Nationalité frantsay

1. xxx ( 20/03/2004 16:24)
Naheno aho fa azo vidiana hono ny fahazoana ny nationalité française na ny carte de résident. Afera ve zany sa mba làlana ara-dalàna? Raha afera dia ahoana? ary raha làlana ara-dalàna dia ahoana? Misaotra eh.
novalian'i mirabel ny 08/05/2005 16:50
2. ralay ( 21/03/2004 15:53)
salut xxxx
Raha mieritreritra tsara ianao dia tsy misy zavatra ara-dalana vidina zany indrindra fa raha resaka papier administratifs, ka raha misy an'izany dia mazava ho azy fa tsy ara-dalàna fa afera araky ny teninao. Fa raha izaho manokana aloha dia tsy mahalala ny momban'izany fa ialako tsiny. Tandremo fa mapidikizo izany raha tratra enao.
3. nananie ( 26/03/2004 12:15)
indrindra fa aty @ Rabe-lalàna!
4. voninkazokely ( 27/03/2004 12:16)
Mitandrema tsara Ranamana fa na misy ary izany , Aza mba miditra amin'izany raha tsy te higadragadra foana marina e !
5. randria2 ( 28/03/2004 10:08)
Anontanio an' i Sarkozy.
6. randria2 ( 28/03/2004 10:09)
Anontanio an' i Sarkozy.
7. nananie ( 30/03/2004 19:10)
Izy zao sahirana mitady an'i Gros Loup moa? hihihi!
8. angie ( 30/03/2004 09:05)
Ny tena loza dia ny gasy en vrac indray voalaza ratsy raha tratra @ io raha2 maizina io nareo. Aleo hilamina e sa ahoana????
9. ramoul ( 02/04/2004 12:32)
Sarkozy aza efa voasolo ko!
tsy misy an'zany zavatra izany fa efa ela ihany zao no nipetrahako taty fa dia mbola tsy nahalala an'izany ny tenako.
10. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:47)
sao tsy nampahalalaina?
11. fijo ( 14/04/2004 23:11)
misy gasy mivarotra io zavatra io any nante,fa aza mijabaka ao fa raha tratra dia mihinana mafy mihintsy.any italie koa no be mpanao azy io ary gasy avy aty paris aty no mihidina any,fa tsy tsara ry zareo fa aza mitsofoka amin'io an
12. ikaretsaka ( 15/04/2004 22:19)
izay mitady kizo dia midi kizo ko
13. fijo ( 15/04/2004 23:28)
sady toa efa haraky ny pra ilay tao paris.
14. tonton ( 21/04/2004 16:21)
tena marina zany fa afera izany sady @ izao efa tay be , ra tratry ny poulet eny andalana eny dia miantso ny centrale izy manamrina ny CInao fa ra mba hoe olona miasa ao @ prefecture ihany no manao azy ka enregistre dia tsy maninona fa ra faupla dia eo ianao no raisina sady tonga dia prison ,
15. fijo ( 22/04/2004 04:49)
ka dia atsaharo ny fikasana fa sao ahita loza e.
16. xxx ( 11/05/2004 06:53)
aza midikizo @ zany fa tonga de prison an, aleo milamina e!ny aradalana ihany tinao ve zany mitaintaina zany e??
17. fijo ( 11/05/2004 23:16)
sady rehefa ela eto anie ka vita foana io taratasy io e
18. ludo ( 16/08/2004 15:04)
zvtr hafa tadivina ry ra xxxxx f'aza midikizo a!
aleo mande @ fahamarinana fa ny marina tsy
mba maty nefa koa ny ratsy tsy kely lalana
ka mba torohy hvtr' @ marina izy ry zareo fa tena mba mitady vonjy kosa izy !!! fa za aloa
tsy mahay resaka administratifs e!! bn courage
19. fatsoraly ( 19/08/2004 07:24)
hahahaha! hividy ihany ve tsy aleoko ramanonaka sy mofo gasy.
20. fijo ( 19/08/2004 19:06)
misy aloha fantako efa nanao an'io ary dia nety tsara fa na izany aza mitandrema ihany fa tena loza raha mitombina an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1505