveo aako teo antsenakely d tamy le mpivaromanga,
- ty madama manga zanzibara 3roanjato 1 arizato be ranony be an, meko solefan ary madama raha hakaaaa,d ampeko akiray ra maka 6.
-tsary mbola haka aako fa aleo manaraka
-tena be ranony b ary io madamaaa, tsary mba haka vy ra hanandrana fts aza yyy
----ty ko tongolo maina tsara madama aaa
-any anga ndroky lebema fa tsary mila ze tongolo laindroky izy fa ny manga be ranony zao ro ilainy ataony dizera

....d vel teo ny ady moa aako lasa niditra serasera, fa refa tena madama a iverenako ao ndray
----
39. andriambelo ( 13/05/2004 09:40)
Le Hery tsary mety mitaingina sovaly deboa. Izy koa any milingilingy ; oveana moa izy iny no nisarosy tamin'ny posy dia nihinjika ?
Fa manina ny any an-tanana aho. Amizay niova be fa nony niverina tany ah tsary itako intsony lay mpangataka teo ampitan'ny Katedrall manao hoe :
"Mba mangataka Tompoko ô !
Mba mangataka Tompoko fa jamba e !
Ny tsiron'ny tany sy ny andon'ny lanitra ombanareo Tompoko ôôôô !!"
40. kitjo ( 13/05/2004 19:00)
ieee, tsary eo tsn tkou ary inyyyy
fa le rangah mainty be ro maty t@ 2taona, le teo ampitan Ritz, le mpanao kiraron mpitariposy iny, d le miaramipetraka @ voalavo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4284