Solika

1. xxx ( 29/03/2004 17:39)
Mikaikaika ny ameriakana fa efa mihoatra ny $2 ny iray galona amin'ny solika amin'ny faritra sasany raha toa ka $1.50 izany tamin'ny voalohan'ny taona.
Na izany aza dia mbola anisan'ireo firenena mora solika i Amerika. Indonezia moa no firenena mora solika indrindra eto ambonin'ny tany.
novalian'i ramoul ny 01/04/2004 15:07
2. ikaretsaka ( 30/03/2004 11:05)
ary aiza ho aizai madaghasikara @ fahamoran'ny solika?
3. nananie ( 30/03/2004 20:22)
Danz be ndray ary zao,fa nihakatra ndray izy. Mampalahelo mintsy wo ry reto ity firenetsika ity a!
Resaka solika ny ato , fa manararaotra fotsiny ah hiteny hoe tsy ny solika ihany no mihakatra. Ny vidim-piainana @ akampobeany mintsy.
Raoviana mintsy vao hiaina amizay ny malagasy e?
4. ramoul ( 01/04/2004 15:07)
Fa nga ny anyAmerika ihany no miakatra ny vidin"ny solika?ny aty la frantsa koa efa niakatra.Ny antony nampiakatra ny vidin'ny solika nge dia tsotra é!Ny ady any Iraka sy any amin'ny tany misy petraolina.Izay no antony mampiakara ny vidin'ny solika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0996