Iza no mahay?

1. jhouhlambout ( 19/03/2004 19:56)
Nareo ve mba mahay milalao chiffre?(fa tsy PMU akory a!)
ohatra:

1 x 8 + 1 = 9
12 x 8 + 2 = 98
123 x 8 + 3 = 987
1234 x 8 + 4 = 9876
12345 x 8 + 5 = 98765
123456 x 8 + 6 = 987654
1234567 x 8 + 7 = 9876543
12345678 x 8 + 8 = 98765432
123456789 x 8 + 9 = 987654321

2. psykatr ( 20/03/2004 18:02)
Zà mahay:

1+ 1 = (6+6+6)/9
3. hendry ( 20/03/2004 13:11)
11 *11 = 1 (1+1)1 = 121
4. kitjo ( 20/03/2004 15:50)
1+1=1 (Ricky)
5. jhouhlambout ( 21/03/2004 20:03)
afaka atao 2 kou, ka
6. kitjo ( 21/03/2004 09:18)
k zany hono ko
7. pitchou ( 21/03/2004 15:52)
ny solosainako mahay an'izany rhetra izany
8. jhouhlambout ( 22/03/2004 18:00)
ary ny saina?
9. pitchou ( 22/03/2004 18:41)
ny saina maniraka ny solosaina hanatanteraka ny asa ko!
10. ikaretsaka ( 22/03/2004 19:54)
hay moa?
11. kitjo ( 23/03/2004 09:51)
k niainga t@saina no nanaovana solosaina sy ny fiasany ko
tokony oe fanitarantsaina moa znay fa tsy solosaina e,
12. kitjo ( 23/03/2004 09:52)
hahhaha,
13. jhouhlambout ( 23/03/2004 13:47)
tsss
14. kitjo ( 23/03/2004 14:54)
tena misy mifamadika dol ny valindresaka ato fa tokony alamin tompon'andraikitra fa teo tsy niome mitsy
15. psykatr ( 24/03/2004 20:46)
1+ 1 = ( 2+2) / 2
16. nananie ( 26/03/2004 14:34)
O ry reto a! zany solosaina zany ve tsy hitanareo we tsy mety? Pitchou niteny an'le izy dia lasa ôtran'ny we tsy misy anie zany le saina e! Satria soloin'le zvtr.
17. nananie ( 26/03/2004 14:34)
Mahay daholo nareo ka! Bravo e!
18. kitjo ( 26/03/2004 17:18)
jeu de mots
19. rindranavalona ( 05/04/2004 14:22)
log(2+2) = log2 + log2
20. jhouhlambout ( 05/04/2004 18:41)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4884