Ity tena matotra, za mitady

21. laloa ( 05/04/2004 08:48)
Marina izany e!
Tsy tena lehilahy ianao raha tsy mampiseho ny tena maha-izy anao
Mba matotra e!
22. kitjo ( 05/04/2004 12:52)
aoka ry laloa fa sao d raisin ngamba ampisehoan ngama sary hafa eo njay oe mahaizy azy
23. peluche ( 05/04/2004 12:54)
zao tezitra @-nao doly ny mpianakavin'forum ry ngama
24. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:44)
za tsy tezitra fa kivy
25. rfanjav ( 05/04/2004 14:02)
Ngama : mba asehoy ny maha-lehilahy anao e !!!!!!!!
26. kitjo ( 07/04/2004 15:59)
aoka re ry rfanjav an
ra asehony eo tkou vao gaga eo fa tena zay vao tena izy no asehony
27. fijo ( 14/04/2004 21:56)
aseho ry ngama an,analana io henatra be hazo io.
28. rfanjav ( 15/04/2004 08:45)
ataovy sary tapaka buste ambany ahay ary e ! ny ambony efa hitanay fa tsy mamely, hi hi hi
29. fijo ( 15/04/2004 22:52)
rfanjav kosa dia mamely mafy tsss
30. ikaretsaka ( 16/04/2004 02:30)
hihihihi nareo rety ry ankizy
31. voninkazokely ( 16/04/2004 18:32)
Misotro ronono sahady ve?
32. fijo ( 16/04/2004 23:24)
maka tanjaka ka
33. hendry ( 17/04/2004 10:27)
toky re zao nomenĀ“i ngama ery ambony ery zao. Toky fitaka hono fa ny atao no hita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.183