Ity tena matotra, za mitady

1. ngama ( 01/04/2004 15:12)
Raha liana ianao dia azonao andefasana hafatra aho ka dia miandry anao mila namana io.

Mba hahafantaranao ny momba ahy dia azonao jerena ato @ ity site ity ny sariko

http://namana.serasera.org/iza:ngama

Matokia ianao mamaly fa toky no omeko!
novalian'i hendry ny 17/04/2004 10:27
2. mumu ( 01/04/2004 19:39)
tssssssss
elà ty tena tsy sérieux mintsy!!!!
3. rfanjav ( 02/04/2004 06:41)
F'anga tena ratsy b no matahotra maneho sary, sarin'olona indray no ideraderana eo !!!
hi hi hi
4. rfanjav ( 02/04/2004 06:43)
F'anga tena ratsy b no matahotra maneho sary, sarin'olona indray no ideraderana eo !!!
hi hi hi
5. ramoul ( 02/04/2004 09:31)
hihihi tena tsara kosa ela zany an!
ra sipa zah na pelaka de novaliko fa zah tsy sipa no tsy pelaka ka tsy hanoratra ho an'la hihi
Rehefa mila namana lesy dia tonga dia ny maha lehila an'ila no aseovy fa tsy ny sarin'olona no aderadera!
Na ela tsy mieritreritra ary ve de tsy ho tonga saina hoe tsy ny sariko marina nge io fa sarin'olon-kafa sady amin'izay ilay sary tsy sary gasy fa sary amerikann be zao! mahamenatra izany.
6. rjmahel ( 02/04/2004 09:41)
de mahazotoa zay tadiavina r'ise an,ok
7. ravatorano ( 02/04/2004 09:58)
favy kosa ela ry kofa sengy sengy tsary elà kay io houzy ry zalah sa élá ihany io fa tamin élà taloha fa mizao efa niova élà
8. laloa ( 02/04/2004 10:33)
marina izany ry reto a ! maninona raha ny tena ny sarinao no apetraka eo dia hita eo raha misy mamaly anao na tsia ! aza matahotra fa tsy maintsy betsaka ny mamaly eo . Matokisa ahy !
9. nananie ( 02/04/2004 14:50)
Ntsss! Mampiesona dien'ny voalohany! Tsss!
10. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:41)
tsy matotra ry ngamba a
11. ngama ( 03/04/2004 07:27)
Aiza aloha ny porofo ialzanareo fa tsy sariko io? nga za raha amerikana de tsy hahay hiteny gasy?
12. tequila ( 03/04/2004 20:04)
mety hoe hahay hiteny gasy fa zany hoe hampirafy koa ve zany enao satria amerikana?
13. ikaretsaka ( 03/04/2004 20:37)
fa angaha rehefa amerikanina dia mampirafy
14. ngama ( 04/04/2004 06:25)
mbola tsy henoko indray zany we amerikana mpampirafy izany.
15. mozart ( 04/04/2004 08:01)
tena tsy matotra e!
16. kitjo ( 04/04/2004 09:23)
oadray!
17. malalatiana ( 04/04/2004 14:02)
famitady inona hono brad pitt
18. hery ( 04/04/2004 14:23)
ngama> mi-installer inona ilay sary? Sao dia mi-installer virus malicieux???
19. tequila ( 04/04/2004 15:14)
Sao dia tsy fantatr'i ngama aza fa efa manambady ange io sary io e!! hi hi !
20. ikaretsaka ( 04/04/2004 18:11)
tsss.. tartar i nngama... raha izaho ialahy menatra ... tandremo sao latsaka hattr@ pipi an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2349