You are here: home > Forum

Bira

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Bira
Valiny : 94
Pejy:  1 2 3 >  Farany
kitjo - 09/04/2004 16:12
Ia aby no tany Bira na mbola any?
Ndao hanao paka ato @ serasera,hiihih
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 09/04/2004 18:23
a hatrany.. lehibe tany .. ary androkyyy koa vyyyy?
Valio | Miverina eny ambony
voninkazokely - 09/04/2004 18:59
Anay koa hatrany !
Androky vena ny hiverina any ? hi! hi!hi!
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 09/04/2004 19:08
aako ary vao tany kooooo
vokatra zao ny poma any an
Valio | Miverina eny ambony
kally - 09/04/2004 19:53
Hitako ery ilay mandeha mihodina ery @ gara dia sefa ho any Andraikiba mahakamo be fa be olona be ery,aako ve rankizy tsary afaka mankany ,mahonena ànga!?Eto @ serasera vy sisa ...
Valio | Miverina eny ambony
jhouhlambout - 09/04/2004 20:09
zay sisa e.....
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 10/04/2004 00:18
ka mba misy eto ary.. androky kao kay mpandeha hatrany andraikiba refa pakyyyyy? efa hiakatra kao zao ny goavy raha tsy eva misy aza ny mantamanta!
Valio | Miverina eny ambony
bokona - 10/04/2004 07:15
Tsary de namely mou ny vokatra tamin'ty fa ny siklona. Anay aza nandainday nankany tana fa nataatra.
Valio | Miverina eny ambony
jonyrapida - 10/04/2004 09:53
anay koa ry le Jaona dia mba te hody eny Miaramasoandro a! Dia hi bal ao amin'ny Diamant rahalina
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 10/04/2004 15:05
Day rankizy ô! De tena teko any izany anareo miresaka ny an-tanàna izany.
Valio | Miverina eny ambony
voninkazokely - 10/04/2004 22:12
Tratry ny paka aby aryyyyyy!
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 11/04/2004 09:22
tratra ny paka aby ooooo
tsary d be ol oe t@tyyy. Any antsaha oe ro misy fety androany, ia ro efa tany "Antsaha"? milay b any fa aza adino sefa mankany, eo @tombotsoa mivily

kally>giravy znay ho any andraikiba paka zany kooo,ngamba tsary tafavoaka vel tao,hiihih
Valio | Miverina eny ambony
samoina - 15/04/2004 09:21
mahafinaritra aby ny vetsovetsonareo eto " mandaniresaka" eeeeee !
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 17/04/2004 01:50
miverena amin'izay ato fa efa vita ny paka e.
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 18/04/2004 06:06
aia abyro tsary nisy hita yyy ry ka kitjo rry ka kally ry li ravatorano.. tsa mbola nody vyyy/ sa narary kibon'ny goavy abyyy?
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 19/04/2004 06:09
taraiky ny ambotaiazy tany andraikibaaaa
d tsary nahita lalana d nitsorofaka tany andranovisy
menamena eny ambohimena zany samoina refa avy lany resaka ra oany Bira

Samoina anga zany mpanao boule tao @ COTONA yyyy,sa taia nanao tany?
Valio | Miverina eny ambony
samoina - 19/04/2004 09:43
SN tany ivohitra d tsary adino intsony bira ê ! Manimanina lava ny namana tao Mahazina sy ny yaourt be an'i BCL t@ zany andro zany !
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 23/04/2004 00:20
mbola any ihany ve nareo e
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 23/04/2004 00:58
tsa mbola niala yyy .. ary aia zao ro misy hotely gasytsara ao antanana ao yy
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 25/04/2004 23:40
ary vena aby ro verna fa tsary misy hita aby.. aia ka' vonikazokely ? sa misitrika fa mangitsy?
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 3 >  Farany